Mpitsikilo tratra
21. fijo
(
18/10/2006 20:19)
resaka hanomananna ny korontana io,fa tsy misy olona hanaiky ny fahamarinany hafa tsy izy ao ihany
22. xxx
(
18/10/2006 20:34)
tena zao vao kobo fa tena mpanankorontana ary mikotrika fanankorontanana ry zefa sy ny tariny 3FN zany a ! ary ty la gazety , nahoana no navoaka tahaka ireny ny sarin'ilay lazaina fa CIS , tokony hitory zany ilay CIS raha tena marina izany
25. diamondra27
(
19/10/2006 06:44)
Inona aloha no dikan'ny hoe FN e!
aty france izao misy FN de any dago 3FN be 'zao mihitsy, hummmm.:oops::oops:
F'angah moa na aiza na aiza tsy misy mpitsikilo.
Na dia ny olona miditra any antranonao na havana io na namana io na mpiara-miasa io na voisin de tsy maintsy mba mitsikilo doly ny olona oe: ahoana no ato?:°):°)
Asa anefa?

26. xxx
(
19/10/2006 10:37)
ary io marina ilay gazety mpanao ttsy fi... varotana mofo le
=))=))=))=))=))
sa solon' ny safosafo ve?
ka na misy na tsisy soratra mitovy ihany:-D:-D:-D
27. akama2006
(
19/10/2006 20:37)
ny mahavariana aminy olona mifanakalo hevitra eto dia tsy mamaly le fanontaina fa na manasoketa ny hafa na manaratsy fotsiny!
tsy adihevitra anie izany fa fiarovana ny tiana e!ka raha izany dia tsara ny mametraka hoe sujet: fanaratsiana any xx na yy!dia tsy manimba forum!
tsy adihevitra anie izany fa fiarovana ny tiana e!ka raha izany dia tsara ny mametraka hoe sujet: fanaratsiana any xx na yy!dia tsy manimba forum!
28. papala
(
20/10/2006 10:20)
ka izany ny hevitra tian'ol havoaka ry akama2006 a! fa aiza ary nareo zany"?