Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rainy ( 17/10/2006 23:28)
Inona no maha ory an'i Rajaonarivelo Pierrot?
Inona no tena mahafatifaty an'i Rajaonarivelo Pierrot hiala avy ao Maurice hoany amin'ny tanana handray roapilanina maorisiana? Maninona raha miverina mankany paris dia eo mandray ny airmad mivantana ... suite
répondu par tenagasy le 22/10/2006 17:24
ds ( 17/10/2006 23:21)
Samantsy na Eseky
Ho an'ireo mpankafy lalao Samantsy na Eseky : misy lalao iray nifanandrinako (Championnat de France Nationale III 15/10/*2006) izay sao mety hahaliana anao ny hamakafaka azy. [img]http://ds.blaogy.c... suite
répondu par ds le 30/10/2006 22:15
adidy ( 17/10/2006 21:27)
chataigne
Aty aminay izao fotoanan'ny chataigne ka raisina an-tanandroa ny re7 rehetra! Ny ato izao dia nandrahoiana t@ rano nandritra ny 3/4 h hono dia avy eo samy mamofy ny azy!! Tsara be nay ao anatiny! Vao... suite
répondu par andry08 le 22/10/2006 19:00
akbaraly ( 17/10/2006 16:19)
Mpitsikilo tratra
Tay be ndray reny mpiasan'i CIS (Central Intelligence Service) reny an! Ra fintiniko vetivety de nanatrika na nanao infiltration no tena marina ny fivorian'ireo AREMA sy ny antoko mpanohatra sasany to... suite
répondu par xxx le 21/10/2006 07:45
sipagasy ( 17/10/2006 16:00)
fanasana
Bonjour ... Manao ahoana ... Les Amis des Echos du Capricorne ont le plaisir de vous convier à une rencontre-débat littéraire avec le professeur Narivelo RAJAONARIMANANA L... suite
répondu par Fiffi le 20/10/2006 05:47
fiderana ( 17/10/2006 15:11)
size mifampitohy
araka ilay size dia mifampitohy daholo ny zavatra soratako sy ny fandehan'ny tantara havaliko ny size hafa, izao mantsy: 1/ size n'dolby: mitsaty de mihaona dia misipa... 2/lasany ny bison'oroka d... suite
répondu par fiderana le 27/10/2006 12:00
xmen ( 17/10/2006 14:32)
Tia ahy v izy?
Awona no fandinihanareo ity:nisy sipa 2 niaraka nikôtiko ny fitiavako azy ireo dia tsy mitovy ny iray 30% ary ny iray 70% ilay 30% anefa no nanaiky ahy voalohany fa ilay iray kosa mbola tsy tafa fa s... suite
répondu par pulchery le 11/11/2006 12:39
tezitra ( 17/10/2006 12:31)
pierrot=marco=escroc=rigolo?
misy zavatra telo mahalasa fisainana: 1)raha tena hody marina i pierro nahoana no tsy manofa jet privé na helicopthere dia midina ao mahamasina na ao ankirihiry? na...bizarre? 2)raha vitsy ny olona... suite
répondu par fiderana le 19/10/2006 07:39
cristal ( 17/10/2006 12:04)
MISAOTRA ANAREO NAMANA!
(l)(l)(l)Misaotra anareo namana fa tena nahitako courrage ny fanomezanareo toro-hevitra tamiko,efa nomeko ilay rahavaviny ny numeros tel,sy ny adiresy mailakako,dia miandry aho ary ho lazaiko amina... suite
répondu par ninih le 25/10/2006 15:22
kally ( 17/10/2006 11:39)
Mangina be ry lehiretsy a!
Asa na maninona na maninona ho'a fa tsy mety maheno radio vazo gasy intsony aho e? Tsy misy feo intsony mivoaka avy ao efa hatramin'ny volana septembre. Mandeha any @ takelaka hafa any aho anefa afa... suite
répondu par vale le 21/10/2006 13:19
ronaldo09 ( 17/10/2006 10:49)
Iza no handimby an'i Ronaldinho
Dia nivoaka izao ireo lisitry ny mpilalao 51 izay ho safidianina amin'ny Ballon d'or France football 2006 ny 28 novembre ho avy izao ao Paris.Ny fanontaniana mipetraka ho antsika izay mpitia baolin... suite
répondu par ronaldo09 le 31/10/2006 10:15
Sahoby17 ( 17/10/2006 10:17)
Te ho namanao aho
Salut, TIako enao satria Malagasy toa ahy ary tena tiako ra ho namako Ka mandray anao ary aho:D(l) ... suite
répondu par epsedo le 19/06/2007 17:36
xxx ( 17/10/2006 10:13)
Lasa ao Paris daholo ny dossier étudiant rehetra
Ahoana indray io ? Sao dia mampiahiahy izany ?... suite
répondu par Fiffi le 24/10/2006 09:28
xxx ( 17/10/2006 10:12)
Fa rehefa vita ny fianarana dia inona no tokony atao ?
Toa lasa voatery tsy maintsy mitady inscription foana isan-taona lava izao. Mankaleo. ... suite
répondu par Fiffi le 23/10/2006 20:27
koralie ( 17/10/2006 07:39)
FPMA Nancy
Manahoana daholo! Mba mety misy afaka hanoro ahy ny toerana hivorian'ny FPMA Nancy ve eto azafady. Misaotra betsaka.... suite
répondu par fijo le 20/10/2006 22:12
diamondra27 ( 16/10/2006 23:03)
menu du jour" poisson"
raketina ve sa sao de misy tsy dakôro. Oe aiza v de poisson foana no hanina mandritra ny herinandro? De inon no tianareo, crevettes sa langoustes sa tilapia sa carpe sa raie sa trondrogasy sa bla... suite
répondu par boubounezy le 20/11/2006 17:24
tsimiandravola ( 16/10/2006 22:24)
Andevo
[quote=Enrico]Mais [b]est-ce sage[/b], pour un humain moyen de l'Occident du 21è siècle, d'adhérer à une [b]morale d'esclaves[/b] du 1er siècle ?[/quote]Dia adikako io hoe:FAHENDRENA HO ANTSIKA A... suite
répondu par prime le 23/10/2006 13:04
Aino ( 16/10/2006 20:28)
mahagaga!
mba gaga any ilay pitondra taxi hireny hoa aho raha mba sendra nandende tany Analakely indray alina!!! Dia nande naka taxi izany, dia nilaza hoe eo analakely, dia annotany ilay pamily hoe- Any @indra... suite
répondu par mimich le 20/10/2006 08:34
soanja ( 16/10/2006 20:22)
lasopy salady laitue
Misy mahay manao lasopy salady laitue ve eto azafady? Misaotra mialoha... suite
répondu par cutie le 22/10/2006 23:32
Aino ( 16/10/2006 20:20)
efa nahita ve ianao?
asa aloha raha izaho koa no manao eritreritr-adala fa nieritreritra aho hoe, moa ve mba misy ihany ny lhl mivarotena eh? ilay sarimbavy mande hireny tsy kotina tsony ah!! fa hoatra fotsony hoe lhl tso... suite
répondu par Aino le 25/10/2006 21:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8998