Anaran'olona hafahafa !......
1. lemenakely
(
21/10/2006 19:45)
Asa ianareo raha efa nahita anaran'olona na gasy na vahiny fa dia misy hafahafa tokoa.
-BEVODY jean martial
-RAINIVOALAVO
-BONGA Stansislas (bonga io any @ faritany dia ny filahiana)
-MATAVY Georgine
-RALAIMONGO
-PELAMIALY FOLANDEFONA
Ny anarana vahiny indray izay hitako..
-LABITTE Richard
-ANUS Marie Anne
Anaran'olona sendra hitako hatrizay ireo ary tsy mamorona aho fa dia tena misy tokoa ireo anaran'olona ireo .METY EFA NISY NAHITA HAFA KOA ANGAMBA IANAREO FA DIA MAHATSIKAIKY IHANY ALOHA !
NY FANONTANIANA MBA NANITIKITIKA AHY DIA HOE TSY AZO NATAO VE NY NANOVANA NY ANARANA SA DIA NAVELA FOTSINY AMIN IZAO!

novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:21
2. ftma
(
21/10/2006 20:31)
Mety misy dikany ny nanaovana ilay anarana ka, mety tsy mitovy ny dikany andraisantsika azy izao sy ny nandraisana azy taloha.
izaho nahita:
MAUVAIS Jeanne
CRETIN camille
izaho nahita:
MAUVAIS Jeanne
CRETIN camille
6. titis
(
22/10/2006 00:16)
Le analan'ny mpiara-mianatra no tena tsy tanty rah vao hafahafa le anarana ka!ireny anie azonao ovaina rah hitanao fa manelingelina ny fiainanao e!
8. lost
(
22/10/2006 09:27)
ao ny Sauvage jean claude,Edith cresson,Gaël Monfils,mbola misy maro fa tsa hary vo tanisa,tsy ny tsika gasy iany no manaonao fona @ anarana fa erantany io ao ry Kaka footballeur bresil zany ka @ francophone zany tena maimbo lava @ ndry zareo mety zvtr hafa ny dikany
9. Fiffi
(
22/10/2006 12:45)
lemenakely:ka zao kosa aloha an ! misy toerana na faritra eto dago ohatra miteny enao ao tana hoe voatabia de any @ faritra hafa de midika zavatra ratsy io ! lasa teny tsy azo lazaina!
-BEVODY jean martial
-RAINIVOALAVO
-BONGA Stansislas (bonga io any @ faritany dia ny filahiana)
-MATAVY Georgine
-RALAIMONGO
-PELAMIALY FOLANDEFONA
10. Tsingatsa
(
22/10/2006 14:33)
:D:D:D
Mbola tsara ê! Ak'ry aby ô.
Namana vaovao ny tenako. Soa fa nihaino ny torohevitr'i Fiffi aho ary dia nanokatra ny lohahevitra FM.
Hitako fa masaka ny lohahevitra etoana momba ny anaran'olona hafafaha!
:arrow:Ny mahatonga ilay hoe hafahafa ny anarana dia tsy mahazatra ny sofina.
Rehefa mifampikasoka @ Malagasy maro anefa aho dia nisokatra tamin'ny fomba maro isamparitra ny saiko. (l)Ary dia tsy maratra intsony ny sofiko mandre hoe "Vodivodiagna: sarotahotra no dikan'izany amin'ny teny Sakalava"
Teny Malagasy izany ary fitenindrazana ao Avatr'i Madagasikara.
Ary mitombo ny fahalalalako ny kolontsaina Sakalava izay kolontsaina Malagasy toy ny kolontsaina Vakinankaratra ohatra. Ary mitombo ihany koa ny fifanajako @ Malagasy toa ahy nefa samy hafa faritra amiko!
=DVoninkazo manitra atolotro (VMA): Tokana ny kolontaina Malagasy fa misampana maro.
:arrow:Tokana anefa maro!
Misy ohabolana mahazatra ao Imerina hoe: "Toy ny embokakondro( felananakondro), mitràka iray ihany, fa miondrika vao misampana maro"
Mankalaza antsika mifampizara fahalalana ê!
Veloma ihany anga!
(l)( Fiteny ao @ Faritra Vakinankarara ny hoe "anga" sy ny hoe "ak'ry aby ô: Manahaona daholo ". Ohatra : Agnareo anga vy tsary mbola tany Bemahazembona?: Fa ianareo ve mbola tsy tany Bemaha: lemaka midadasika sy mahavokatra atsimon'i Tritriva i Bemaha)

11. belaza
(
22/10/2006 15:30)
tena hainao mihitsy le izy tsingatsa, raha ny tenako koa mantsy de avy ao bira irngiriny mahitsy de veloma aby ndray ary o
12. booboo
(
22/10/2006 15:43)
Arakaraka ny sofin'ilay maheno ilay anarana ihany io, dia mety hoe tsy hainy koa ny dikany dia lazaina fa hafahafa sy mahatsikaiky...
14. xxx
(
22/10/2006 17:29)
Ny anaran'olona gasy hafahafa fantatro de ny hoe
"scolastique",
de ny anaran'ny proviseur-nay tao @ Rabearivelo de "Rakotozafy", ka tononon'ny mpianatra hoe " Ra-kitoza fy" :-D

16. vale
(
22/10/2006 20:59)
:-D:-D:-D
ny hitako tam télé indray de oe: Mme lecul (le vadiny izany no Lecul:lol::lol::lol:), de Mr Pénis :?

20. Fiffi
(
23/10/2006 20:47)
Cocu, Cochon, Bordel, Labitte, Putin, Crétin : tels sont quelques-uns des patronymes dont le Conseil d'Etat a permis de se défaire.http://www.melimelodisa.com/nomsbizarres.htm