fanontaniana manitikitika

61. cutie ( 24/10/2006 19:53)
za nga niteny we valio :-D:-D:-D
62. pissoa ( 24/10/2006 19:54)
avereno vakian le size @ 1 indrindra

=))=))=))
avereno vakian ito
ny fanontaniana de we: am-pitiavana ve no anaovany an'reny sa we refa adidy de tsy maintsy atao
dia avy eo avereno vakiana ny resaka hatramin'ny voalohany indrindra :-D:-D:-D
63. pissoa ( 24/10/2006 19:54)
za nga niteny we valio
zah nga mianjy baikona vao mahalala ze tokony ataoko =))=))=))
64. cutie ( 24/10/2006 19:58)
avereno vakian ito

Voalaza teo :
ny fanontaniana de we: am-pitiavana ve no anaovany an'reny sa we refa adidy de tsy maintsy atao
dia avy eo avereno vakiana ny resaka hatramin'ny voalohany indrindra

zah nga mianjy baikona vao mahalala ze tokony ataoko
65. sonwin ( 25/10/2006 07:18)
tsy arako 'tsony ny kozy eto 8O
66. zamazama ( 25/10/2006 09:01)
azo atao tsara ny mitiza olona efa manmbady , azo antoka izany rehefa hitanao hoe ahoana ny fihetsiny sy ny ataony , io fitiavana io anie tsy mila ny miteny hoe tiko tiko fona nefa ny atao tsy mifanaraka @ zay e , jero fotsiny ny ataony anao dia miteny ho azy zany
67. mandrindra ( 25/10/2006 11:30)
cutie:

Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-10-2006 17:30:54
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:

olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a



zah ve olo-mandrika sa tsia?

olo-mendrika:lol::lol::lol:

izany ka olona mahay mitsara fa tsy toy ny sasany :-D:-D

68. kelly13 ( 25/10/2006 14:11)
lolll ny sasany tsy mahay v? mdrrrr
69. cutie ( 25/10/2006 14:36)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-10-2006 13:30:43
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-10-2006 17:30:54
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
Hoy i cutie:

olo-mendrika zany @lapino ny oul mampirafy a



zah ve olo-mandrika sa tsia?

olo-mendrika


izany ka olona mahay mitsara fa tsy toy ny sasany

eny wa :-D:-D:-D:-D
70. cutie ( 25/10/2006 14:37)
Mpandefa : zamazama [ Valio ] 25-10-2006 11:01:13
Lohateny : Re : fanontaniana manitikitika
azo atao tsara ny mitiza olona efa manmbady , azo antoka izany rehefa hitanao hoe ahoana ny fihetsiny sy ny ataony , io fitiavana io anie tsy mila ny miteny hoe tiko tiko fona nefa ny atao tsy mifanaraka @ zay e , jero fotsiny ny ataony anao dia miteny ho azy zany

marina zany :lol::lol::lol::lol:
71. sonwin ( 25/10/2006 15:10)
iƩ
72. lapino ( 25/10/2006 15:16)
cutie:

ny fanontaniana de we: am-pitiavana ve no anaovany an'reny sa we refa adidy de tsy maintsy atao :roll::roll::roll:

De aza manambady zany ry lapino refa mampa-koditra a :-D

Sady zo ireny no adidy, sady atao am-pitiavana no atao satria tsy maintsy - raha tsy hoe hotsinontsinoavina angaha ireo tsy manan-tsiny ...
Aleo aloo tsy asiana an'izany voady voady izany kle! :roll:
73. cutie ( 25/10/2006 19:28)
Sady zo ireny no adidy, sady atao am-pitiavana no atao satria tsy maintsy - raha tsy hoe hotsinontsinoavina angaha ireo tsy manan-tsiny ...

de ahona le olona mampirafy raha zany, mbola manao adidy sy zo am-pitiavana ve :roll::roll::roll:
74. lapino ( 25/10/2006 19:37)
Na tsy am-pitiavana aza, mbola mipetraka ny adidy !
75. cutie ( 25/10/2006 20:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
fa heloka ve zany sa tsy heloka :-D
76. soanja ( 26/10/2006 01:00)
Ny ahy alo aleoko tsy misy toa izay Adidy e. Zany hoe heloka raha vao mivadika adidy le izy.
77. cutie ( 26/10/2006 09:53)
hita wa :-D
78. mandrindra ( 26/10/2006 16:30)
cutie:

Sady zo ireny no adidy, sady atao am-pitiavana no atao satria tsy maintsy - raha tsy hoe hotsinontsinoavina angaha ireo tsy manan-tsiny ...

de ahona le olona mampirafy raha zany, mbola manao adidy sy zo am-pitiavana ve :roll::roll::roll:

fitiavana koa ve dia ho avadika ho adidy. zavatra milay mitranga io dia atao milay daholo izay mitranga rehetra.

79. soanja ( 26/10/2006 16:42)
Io vatanao io hoa sarobidy aza lanina amin'ny zavatra tsy ahitan'ny tena tombotsoa. Saingy aza hadino kosa ny mitsinjo ny hafa hatrany.
80. cutie ( 26/10/2006 18:03)
fitiavana koa ve dia ho avadika ho adidy. zavatra milay mitranga io dia atao milay daholo izay mitranga rehetra.

manontany an'i lapino za ka, izy ihany no niteny adidy teo :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081