Inona no maha ory an'i Rajaonarivelo Pierrot?
1. rainy
(
17/10/2006 23:28)
Inona no tena mahafatifaty an'i Rajaonarivelo Pierrot hiala avy ao Maurice hoany amin'ny tanana handray roapilanina maorisiana? Maninona raha miverina mankany paris dia eo mandray ny airmad mivantana etsy ivato na miala ao morisy dia mandeha ao johannesbourgh (izao moa no fanoratra azy?) dia mandray airmad indray miditra ao ivato ihany, na koa mandeha any italie dia mandray airmad mivantana, na mandray aircomores dia miditra any ivato, na mandeha any hongkong dia miditra ao ivato;..rehefa tsy lasa amin'ireo "airs-airs" ireo dia lazao ny tarika NY AINGA hanome azy ny sambo ANKOALABE hitondra azy hiditra ny tanindrazana.
Fika be tsy mifanerana ny an'i léry raha tsy maintsy midrikina ny handray roapilanina morisianina izy.
izany ve dia mba tiako hitondra firenena ?
Fika be tsy mifanerana ny an'i léry raha tsy maintsy midrikina ny handray roapilanina morisianina izy.
izany ve dia mba tiako hitondra firenena ?
novalian'i tenagasy ny 22/10/2006 17:24
2. Lejim
(
18/10/2006 02:45)
rainy> Tsy manohana an'i Pierrot aho fa kosa mba hita fa nanao ny moyens izay azony natao kosa izy e! Efa tany la reunion lery dia nifindra any maurisy indray. Marina anie ilay hoe afaka mi-tenter chance maromaro izy fa araky ny aina ve izay fivezivezena be izay. Ary raha toa ka tsy ekena miditra koa izy avy eo, dia ihodina aiza koa!
Tsy haiko na tianao hitondra ny firenena izy na tsy tianao fa raha blame-nao kosa hoe tsy ampy ny ezaka nataon'i Pierrot hatongavana any Dago, manohitra izany aho!
Tsy haiko na tianao hitondra ny firenena izy na tsy tianao fa raha blame-nao kosa hoe tsy ampy ny ezaka nataon'i Pierrot hatongavana any Dago, manohitra izany aho!
3. Robert
(
18/10/2006 03:26)
Lejim>Avy any France hoany Mada, inona ny tsotra indrindra?
Mandray avion, Charles de Gaule na Orly, de ivato direct. Inona ny handreraha-tena mandalo La reunion sy Maurice?
Misy tsy mazava iany ilay Pierrot?
Ary Ratsiraka sy Pierrot anie efa mitondra firenena teo iany ee, nefa tsy hitako izay zavatra tena vita teo? 35 000 logements aiza?
De inona no mbola hanohanana ny efa tsy nahavita azy.
Raha hosoloina iany Ra-8 tsy aleo mba olona hafa, sady misy 16 azo isafidianana tsara...

4. manantsoa
(
18/10/2006 04:19)
Tsy ho antonona ihany ny fonja eto Madagasikara raha izao no mitohy.............
Ny fiainana any am-ponja mantsy no tena maha-ory ny sasany.
Ny fiainana any am-ponja mantsy no tena maha-ory ny sasany.
5. moi
(
18/10/2006 05:12)
Dia hiditra antsokosoko hono zany ve izy e, dia tafiditra ary tsy hiseho vahoaka fa miafina tanteraka
(dia inona moa fa tsy hanao afera ao amin'ny maizina sisa azo anazavana ny anton-diany)
Sa hiseho vahoaka izy dia mba ohatry ny hoe "hanao sorona ny tenany"
Zay sisa tsy vitany !!
(dia inona moa fa tsy hanao afera ao amin'ny maizina sisa azo anazavana ny anton-diany)
Sa hiseho vahoaka izy dia mba ohatry ny hoe "hanao sorona ny tenany"
Zay sisa tsy vitany !!
6. pika
(
18/10/2006 11:00)
raha tena meloka izy inona moa no hanakanana azy tsy hiditra dia sambory e
sa mbola mampisalasala ny fanamelohina azy??
tokony havela hiditra izy na meloka na tsia satria mbola gasy
sa mbola mampisalasala ny fanamelohina azy??
tokony havela hiditra izy na meloka na tsia satria mbola gasy
7. barry
(
18/10/2006 11:33)
mety mbola tsy avela miditra izy:lol: aloha raha tsy vita ny fifidianana sao manakorontana angamba8-)
8. rainy
(
18/10/2006 11:33)
Ny resako tsy amin'izy hoe voasazy na inona fa ilay fomba entiny mandrebireby ny vahoaka no tena manasorena ny mieritreritra azy. tsy misy tokony hatahorany raha ny marina ny hiditra avy hatrany avy any frantsa. inona no antony mbola handehanana any la réunion sy morisy nefa misy zotra mivantana avy any frantsa reny malalaNY? tsy fanodikodinana ny saim-bahoaka ve izany aminareo? sa izaho no tsy maharaka ny fikan'ny mpanao politika?
Raha resaka fisamborana indray dia tsy tokony hanaitaitra ny adim-poko izy alohan'ny handehanany hiditra ny tanana ka hiantso vonjy amin'i chirac hoe tohano aho fa hihetsika ny Tanindrana raha toa ka tsy avelan'ny Merina hiditra aho. Izany ve dia mba mifanaraka amin'ny teny baikon'ny assidu-madagasikara.org hoe: TANDROVINTSIKA NY FIRAISAM-PIRENENA.
Marihiko fa avy any Mahajanga aho fa tsy anivon-tany akory.

