Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rrgmt ( 15/10/2006 02:33)
BOURSE D'ETUDES : http://www.ueac.org?code=11608771384887
Amples renseignements, visitez http://www.ueac.org?code=11608771384887... suite
répondu par germino le 13/02/2007 08:14
Tokinao ( 14/10/2006 23:14)
Lalao : Ny teny malagasy sy ny aterineto.
- Ho teneniko eto ny fandinihiko ny [b]teny malagasy diso fanoratra[/b] (izany hoe "tsy ofisialy") eto @ "internet". - Aorian'izany dia misy [b]lalao[/b] tiako ifanaovantsika koa. [b][color=blu... suite
répondu par cutie le 12/11/2006 21:20
fiaritiana ( 14/10/2006 22:55)
Pronostic
iza zao no tena mba hitanareo fa ho lany eo??... suite
répondu par lagoon le 02/11/2006 15:45
lagoon ( 14/10/2006 16:21)
Les pro-Pierrot devraient songer à un élevage de lapin
Et ca continue.Ca fait 3 aujourd'hui,en une semaine quel record. Il compte venir demain,mais je suis sûr que ce sera le 4éme lapin. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D et le plus beau lapin sera celui ... suite
répondu par fijo le 18/10/2006 20:12
Aino ( 14/10/2006 12:11)
ory miaraka aminao ny tenako!!
ho any ninimalala:miara ory aminao ny foko ary malahelo @ izao nandaozany dada malalanao anao izao!! eny efa lasa izy iny ka dia ho mandry ampihadanana. tsy iza fa i zandry Fanja.... suite
répondu par helitiana le 17/10/2006 19:04
danibe ( 14/10/2006 09:27)
tsy azoko ny fikan'ny fanjakana
Tamin'i Pierrot mbola tany am-pandosirana dia nodradradradraina fa mila samborina, ary efa navoaka aza ny didim-pitsarana sasany momba ny fanamelohana azy. ny tsy azoko dia hoe: nahoana no manao ny fo... suite
répondu par fijo le 17/10/2006 22:04
cristal ( 14/10/2006 09:15)
Mba tena mila fanampiana avy aty ivelany!!!
(l)(l)(l)Raha niantso lay namako be fahiny aho t@ Alakamisy teo dia nisy rahavaviny namaly ka nanao hoe noho izy any ivelany dia tsy azoko omena anao mihintsy ny num tel-ny sy ny adiresy e-mail-ny nef... suite
répondu par Fiffi le 17/10/2006 19:39
Bakobako2 ( 14/10/2006 07:19)
Tany fady
Nahita an'ireto namana mitantara ny zava miseho any amin'iny faritraAmbatondrazaka iny a wa de , nisy zavatra tadidiko ary tsy nahitako valiny hatram zao, de hotantaraiko anareo. Any amin'iny faritra... suite
répondu par tovolahy007 le 03/12/2006 02:16
vancleef ( 13/10/2006 21:04)
Accidents de radiothérapie à Epinal: un décès
Nisy olona iray maty tany Epinal ary olona 13 misy complications. http://info.france2.fr/france/25165596-fr.php Anisan'ny antony ? Amin'ny teny anglisy ilay logiciel hanaovana an'ilay irradiation ar... suite
répondu par lapino le 15/10/2006 15:33
laracroft ( 13/10/2006 18:24)
PIZZA HO AN'NY HALLOWEEN
slt dôly, Mba manolotra re7 kely izany fa efa akaiky ny hallowwen, ny ankizy tena ho finaritra mihintsy indd2 @ izy ity, andramo ange : Pizza sorcière ingrédients: 1 rouleau na pête à p... suite
répondu par vale le 16/10/2006 09:10
salmo ( 13/10/2006 17:41)
Ny fitondra-tena milay
Amiko ny fotondran-tena milay dia: samy manao zay reviny, tsy hakanisy olana amin'ny hafa. Izay manana ny tsara aoka ho entina jejojejona. Ary izay manana ny ratsy, sy ny tsy fidiny aoka...... (tena t... suite
répondu par Aino le 25/10/2006 06:20
valliant ( 13/10/2006 16:38)
hijery anao (ambodrona)
mba hitady tono-kira ô... suite
répondu par Fiffi le 19/10/2006 08:22
Aino ( 13/10/2006 16:09)
tsy foiko
niangavy ahy i Fy mba hiala tsy ho namana eto @serasera hintsony!!! nefa dia tsy mahafoy any hireo namako sy ireo izay efa noraisiko tahaka ny pirahintampo taminko aho!!... suite
répondu par ninih le 23/10/2006 15:48
moi ( 13/10/2006 15:02)
Ity izao no kilalao malaza
[i]Inona ary izany ?[/i] [b]1[/b]. Avelao hiditra izy ary aza samborina [b]2[/b]. Avelao hiditra malalaka izy [b]3[/b]. Aza avela hiditra mihitsy izy [i]Amin'ny alatsinainy hariva, na talata m... suite
répondu par kitjo le 24/10/2006 13:55
diamondra27 ( 13/10/2006 13:57)
menu du jour
menu du jour pour dimanche:-D:-D:-D [b]apéro:[/b] whisky, baylais, kir royal, pineau , coca ,jus d'orange [b]entrée:[/b]composé; na votabia, concombre,carotte rapé, oeuf durs,atao ambonin'ny... suite
répondu par boubounezy le 17/10/2006 17:40
hery ( 13/10/2006 11:59)
Tour de Madagascar 2
Lalao kely mafinaritsa :-) Ndao hanao tour de Madagascar... ka izao ny fitsipika. - Ny làlana amin'ny ankapobeny dia Antananarivo -> Toamasina -> Antalaha -> Antsiranana -> Mahajanga -> Moronda... suite
répondu par Bakobako2 le 18/11/2006 15:38
totolaksa ( 13/10/2006 11:55)
Inona zao ny fiara vaovao tsy manahirana toy ny 4l sy 2CV?
Izaho mbola tsy manana fiara, ary resy lahatra tanteraka ny hividy 4L, na ratsy ary tsy maninona fa retapeko. Ts'hitako hoe inona no fiara mahasolo an'ireny (lafiny consommation sy réparation), sa... suite
répondu par bilakarenjy le 10/12/2006 20:58
moi ( 13/10/2006 11:23)
Antony 3 mahamaika an'i Pierrot
Mba ahoana ny hevitrareo amin'ity : Tsy dia manantena ny ho voaray ho candidat @ 3 dec loatra izy, fa mila miditra eto Madagasikara satria : - miandry azy ny sasany fa izy no nomanina hiantoka n... suite
répondu par akama2006 le 18/10/2006 21:49
vani ( 13/10/2006 10:11)
tsisy azoko!!!
:D very a! tsisy azokotsony ny fandehan'ity serasera ity fa za vaovao! :( mba azavao ana fa te-hi chat a zé mazoto amaly! merci vani... suite
répondu par tslem le 19/10/2006 11:47
ronaldo09 ( 13/10/2006 09:39)
Gasy hono i Thierry Henry
Tsy izaho no nilaza an'io fa nisy ady hevitra momba ny mpilalao afrikana milalao aty ivelany nataoko sy ireo namako ato @ Foyer-nay rehefa nandeha teo ny resaka fa gasy hono i Thierry Henry hoy ity ... suite
répondu par miHAJA. le 11/09/2017 17:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1885