MISAOTRA ANAREO NAMANA!

1. cristal ( 17/10/2006 12:04)
(l)(l)(l)Misaotra anareo namana fa tena nahitako courrage ny fanomezanareo toro-hevitra tamiko,efa nomeko ilay rahavaviny ny numeros tel,sy ny adiresy mailakako,dia miandry aho ary ho lazaiko aminareo ny tohiny,nefa misy fanintsiana kely ataoko,dia ny hoe olon-tiako izy io taloha ary refa nisaraka tsy nisy antony zahay dia lasa nijanona mpinamana be mihintsy tsy nisy toy izany an,fa io fandehanany io no tsy nolazainy ahy satria za no tokony lasa tany nialoha fa mbola nisy asa tsy maintsy natao eto an-tanindrazana dia nijanona aloha!Tsy afaka manome ny momba azy ny rahavaviny raha tsy miera aminy fa ny mamany tena mifankahazo amiko tsara na ny fianankaviany rehetra aza,tantara sisa e,fa zaraina mba ho maivana entina!Taty aoriana dia nitady namana teto nefa tsy nahita ihany koa dia aleho angaaha mijanona aloha satria mbola tsy fotoanany,mazotoa daholo ny namana isany!(l)(l)(l)
novalian'i ninih ny 25/10/2006 15:22
2. ninih ( 17/10/2006 12:54)
tsisy mety otran' izay aloha fa de ny hirariana aminao de ny hitohizan' ny fihavananareo ary e! mahereza foana e! ary aza manary toky izany fa any ho any ho any hono misy namana tena namana.
3. fiderana ( 17/10/2006 16:16)
courage ary ê! dia mahita ilay fitiavana marina....8)8)8)
4. ninih ( 17/10/2006 16:29)
marina izany e!
5. boubounezy ( 17/10/2006 17:42)
tsitako tsony zé lazaina fa efa nolazainy ninih sy fiderana dôly na zany aza mahereza e!:lol:
6. Fiffi ( 17/10/2006 20:00)
cristal:
Taty aoriana dia nitady namana teto nefa tsy nahita ihany koa dia aleho angaaha mijanona aloha satria mbola tsy fotoanany,mazotoa daholo ny namana isany!(l)(l)(l)
zany ve ? nefa ange namana daholo ny eto an! tsy azoko hoe nitady namana teto ianao de tsy nahita ? :roll: na izany aza de mazotoa koa ianao an!


7. boubounezy ( 17/10/2006 21:27)
maita eto fona enao refa itady fa fidio tsara sô é mba sendra lé mpitsikilo fiainana sy manao lele ny ibilava ka ho faty tampoka ny poizina enao a!:-D:wink: fampimezana dôly zany no fampitandremana fa na tsy eto aza dé misy fona zany fa mahaiza mifidy tsara e!:wink:
8. ratonga ( 18/10/2006 00:30)
boubounezy:

........ sendra lé mpitsikilo fiainana sy manao lele ny ibilava ka ho faty tampoka ny poizina enao a....



:roll::roll::roll:
9. ninih ( 18/10/2006 08:23)
efa nahazo betsaka kosa izay angamba e! :wink:
10. Fiffi ( 18/10/2006 16:30)
f'ita hoa eh!
11. ninih ( 19/10/2006 08:48)
mba afaka lazaina ve hoe nahita namana firy aloha e! sady eto betska ilay tena hummmmm na lahy na vavy io an! :roll: :-D
12. cristal ( 20/10/2006 06:53)
(l)(l)(l)Manahoana indray ianareo!
Marina fa tena namana daholo ianareo eto tsy ankanavaka na lahy na vavy fa ny notadiaviko teto dia namana hiara-dalana mandrakizay,nisy izy ireny fa mananihany dia fantatrao ny tohiny samy tsara tarehy anefa fa refa hametraham-panontaniana sy hifandraisana dia hita fa mbola hilalao e!Mazotoa daholo ary e!(l)(l)(l)
13. ninih ( 20/10/2006 15:27)
de inona mo izany no tena tian' i cristal hoe izy indray ve izany no hitany hoe "za serieuse"? :roll: tsy refa miresaka ve ka tsy ilay ilainao de mitady hafa indray e! misy betsaka anie eto e! fa mazotoa fa za mora milofika aloha e!
14. colar ( 22/10/2006 12:07)
ka sarotra ho an sipa eto ange ry akama ny atoky anareo ko e,tsy maintsy manala alo izy fa refa miinsista anie nareo mety ho tafa ihany e,ra anafatra anareo ko izy sao fay eo fa b zay reko nataon kof fay zay,tsy maintsy nareo ko zany no mnao investitaka ra hijery sipa eto,nefa tsapatsapao ihany sao d mbo tonga nyvintana ko,mahereza e
15. Fiffi ( 22/10/2006 16:59)
cristal: hilalao ahoana kay ?:roll:
16. ninih ( 23/10/2006 14:09)
raha eto no tena vonona hitady de tena betsaka eto fa tsy mahazo milofika mintsy aloha fa mila faharetana fa toa tsy azo terana izany fa mila fotoana tsara aloha.
17. Fiffi ( 24/10/2006 09:01)
marina akia zany an!
18. prime ( 25/10/2006 10:25)
Mazotoa ra-cristal a... sady nareo mbola tovolahy erotrerony indray v no ho kivy mialoha e... ny antitra ohatranay aza tsy kivy... betsaka eto fa d mahereza aloha miserasera e...
19. ninih ( 25/10/2006 15:22)
prime: aiza indray ity antitra ity? 7-> 77 aza mbola tanora ko!
Cristal: fa mahereza marina fa io ny lakile io serasera io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237