Mba tena mila fanampiana avy aty ivelany!!!

1. cristal ( 14/10/2006 09:15)
(l)(l)(l)Raha niantso lay namako be fahiny aho t@ Alakamisy teo dia nisy rahavaviny namaly ka nanao hoe noho izy any ivelany dia tsy azoko omena anao mihintsy ny num tel-ny sy ny adiresy e-mail-ny nefa tena namako be ary olon-tiako taloha io a,tsy nifankafoy zahay nefa tsy nahoana teo dia nisaraka tamiko izy dia mbola teto dago izy 2 taona lasa zay,niasa tao @ PMU izy ary mbola nifandray tsara zahay,ankehitriny any ivelany any hono izy nalahelo aho raha nandre io satria misy fetiko nilako azy ho atao ato2,koa iangaviako nareo aty Frantsa mba ilaza an'i ALINE fa mitady azy aho tena malahelo raha tsy eo izy,fotsy fohifohy zay manao solomaso ary lava volo sady lava,Miala tsiny fa zay very namana hono irery raha am-pifaliana koa mba asaivo manoratra ato izy na hanome alalana ny zandriny hanome ahy ny num-tel, na ny adiresy mailaka-ny Misaotra mialoha daholo!(l)(l)(l)
novalian'i Fiffi ny 17/10/2006 19:39
2. Aino ( 14/10/2006 09:20)
ataovy mazavazava kokoa ny mombamomba azy mba mora hafatarany olona azy raha toaka misy sendra mahalala azy, hoatra hoe ny fanampin-anarana sns toherana nisy azy taloha, misy manko ilay olona mitovy anarana ka tsy fatatra tsara.
3. Fiffi ( 14/10/2006 09:20)
Misy antony tena matotra kosa angamba ao matoa izy tsy mety ny hanomezana anao ny tel sy ny mail an!

Amiko aloha normal hiany zany an! ohatra fotsiny zao:

-Efa manambady izy

-Efa te-hanadino tanteraka ny lasa izy

-Efa manana sipa izy

-Tsy te-hifandray intsony @ nao izy (noho ny antony izy hiany no mahalala azy)

-Ary tadidio fa matoa izy tsy nanomé ny tel-ny sy ny adiresiny mivantana ho anao de ao raha........
4. Fiffi ( 14/10/2006 09:23)
cristal: tadidio koa fa na dia ny rahavaviny aza tsy mahazo halalàna hanomé anao an'ireo , asa na ny namana eto ve raha mahafantatra azy de handeha hanomé anao an'ireo ? :roll:
5. boubounezy ( 14/10/2006 10:52)
cristal tsy tena tsy mafanty antoka anao ny mitady sy manao zé ionana @ satry namanao izy ary zona iany kou ny manotany ny antony ra tena namanao marina izy dé mba ataony kou ny ahitana anao; tsy fantatra kou na ny manodidina azy no tsy ty ny ifaneraserana @ tsoiny. tedavo ny marina de bon courage fa tsisy maratsy ny mitady fiavanana efa tsy ny mitady ady no ratsy.:wink::)
6. ds ( 14/10/2006 11:13)
cristal:

Raha niantso lay namako be fahiny aho t@ Alakamisy teo dia nisy rahavaviny namaly ka nanao hoe noho izy any ivelany dia tsy azoko omena anao mihintsy ny num tel-ny sy ny adiresy e-mail-ny

Rariny aloha raha tsy omena ny adiresy sns e.
Anjaranao ny manome ny adiresy/tel-nao amin'izay olona mifandray aminy.
Raha tsy manohina izy, dia izay izany koa.
Zavatra hafa indray raha ny mpanelanelana no tsy mety mampifandray anareo. Mahereza e.



7. Fiffi ( 14/10/2006 11:20)
ds:
Rariny aloha raha tsy omena ny adiresy sns e.Anjaranao ny manome ny adiresy/tel-nao amin'izay olona mifandray aminy.
marina zany an !de miandry enao zany raha toa ka hi-kontacte anao izy na tsia avy eo


8. Angie ( 15/10/2006 21:38)

Za kou mahita fa io no tena mora indrindra fa efa cas nanjo ahy io fa navelako ny tel sy adresse dia avy eo lay namako no niantso (fa sipa io an :-) )
9. Fiffi ( 16/10/2006 05:44)
:wink::-D
10. xxx ( 16/10/2006 07:12)
Izaho moa aty M/scar tsy afaka hanome fahafahampo anao fa raha azoko natao izany dia nitady izay fomba rehetra tsy anohintohina ny safidinao sy ilay rahavaviny aho.
Tsapako mantsy ary efa niainako izany nanana namana tena notiavina nefa dia tapaka tsy fidiny noho ny elanelan-tany. mahereza fa izao no mba teniko : "Tsy misy alina tsy hisava, tsy misy aizina tsy hazava...na dia ny aretim-pitia aza dia toa izany koa.
11. ninih ( 16/10/2006 07:53)
lany andro eto marina enao cristal raha hiandry ny fahitana le namanao fa raha io hevitr' i ds io no tena mahomby sady haingana koko.
12. vale ( 16/10/2006 13:23)
mahereza cristal a(l):-*:-*
13. Fiffi ( 16/10/2006 17:12)
de aiza zao i cristal ? mba nahavaly ny fanontanianao hiany ve aloha ?
14. colar ( 17/10/2006 05:13)
tonga less de afohizo izy d mijere hafa a,amboleo sy koloy ny sipa vao2 de lasa tinla b avy eo,sady ela to kof milay ihany ko,hahhahhhha,hitady ny tsita eo v tsy ho lany andro eo,sa sao de we hafarany tampoka v ela,tsy hay alo e,b ihany zay sipa nanafatra kof zay fa votaingibozona refa veo,hahhahhha,mailo ihany an,sady mety efa nahazo vaza nge izy zay d adinony enao ozy le hira e
15. Fiffi ( 17/10/2006 19:39)
izy ary tsy hita intsony !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154