Hono wa?
21. xxx
(
23/10/2006 15:59)
ny blem misy fona na tsy manambady aza ny ollona hiarahanao fa io miankina @ izy roa ihany , fa ny olana indraindray ilay sipa tsy mahatsapa ny atao azy fa mitady bebe koko
22. cutie
(
23/10/2006 16:00)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-10-2006 17:59:25
Lohateny : Re : Hono wa?
ny blem misy fona na tsy manambady aza ny ollona hiarahanao fa io miankina @ izy roa ihany , fa ny olana indraindray ilay sipa tsy mahatsapa ny atao azy fa mitady bebe koko
marina zany :lol::lol::lol:
24. soanja
(
24/10/2006 01:49)
xxx:
ny blem misy fona na tsy manambady aza ny ollona hiarahanao fa io miankina @ izy roa ihany , fa ny olana indraindray ilay sipa tsy mahatsapa ny atao azy fa mitady bebe koko
Ny blem kosa anie misy foana na tsy manana sipa aza e. Fa ny blem resahiko eto de ianareo mitsam mahazo fahafinaretana de ny hafa tafiditra blem. Zany ve de mba rariny.:idea:?? Aza maika ny hanambady hoa raha mbola be revy. Na rehefa ao mahaiza mifanaraka tsara fa io no vahaolana raha te mbola hilalao fa ny diavolan-ko lava ary ny kilalao mbola ho ela. Toa tsy ny taona no mametra an'io raha ny fahitako azy fa ny rangolahy.
26. pissoa
(
24/10/2006 16:24)
Lalosy:
Tena fitiavana ve ny omen'ny olona efa manam-bady, manan-janaka ny olona iray vao zatovo?
Tsia :)
Resa-be an'ny mpangala-badin'olona sy ny mpanitsakitsa-bady fotsiny izany :-D:-D:-D
29. colar
(
24/10/2006 21:05)
azo atao marina ange ny manambady no manana sipa no manajanaka no mirevy ko e,firy mo ny ol manao an zany,saingy ny mahagaga d ny manambola ny tena manao an io,fa ra ny ol hendry otrana klo ,eleoko ihany mirevy dite d basta e,hahahahhahha
31. soanja
(
24/10/2006 23:09)
mandrindra:
soanja a, mahazo sady manambady no mbola be revy ka:D
Tsy misy milaza hoe tsy azo atao io akory fa hoe mahasoa ve?
Raha hainao ny mandanjalanja dia YES. Ny matetika anefa de tsy mahay foan ilay manao an'io zay le blem Mandrindra a. Ny revy ndray tsy lany kah. Mino aho a matoa misy ny fanontaniana dia mbola tsy ao tsara ilay hoe ahoana ny hitondrana ny baolina kah:wink:
33. mandrindra
(
25/10/2006 11:33)
soanja, ie mahasoa daholo rehefa mahafinaritra ka. izaho aloha tsy haiko na mahay na tsia fa ataoko foana io dia mbola tsisy blema hatramin'izao, ary tsy hisy blema mihitsy ka. raha resaka fitondrana baolina indray aloha mety ho haiko e:°):°)
34. soanja
(
25/10/2006 12:48)
mandrindra:
soanja, ie mahasoa daholo rehefa mahafinaritra ka. izaho aloha tsy haiko na mahay na tsia fa ataoko foana io dia mbola tsisy blema hatramin'izao, ary tsy hisy blema mihitsy ka. raha resaka fitondrana baolina indray aloha mety ho haiko e:°):°)
Mandrindra, tongava aty ary omeko diploma raha izay.:D:wink::wink::wink: Efa firy medaila azonao?
35. mandrindra
(
26/10/2006 16:31)
tsy manana medaily na iray aza.
ary i soanja anie izany no tena mahay an'io raha izany satraia hay ianao no mpizara diplôma an :-D:-D:-D
ary i soanja anie izany no tena mahay an'io raha izany satraia hay ianao no mpizara diplôma an :-D:-D:-D
39. Fiffi
(
27/10/2006 17:49)
colar:heu....ahoana koa zany mandoka tena zany ? de tena hendry tokoa ve ? :wink:
fa ra ny ol hendry otrana klo ,eleoko ihany mirevy dite d basta e,hahahahhahha
40. colar
(
27/10/2006 18:15)
tsy haiko alo ra fiffi fa to maditra marina nge hono za nefa tsitakowe inn le ditrako,za mihevitra we hendry b za ty,hahahhahha