9. prime
(
18/10/2006 11:57)
rainy> Ny seranana rehetra mihitsy no tsy mahazo mandray azy ary efa voalazan'ny ACM avokoa ny zotra miditra eto dago fa tsy mahazo mitondra an'i pierrot rajaonarivelo amin'ny fiaramanidinany...
Ny tena antony dia resaka fandriampahalemana...
Ny tena antony dia resaka fandriampahalemana...
10. rainy
(
18/10/2006 13:07)
Ny an'i Rajaonarivelo anie raharaha nilaina ê ! Naninona ingahy BenMarouf sy ny zanany tsy nisy gidragidra niditra ny tanana fa nanaiky antsakany sy andavany ny nandraisan'ny polisy azy teny ivato? Mbola nahazo famotsorana ihany aza izy dia nipetraka tsara amin'izao fotoana izao. Rariny sy hitsiny ny an'ny fitondrana raha toa ka hidiny daholo ny seranam-piaramanidina satria ny HANAKORONTANA no tena tadiavin'i Rajaonarivelo. Ilaina ve ny milaza fa izay rehetra mitondra fanjakana na iza izy na iza, na i RAJAONARIVELO Pierrot aza, dia tsy maintsy mitandro ny filaminam-pirenena fa tsy hanao vavan'ny mpitanty ran-kena hoe hisy rotaka eto amin'ny tanana raha samborin'ny Merina aho.
Voan'ny heviny i rajaonarivelo amin'io na tiany na tsy tiany.
Voan'ny heviny i rajaonarivelo amin'io na tiany na tsy tiany.
11. tezitra
(
18/10/2006 13:53)
raha misy ny risque korontana dia tokony hakatona i madagasikara? et vous trouvez ça normale? et les pertes en milliards des hôtels , des agences de voyages, des exportateurs en tout genre? et le chômage forcée des personnels au sol et naviguants etc..., et les activités derivées (taxi,restaurant et magasin au bord de l'aérogare.
tadidio fa io no fika nampiasaindradidy t@ couvre-feu t@ 2002 ireny, sy le hoe gouverner par ordonnance,satria nisy hono ny korontana. l'histoire est un eternel recommencement.
Tsy tenitenenina foana izany omena fahefana feno izany: ny miaramila,ny polisy, nyrepresentant diplomatika,ny reconnaissance international de votre pouvoir et de votre souveraineté, ka rehefa tsy zakanao ny fitondrana, tsy voafehinao ny polisy sy ny miaramila, tsy afaka manao mandat d'arrêt international an'i pierrot ianao, dia omeo an'i maihhol,an'i jules , an'i ninie donia,an'i elia , an'i satrobory, etc ny fitondrana

