Hono wa?

1. Lalosy ( 21/10/2006 13:47)
Tena fitiavana ve ny omen'ny olona efa manam-bady, manan-janaka ny olona iray vao zatovo?
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 18:58
2. andry08 ( 21/10/2006 13:48)
Alefaso any @ fitiavana!
3. Hubert ( 21/10/2006 15:26)
Mety ho oui, nefa mety ho non. Arakaraka ny position'ilay manambady io. Nefa raha ny hevitro manokana aloha dia aleo ny efa manana ho any; fa olona betsaka io ve de...hum!
Maha-lasa adala io an!:-w
4. lapino ( 21/10/2006 15:59)
Ozizy ilay hira izay hoe:
"Tiako ianao rasipa fa ny vadiko dia vadiko ihany
Izay fiainanao, za tsy te-hahalala an'izany ..."

Ozizy koa ilay namana iray izay hoe: "Aza mitady problema mbola tsy misy." :wink::-*
5. booboo ( 21/10/2006 16:15)
Zà ndray miteny hoe aza midi-kizo e ! :twisted::twisted::twisted:
6. Hubert ( 21/10/2006 16:29)
Izany mihitsy ry booboo. Conseils tena tsara=D
7. andry08 ( 21/10/2006 17:16)
hita hoa!
8. dailynews ( 22/10/2006 00:49)
tena tato ho ato tsy misy hevitra mihitsy ity resaka fitiavana olona efa manambady sns ity...grave be...mety ho tia izy lalosy saingy fitia hangalarina izany ary mamy tokoa saingy mangidy ny fiafarany, na ho ela na ho haingana. fadio io. hialao io. hidivio io.
9. soanja ( 22/10/2006 01:10)
Lalosy:

Tena fitiavana ve ny omen'ny olona efa manam-bady, manan-janaka ny olona iray vao zatovo?


Tsia tsia. Mba te hanova menu fotsiny izy fa tandremo sao voarebireby ao.


10. malalatinasoa ( 22/10/2006 05:21)
Aza mety hofitahina @ izany. Fitiavana mandalo no tadiaviny any aminao mba tsy itenenako hoe s... , sao dia latsaka anatiny eo vao hanenina.
11. colar ( 22/10/2006 12:24)
tsisy mahalala zay any ampo any kosa alo e, mety tiny ny vadiny ,ny zanany ,fa mety tiny ko le sipany,tsy foiny mintsy ko fa de izy no mandamina azy,fa saingy tsy zakan saintsika mo le mieritreritra we manambady iny,manajanaka iny nefa iarahan iny sipa iny ihany,mande fona ko ny we tsy atakalony ny vady amanjanany zany wa enao ,sns, fa tsy mety anga ra we samy tiny daol nareo ary samy karakarainy ary tsisy ataony malahelo,tsy haiko alo e
12. diamondra27 ( 22/10/2006 14:42)
refa misy resaka manome sy mizara de efa misy resaka fitiavana izany. Après ça se discute oe: manao ahoana le fitiavana, égoïste sa tena tia etc...
13. colar ( 22/10/2006 19:30)
fa ra ol maro v no tina de egoista zay ,oh we ny zanakao ,ny sipanao,ny namanao,mety we ny vadinao ko ka,ny revinao ,ny tokanao,tiko daol zao tontolo zao ohatra ,tsy azo atao zany v zany ,hahahahahhahha
14. lapino ( 22/10/2006 19:42)
colar:

fa ra ol maro v no tina de egoista zay ,oh we ny zanakao ,ny sipanao,ny namanao,mety we ny vadinao ko ka,ny revinao ,ny tokanao,tiko daol zao tontolo zao ohatra ,tsy azo atao zany v zany ,hahahahahhahha

Tia tena marina moa izany sa tena tia ? :roll::)
15. diamondra27 ( 22/10/2006 19:58)
tena misy blem ao fa maninona le olona mitady jeune nefa efa manambady
16. cutie ( 22/10/2006 20:11)
Tia tena marina moa izany sa tena tia ?

:-D:-D:-D:-D:-D
17. belaza ( 22/10/2006 20:48)
ie tena fitiavana anilay fahatanoran'ilay zatovo
18. soanja ( 23/10/2006 04:19)
belaza:

ie tena fitiavana anilay fahatanoran'ilay zatovo


De "aza meky ny manambady" zany hoy i Jaojoby. Ny manja tsy ho lany eto an-tany fa raha toa ka mbola te hilalao de aza maika ny manambady ary indrindra aza manamboatra zazakely manabe blem fiainana fotsiny.

19. mandrindra ( 23/10/2006 14:14)
tsy hoe satria ny olona iray efa manambady dia voatery ho saribtsarimpitiavana no atolony. afaka manome fitiavana ny olona manambady, ary mety afaka manome tsara kokoa noho ny tsy manana aza.
20. soanja ( 23/10/2006 15:09)
mandrindra:

tsy hoe satria ny olona iray efa manambady dia voatery ho saribtsarimpitiavana no atolony. afaka manome fitiavana ny olona manambady, ary mety afaka manome tsara kokoa noho ny tsy manana aza.


manaiky aho fa afaka manome izao tontolo izao izy rehefa tia tokoa. Ary tena tia lavitra noho ilay tsy manana aza. saingy ny blem miaraka aminy koa betsaka manaraka ny arabe.:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461