Mpitsikilo tratra

1. akbaraly ( 17/10/2006 16:19)
Tay be ndray reny mpiasan'i CIS (Central Intelligence Service) reny an! Ra fintiniko vetivety de nanatrika na nanao infiltration no tena marina ny fivorian'ireo AREMA sy ny antoko mpanohatra sasany toa andry 3FN sy ny tariny le bandy ireto ka ny sasany tafatsoaka fa ny iray de tratra ka nibaradaka fa agent de renseignements-ny fitondrana. Aona ny hevitrareo?
novalian'i xxx ny 21/10/2006 07:45
2. simplex ( 17/10/2006 17:03)

- agent vendrana tsisy otr'izany, ngamba tsy ampy fanofanana tsara izy.

- 3FN, AREMA, CRN,... tsy mbo pacifiq fa miketrika korontana. Tsy maintsy hoe arahi-maso ihany...

- mety hoe manohina ny vie prive an'ol le izy fa zany hoe tsy tokony ho olana b mankaiza ra tsy misy zavatra afenina nga. Sady zao mba samy kopy hoe misy mitsikilo fa aleo mailo :-D:-D

3. lapino ( 17/10/2006 18:00)
Danzz nge ny vokatr'ireny resaka mivoaka ireny! Jereo amin'ireny tany Ôtrisy ireny fotsiny ...

Fa ahoana hono ozizy ny tompon'andraikitra tao amin'ny CIS ?
4. pissoa ( 17/10/2006 18:31)
Inn moa no hevitra fa dia zay zany le oe mpijoko voajoko :roll::-D:-D:-D
5. lapino ( 17/10/2006 18:34)
:-D:-D:-D
6. Jokera ( 17/10/2006 20:53)
Raha ireo cis ireo aloha dia sady manana agents de renseignement betsaka tsy mahay no misy amin izy ireny no miditra ambelotra any an-tranon olona tsy mahazo alalana ka mila gadraina.
Nisy ny fisamborana rezervista tao besarety taoriana fanam-poahana grenady teny aminy hcc. satria nisy nanome renseignement fA rezervista ilay olona nitoraka grenady dia tsy nanadihady akory ny tena fahamarinany izany saiky hiditra amboletra tao anaty tranon olo fantatro anefa ry zareo no hitako ka nampitandremako satria tsy manana taratasy ahafahana manao izany. Noho izany mila fampiofanana ny agents cis sady tokony hanaja lalana satria ho any rehetra ny lalana.
7. fijo ( 17/10/2006 21:36)
sao dia tsy agent kosa izany le??????sa io agent io izay tsy mahita atao dia voaray ao daholo,
8. tenagasy ( 17/10/2006 21:54)
Mankamamy eh!
fijo! Izaho dia gaga rangah'ty!
Dia asa raha mitovy fijery amiko ianareo fa na ilay fanambaràny tanterin'ny ao @ la gazette aza hoe: "Et lui de déclarer aux journalistes : « Je persiste et signe être un membre officiel du CIS. J’étais embauché il y a un mois seulement. Je rends directement des comptes à mes supérieurs hiérarchiques (commissaires et capitaines) qui saisissent, à leur tour, la haute sphère de l’Etat. Je suis actuellement dans l’enceinte de la demeure de Albert Zafy et entre les mains de beaucoup de personnes. Mais je déclare n’avoir reçu le moindre coup. Aussi, si quelque chose m’arrive, je pointe du doigt mes chefs hiérarchiques et ceux qui m’ont ordonné de faire des missions comme celle-ci. Mahalasa ny saina ihany rehefa tena halalinina hoe: olona traingo, matahotra, ... ve ianao dia hahavoaka teny toy izao? Farafahatsotrany noterena hiteny an'ireo izy. Raha tsy izay dia vao maika maizina io zava-nitranga io ka tsy azo raisina sy itompoana araka izay ambara sy tanterina an-gazety. Iza no mahita hoe iza no CINEASTE ao?
Sa ahoana hoy ianareo?
Mirary soa e!
9. fijo ( 17/10/2006 22:39)
sao dia misy film tournena kosa ary any izany kle??????
10. rainy ( 17/10/2006 23:19)
fihetsiketsehana izany fa na, olona misandoka fotsiny io milaza azy ho c.i.s. io, na fanodikodinana aton'ny mpiaraka amin'i zafy be molotra, adala mantsy ny tena mpitsikilo aminareo â ! ny mpisandoka no betsaka noho ny tena azo itokisana.
11. xxx ( 18/10/2006 05:22)
za koa mba saika tsy hino loatra le resaka io fa dia indrisy fa tena marina io. mampalahelo be zany raha izany no mba formation an'ireo agents an'ny CIS ireo. Aiza ve ianao dia hanao mission dia mitondra karatra maha CIS nefa mbola mitondra fausse carte an'nyRTA. Dia en plus mbola mitondra dossier de travail hafa compromettant be .tssss...
12. jentilisa ( 18/10/2006 06:23)
Ny mpitsikilo tsy hanao tahaka ny ataony ireny mihitsy! na zazavao aza tsy hitondra ny karany na oviana na oviana raha mandeha mission sahala ireny. Ny dosie izany moa dia aoka fotsiny. Cinema io hanakonana ilay boay kely tratra teo amin'ny anjely mainty...izany hoe nilaza tsy nanontaniana ry zalahy tao amin'ny elizabeta nanao io fihetsika iniana atao io. Oviana no nisy olona tratra tsy voatsara navoakan'ny gazety sahala ireny ny sariny. Mitaky aho noho izany avoahy tsy misy afenina ny mason'ilay boay tratra teo amin'ny anjely mainty raha mahavita ny La gazette ary...dia aza tapenana intsony ny mason'izay tratra rehetra!
13. belhomm ( 18/10/2006 07:27)
Fa jerenareo ange fa raha misy CIS koa ireo antoko mpanohitra ireo tonga dia @ Prison à vie indray.
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
14. rabaradaka ( 18/10/2006 09:03)
Tsy fantatro ny marina na tena CIS io na fikaben'ny CRN sy 3FN koa. Fa na izany na tsy izany dia mpitsikilo voatsikilo zany e
15. pouti ( 18/10/2006 11:02)
sady tsisy olona hiteny mintsy hoe zah anie ka mpitsikilo miafina raha tratra fa aleony maty toe izay hilaza ny maha agent azy :?:
Mety marina ny voalaza fa fika be io :idea:
16. prime ( 18/10/2006 12:04)
D mila mitandrina fotsiny koa e... maro ny mpisandoka ankehitriny... nefa maro koa ny zazavao @ asa d manaotao foana tsy am-piheverana...
Fa ny tena olana t@ iny zavatra niseho iny d ilay naniraka ihany d izay hoe iza?... fa rehefa tsy ra8 d zafy ihany...
17. papala ( 18/10/2006 13:13)
tokony hazavain'ny ao @ CIS tokoa raha tena marina le izy, fa tena =))=))=))be le izy,oh sinema vendrana be zany. de amin'izay koa lay vendrana de nilaza hoe tsisy nikitika ahy tato @3FN! tSSSS ko raha tsy olona de tsy miheritreritra ve de hino an'izany? ZA ALOHA tena tsy mino an'izany, raha tsy hoe mody tena hiditra ao @ CIS mihintsy izy d higafy oh io mody nataony tratra mihintsy izy?o^oo^oo^o
18. prime ( 18/10/2006 14:28)
:lol::wink:
19. fijo ( 18/10/2006 19:47)
na iny resaka mpitsikilo tratra iny,na ilay resaka mampalahelo"nahafaty an'itompokolahy RAKOTONDRALAMBO ANTONIO" dia samy zavatra namboarina.
namboarina hoy aho,satria
-isika rehetra dia mahalala,fa raha izany mpitsikilo izany,tsy asana sarimbavy ka hoe vao voadaroka kely dia latsaka pipy sy hibaradaka.
-pitsikilo izany tsy hiasa hitondra karatra.araka ireo voalaza ireo.ary farany,
pitsikilo izany ,ireo ao ireo ihany no omena vola dia mivoaka ny resaka rehetra.
momba ilay tovolahy maty.
-ny namany ihany aloha no nilaza"express androany"fa olona niasa tsara izy roa andro taorian'ny nisamborana azy.tsy nisy olana izy matoa afaka niasa nandritra ny roa andro."raha douanier" izany no tratra tsy atokisana ny amerina azy hiasa eny ,raha fantatra fa momba ny adversa izy".
-azafady fa tsy resaka fanavahana,fa nahoana no merina ilay maty?????? satria ny merina no tiana kitihana ny fony,ka aleo io no "vonoina"

