Anaran'olona hafahafa !......

41. prime ( 10/11/2006 15:23)
:-*:*:*:*
42. Fiffi ( 16/11/2006 21:39)
:*:*:*
43. prime ( 24/11/2006 12:14)
Iboasalama
Ramboasalama
Rakotovoalavo
Rainivoay
Reningory
Rangory
...
44. Fiffi ( 24/11/2006 20:58)
prime: nahita bdb enao an ! :):*
45. ikaretsaka ( 01/01/2007 06:27)
Ny anaran'ny rangahy Chef chantier ko t@ izaho nanao projet tany atsimo hoe

-Tournevis Jean Fredo (bara metis mahafaly razoky)


Dia nahalala olona koa aho dia hainareo moa ilay taloha ireny rehefa teraka ny zaza dia izay anaran'olomasina eo @ kalandrier amin'ny andro ahaterahan'ilay zaza no aomena ilay zaza

dia ny an'ilay Sipa izay indray hoe : FetNat 8O (hatrany aminay any @ mpitsoka ovy io)

nojerena ny date de naissance .. 26 jiona.. de hitanareo @ kalendrier kay tsy omby ao anatin'ilay case ilay hoe fete nationale fa Fet. nat no voasoratra dia izayno nataon'ny RAD anarany
46. miraymel ( 26/11/2007 09:21)
RAMOTALAMBO Prudence, :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073