Iza no handimby an'i Ronaldinho

1. ronaldo09 ( 17/10/2006 10:49)
Dia nivoaka izao ireo lisitry ny mpilalao 51 izay ho safidianina amin'ny Ballon d'or France football 2006 ny 28 novembre ho avy izao ao Paris.Ny fanontaniana mipetraka ho antsika izay mpitia baolina kitra dia hoe :iza no handimby an'i Ronaldinho izay nandrombaka izany tamin'ny taona lasa!Amiko dia i Fabio Canavarro na i Gianluigi Buffon no handrombaka azy io .Mahafinaritra aloha dia mpilalao afrikana 4 no tafiditra ao anatin'ity lisitra ity dia i Eto'o(Cameroun),Essien(Ghana),Diarra(Mali) ary i Drogba(Cote d'ivoire).
Mipetraka ary ny fanontaniana iza no hitanareo fa handimby an'i Ronaldinho raha toa ka tsy voatanany ny toerany (izy rahateo moa ao anatin'ny lisitra isafidianana)?
novalian'i ronaldo09 ny 31/10/2006 10:15
2. ramorafr ( 17/10/2006 13:45)
Raha ny hevitro manokana aloha dia mba ho lasany Afrikanina indray e sa ahoana?Eto'o(Cameroun)no hitako fa mendrika ahazo azy io.
3. colar ( 17/10/2006 18:25)
buffon ny ana e,nikandra b mintsy lery
4. Razouzou ( 20/10/2006 18:39)
Rajean jaque ndray ny ahy lo heee:-D:-D:-D:-D lasany buffon io
5. zandikely ( 24/10/2006 04:10)
Raha ny ahy aloha dia i DIDIER GROGBA
6. ronaldo09 ( 24/10/2006 11:18)
O leity ry bandy akama dia i Drogba kosa ve lety!
7. MTN ( 28/10/2006 00:00)
zidaninho
8. ronaldo09 ( 31/10/2006 10:15)
Kozy ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5472