mampahatsiahy ahy ny fomba efa nataondry zafy sy ndrema tamin'ny 91 io resaka io.momba ilay namana maty tany tamatave nentina teo amin'ny 13 mai.
dia tsy mahita zavatra hafa atao ,hafatsy io vono io ve hakana ny fon'ny olona?????
ary satria moa efa homanina mafy ny korontana aorian'ny 03 desembra,dia izao dia efa hoamina daholo ny zavatra rehetra handrehetana izany
20. xxx ( 18/10/2006 20:11)
jentilisa:
Cinema io ... Oviana no nisy olona tratra tsy voatsara navoakan'ny gazety sahala ireny ny sariny.

Tena marina izany Jentilisa a!
lagazettedelagrandeile:
... Je suis actuellement dans l’enceinte de la demeure de Albert Zafy et entre les mains de beaucoup de personnes. Mais je déclare n’avoir reçu le moindre coup. Aussi, si quelque chose m’arrive, je pointe du doigt mes chefs hiérarchiques et ceux qui m’ont ordonné de faire des missions comme celle-ci ...

De hisy agent vendrana ôtran'izany tokoa ve ? :roll: Tsy atao n'inoninona akory de mibaradaka :roll: . Ireny agent d'infiltration ireny ange ka efa nanaraka formation mafy e : na resaka "traitement moral" io na "traitement physique".

Noho izany dia tsy mampino ahy raha tena CIS no halaky hibaradaka toy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1786