Lasa ao Paris daholo ny dossier étudiant rehetra

1. xxx ( 17/10/2006 10:13)
Ahoana indray io ? Sao dia mampiahiahy izany ?
novalian'i Fiffi ny 24/10/2006 09:28
2. sipagasy ( 17/10/2006 16:00)
3. kitjo ( 17/10/2006 17:24)
azavao aloha dia inona ny source d manin enao manao xxx e..
manasaritaka saimbahoaka fts
4. ftma ( 17/10/2006 19:55)
Tsy ny dossier ny étudiant ihany no lasa any Paris fa na ny mpiasa aza nohon'ny fiovan'ny carte de séjour, tsy ilay apetaka @ passeport iny intsony fa lasa carte plastifiée dia any Paris no manao azy.
5. fijo ( 17/10/2006 20:59)
tsy mazava ny resaka fa azavao kle
6. ftma ( 17/10/2006 21:09)
fijo: rehefa mandeha manao rénouvellement de carte séjour ny étudiant na ny mpiasa manana carte de séjour 1 taona dia alefan'ny préfecture any Paris, ny fanazavana nomen'ny préfecture dia hoe any Paris no manao ny carte plastifiée, miandry 3 herinandro na 1 volana vao mahazo ny papier. Tsy manome récépisé intsony koa ry zareo fa taratasy manamarina fa nametra dossier fontsiny no omeny.
7. fijo ( 17/10/2006 21:12)
hay ???? nefa anie taty taloha vita io plastika io e???? mahagaga izany.
8. ftma ( 17/10/2006 21:27)
tsy vita plastika izany ny carte de séjour 1 an fa napetraka t@ passeport, izao vao novaina ohatry ny carte de séjour 10 ans.
9. fijo ( 18/10/2006 19:16)
hay,za moa tsy mananan taratasy ko,tsa haiko koa zay
10. Fiffi ( 19/10/2006 06:06)
xxx: azonao hazavaina kely ve aloha zany fa toa ....???
11. fijo ( 19/10/2006 22:02)
efa nazavain'i FTMA ka
12. Fiffi ( 20/10/2006 05:49)
fijo: hay ve dossier paps eh ? :)
13. fijo ( 20/10/2006 22:05)
ieeeeee
14. Fiffi ( 22/10/2006 12:56)
15. kitjo ( 22/10/2006 17:00)
fijo> alazako an!
16. Fiffi ( 22/10/2006 17:40)
:roll:
17. rvoulah ( 23/10/2006 13:16)
tsy tadidiko ilay nama tery ambony nilaza oé tsy manome récépicé tsony ny préf.
tsy haiko an am province hafa , fa raha ny aty poitiers aloha ny fandehan'ny fanaovana renouvellement de toy izao amin'izao fotoana, vao nanomboka tamin'ity io an :
1- makany am pref maka dossier vert le fangatahana renouvellement
2- fenoina de ampiarahina aminy ny pièce rehetra ilainy
3- aterina any ( misy boritre be zay ao fametrahana dossier étudiant étranger)
4- afaka 1 mois eo , mahazo lettre miteny oé tongava aty am pref
5- makany am pref , na complet daholo aza ny dossier , de récépissé no azo aloha , fa any paris hono no manao ny titre de séjour plastifié
6-rehefa maka ny récépissé de milaza ry zareo fa dans 1 mois vao azo ny titre de séjour
Ho fehiny , 2 volana après ny dépôt de dossier vao azo ny titre de séj , fa mahazo récépissé enao alohan'izay.
zay ny aty fa tsy haiko ny ville hafa
18. Fiffi ( 23/10/2006 13:58)
rvoulah: vao zao ve io ? satria efa nasian'ry zareo decret sy affichage eny @ prf momba an'io noho ny lalana vao2 nataon'i sarko !
19. rvoulah ( 23/10/2006 14:05)
Fiffi: ie , vao izao io , zao septembre izao
20. Fiffi ( 23/10/2006 20:24)
mba tsy de sarotiny be loatra zany ny any @ nareo any zany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558