efa nahita ve ianao?

1. Aino ( 16/10/2006 20:20)
asa aloha raha izaho koa no manao eritreritr-adala fa nieritreritra aho hoe, moa ve mba misy ihany ny lhl mivarotena eh? ilay sarimbavy mande hireny tsy kotina tsony ah!! fa hoatra fotsony hoe lhl tsotra izao!!!
aza misy tezitra ah, mba eritretra mandalo ny ahy io.
novalian'i Aino ny 25/10/2006 21:25
2. cutie ( 16/10/2006 20:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. cutie ( 16/10/2006 20:22)
azafady ry Aino a, lasa tampoka iny
Za alou mbola tsy nahita e :lol::lol::lol:
4. Fiffi ( 16/10/2006 20:37)
Aino nga efa nahita ?
5. Aino ( 16/10/2006 20:57)
Fiffi ka izay ny antony anotaniako ko, sendra mba misy.
6. nolalaina ( 16/10/2006 21:19)
Aino : ary neveriko oé mivarokena!! hay ve mivarotena éh!! :lol: misy aky an!! fa za mbola tsy nividy an!! :-D :-D :-D
7. Bethebest ( 17/10/2006 04:52)
Ny vehivavy aza efa tsy fidiny dia ny lehilahy indray koa ve? Sady tsy mbola zakatsika eto Madagasikara izany.
8. sipagasy ( 17/10/2006 07:04)
oadray!!!!!! aiza ny tany tsy misy izany nefa e!!!! rehefa misy ny mpividy tsy maintsy misy ny mpivarotra
9. pitchou ( 17/10/2006 07:53)
ny gigolo klou d b d b e!
10. diamondra27 ( 17/10/2006 08:57)
Mpandefa : Bethebest [ Valio ] 17-10-2006 06:52:17
Lohateny : Re : efa nahita ve ianao?
Ny vehivavy aza efa tsy fidiny dia ny lehilahy indray koa ve? Sady tsy mbola zakatsika eto Madagasikara izany.



humm , marina ny teninao oe: ny vhv aza efa tsy fidiny fa malahelo aho milaza aminareo fa tena misy tokoa io.Soa ihany fa mbola tsy miseho ry zareo.

Mba fantanareo ve aloha hoe: ahoana ny fisehon'ny fivarota-tena any dago?

Raha ny aty andafy indray de tsy ferana izany surtout ao paris.Fa ny fanontaniana tokony hipetraka de hoe: ahoana no anampiana ireny olona ireny?

Raha manao ireny action sociale ireny nareo no mahita izany, feno @ alina eny rehetra eny....
Misy aza association mizara préservatif mihintsy de omena azy mba iarovany.
(Somary HS kely)
11. Aino ( 17/10/2006 09:10)
eny eh!! marina anie hoe ny vhv aza efa tsy fidiny eh!!! nefa hatao ahoana moa fa izay ilay fihainana.
12. papounette ( 17/10/2006 15:53)
Aino:

asa aloha raha izaho koa no manao eritreritr-adala fa nieritreritra aho hoe, moa ve mba misy ihany ny lhl mivarotena eh? ilay sarimbavy mande hireny tsy kotina tsony ah!! fa hoatra fotsony hoe lhl tsotra izao!!!
aza misy tezitra ah, mba eritretra mandalo ny ahy io.


Tena betsaka ny lhl mivarotena fa tsy mivôka be ohtrany ny fanaovany vhv fivarotantena.
Raha mande aty amorontsiraka enao de mahita fa tena matetika ol tsy ampoizinao mitsy an,manambady mananjanaka fa tena mivarotena e!ary lasa homosexuel occasionnel mitsy zareo.:{
13. booboo ( 17/10/2006 15:59)
rehefa misy ny mpividy tsy maintsy misy ny mpivarotra


eka ouz

Aino > misy io.
14. ninih ( 17/10/2006 16:27)
mba zavatra tsy hitako iny aloha e! de gaga za hoe hay misy hono! :lol:
15. Aino ( 17/10/2006 17:33)
ninih ka izay no napandende ny saiko teo ko!!
16. ninih ( 18/10/2006 08:51)
za ko aza mba gaga izao ùmamaky ito torohevitra iray ito.
17. Aino ( 18/10/2006 10:17)
ny fahenoko manko dia vhv faona, nefa lasa ihany eritreritro hoe ary mba misy lhl koa ve sa dia vhv ihany!!
18. ninih ( 18/10/2006 12:30)
izany mintsy anie! za izao lasa te hijery izany hoe aiza ary no ahitako an'izany de ahoana ary ny fomban'izany olona izany?
19. mandrindra ( 19/10/2006 11:11)
misy karazany roa ny lehilahy mivarotra e. misy ny homo, mivarotra ho ann'ny samy kôfa. dia misy koa ny mivarotra ho an'ny sipa, dia sipa indray izany no kil
20. kelly13 ( 23/10/2006 17:41)
za saika torana indray hariva ni style nandende tany paris zay sy ny namako (manao paris by night hono e) d nisy ni accoste, tonga d le tatara b no naseony , njekaky ooooo!!!! ôtran'ny hitako tampoka teo ilay scene!! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7036