12. rainy
(
18/10/2006 14:05)
tsy manakana ny vahiny sy ny mpitsidika touristes mihitsy akory izany resaka izany. Raha handeha hoaty Madagasikara ny vahiny tsy hijery an'i rajaonarivelo akory; ary izany dia izany indrindra no andraisan'ny tompon'andraikitra ny fepetra rehetra mba tsy hisian'ny korontana. Tsy hitako izay idiran'ny hatezeranao amin'izany; ataovy analizy tsara ny resako dia ho hitanao fa na ianao izao aza hitondra ny firenena rehefa hitanao fa hisy ny rotaka dia tsy maintsy mitandro ny filaminana ianao na amin'ny fomba inona na amin'ny fomba inona. Tsy mitsahatra tonga eto Madagasikara ny vahiny manao fitsidiham-paritany. Tsy haiko ianao raha toa ka monina eto amin'ny tanana na manao tazan-davitra fa izay hita eto dia be vahiny hatramin'izao aloha. Ny mampihomehy ny vahiny dia ny mahita fa misaritaka amin'ny olona iray izay fantatra fa hanakorontana ny tany sy ny firenena ny mpitondra.
Raha any ivelan'i Madagasikara ianao dia modia mitondra ny fahaizana sy ny diplaomanao, raha mipetraka eto antoerana hoatranay indray ianao dia sokafy tsara ny maso, diniho tsara ny fiainana, ary aza mikaroka hafa tsy izay hampandroso ny fianakavianao, aza mety arebirebin'ny tsy haninona. Miandrasa ny fifidianana dia FIDIO izay olona hitanao fa afaka hitondra ny firenena sy hanome sakafo ny Malagasy ary hampilamina ny firenena.

13. tezitra
(
18/10/2006 16:11)
en tout cas na andro iray monja, na iray minitra monja hono dia efa misy nyperte; alors pierro fauteur de trouble? de 2 choses l'une:
1)-ou il y a bcp du monde avc lui, donc na manankorontana aza avela, na tsy toavin'ny miaramila intsony ny didinao
2)- tu delivres un mandat d'arrêt international, tu envoies 2 agent CIS en collaboration avec les polices mauriciennes et on l'embarque en vole privé hautement securisé pour mcar. on a fait ça a abdullah ocalan en turquie arreté au kenya; on a fait ça au terrroriste carlos; et l'arrestation de milosevic a provoqué de trouble mais on l'a fait en serbie
efa mba miezaka manome sopapa andrRa8 ihany aho, sao lazaina koa hoe...

14. rainy
(
18/10/2006 16:34)
Lasa lavitra loatra ny ohatra ataonao. Tsy any amin'ny terrorisme international akory ny antony iampangana an'i Rajaonarivelo. Tsy atoronao ny momban'i Carlos aho fa haiko tsara ny tantarany; mba nanaraka vaovao ihany ny tenanay na dia bado tsy mahay teny frantsay be loatra aza. Raha heverinao fa tokony hatao hoatran'ny nisamborina an'i Carlos i Rajaonarivelo dia milaza izany fa tena criminel tsy misy hoatra azy i Rajaonarivelo. Tsy criminel international ary tsy terroriste international i Rajaonarivelo fa "perturbateur" jereo ny maha samihafa ireo teny roa ireo ao amin'ny dictionnaire nareo mahay miteny frantsay fa zavatra roa samihafa ireo.Aza ampiarahana ny jiolahimboto sy ny bemarenina. I Carlos jiolahimboto, i Rajaonarivelo bemarenina amin'ny tsy tokony ho izy.
16. fijo
(
18/10/2006 19:54)
marihiko aloha sao mihevitra i robert sy rainy fa lejim dia momba an'i vatokely.tsia efa nisy resaka nataony teto momba an'io ka mazava ny tiany lazaina.
mazava koa fa ny hanakorontana no ten atanjon'i vatokely fa tsy hilatsaka akory.ka dia io voasakana io izany izy,mba hisorohan any korontana.dia jereo tokoa anie fa milamindamindratsy any satria tsy mbola tonga lery e

17. xxx
(
18/10/2006 20:50)
aza tezitra tsony ry tezitra a ! ary mbo ataovy teny gasy moa fa zay tsy mahay e ! :-D:-D
18. rainy
(
20/10/2006 09:47)
Raikitra indray izany araky ny voalazan'i Rajaonarivelo fa haroso ny "combat politique"?
Mahay léry ê!
Betsaka ihany izany combats hiatrehan'i léry izany : fanalana gadra - fiadiana amin'ny mpitsara ao maorisy - fidirana hiverina any lafrantsa - fidirana eto amin'ny tanana - fanesorana ny mpitondra amin'izao fotoana izao - fanentanana ny Tanindrana hiady amin'ny Merina - tsy hita ê !
Izaho aloha Mahajanga ka tsy voatohitohina amin'izany resaka farany izany kou!
mahery nédala raha izany ho tratrarina amin'ny combats daholo.

19. papala
(
20/10/2006 11:47)
tena efa fomban-dry zareo AREMA mihintsy io ataon'i pierrot io an! ka tsy azony intsony zao ny Malagasy fa efa mahafantatra ny marina rehetra:D:D:D
20. fijo
(
20/10/2006 22:48)
ny loza anie dia izao e,ny mpitondra arema maro,dia tsy mankato an'i vatokely,ka sahirana ihany ny akama