Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dolby
(
12/10/2006 10:07)
Ilaina ve ny amant na maitresse ?
Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/11/2006 15:47
sanga
(
12/10/2006 09:54)
Richard Razafindrakoto
Amin'ny alahelo lehibe no anambarako eto ny nahalasanan-dRichard Razafindrakoto nody any an-danitra. Artista malagasy lehibe iray eo @ sehatry ny sary hosodoko sy ny vakana izy ary niaraka t@ Dama sy ...
tohiny
novalian'i ninih ny 18/10/2006 08:26
lapino
(
12/10/2006 09:03)
Zana-drano
Nisy nivarotra hono tany Zamerika, olona miharo trondro, efa maty. http://cgi.ebay.com/ws/eBayISAPI.dll?ViewItem&item=300006962914 :-D:-D...
tohiny
novalian'i vale ny 18/10/2006 11:22
lagoon
(
12/10/2006 08:45)
Ny Hasina be sinéma
Na ny miaro ny tranony sy ny fanany aza tsy vitany tsara koa @ fomba ahoana no hiarovan'ny vahoaka malagasy izay miisa 18 tapitrisa mahery??
Izaho aloa dia tsy hiesona @ ity tantara ity e,fa ny alika...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:23
diamondra27
(
12/10/2006 08:08)
zazavavy na zzlh 1° manao sipa
de tohizana ihany ny resaka,
ahoana no amantarana fa manao sipa ny ankizy iray, na lahy io na vavy mba tiako fantatra.
de azo atao ve ny manontany azy raha fantatra fa manao sipa izy hoe: efa nia...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 14/10/2006 08:44
oufouf
(
12/10/2006 08:07)
fa inn ity ?
mba [b]mahagaga sy mampimé[/b] ahy ny fihetsiky Herizo , ilay nametraka dossier : 10 10 10 10.
mampimé : olona hitondra firenena ve dia hanao an' [b]izao foana[/b] .... tsy ho avy koa ranokombé ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:15
aokahoahy
(
12/10/2006 07:53)
Manao ahoana tompoko
aokahoahy no mpikambana farany sady mpanao politika no miarahaba. Io hoe aokahoahy io dia avy amin'ny anarako hoa OKAWA ihany koa. Tsy tia tena akory ilay hoe aoka ho ahy...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:28
rabaradaka
(
12/10/2006 07:15)
Fa inona ny hoe raiamandreny
Samy milaza azy ho raiamandreny daholo izay teho raiamandreny. Ry Razanamasy sy Zafy sy dadaPasy milaza azy ho raiamandreny dia miteny, ry Jeneraly sy ny tariny milaza azy raiamandreny dia miteny, ry ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 18:29
rabaradaka
(
12/10/2006 07:09)
500 millions de dollars détournés par Pierrot Rajaonarivelo
Ny gazety no nanao an'io titra io fa tsy zaho an ! Fa mba ndao ange anontaniana ny Ministre Randriamparany Benjamin hoe fa naninona razoky no tsy nolazaina izany hatramin'izay fa izao vao avoaka ? Mah...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:31
Solitikabe
(
12/10/2006 04:35)
Bibilava lehibe any Didy
Asa ianao raha nahita bibilava lehibe. Fa ao amin'ny henihenin'i Didy dia misy bibilava lehibe izay tsy fahita firy. Ka lazain'ny olona fa io no tompon'ny Rano ao Didy. Fony mbola tsy nahita aho dia t...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 22/11/2006 18:04
LazaDaddy
(
12/10/2006 01:21)
Fanjakana roa samihafa
Mifanipaka tokoa ny Fanjakan'ny Lanitra sy ny fanjakan'izao tontolo izao (ny an'i Satana). Momba ny Fanjakan'ny Lanitra dia:
- Mpanompo avokoa ny olona fa tsy misy tompoina sy omem-boninahitra.
- ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:25
danibe
(
11/10/2006 20:53)
mampalahelo i madagasikara
dimy taona lasa izay dia niaina crise ny malagasy, izao indray ity dia efa tsy hay izay hataon'ny 3 desambra nefa toa efa hita taratra sahady ny fisamborana sy ny ra mandriaka... ry zalahy miady tsy m...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2006 12:11
Aino
(
11/10/2006 20:14)
mangalatra tsy mahay mangalatra!!
matetika izany dia very faona ny volako ao ampianarana, ary tsy ny ahy hirery no very fa ny any namana sasany ihany koa, izhao nefa tsy mety tonga saina fa dia mitondra faona, satsia matetika misy hil...
tohiny
novalian'i titis ny 17/10/2006 12:41
sareraka
(
11/10/2006 19:09)
VENDREDI 13 ...ho avy ingahy PIERROT!!!!
Araka ny vaovao mari-pototra dia ho avy @ zoma izao ingahy PIERROT RAJAONARIVELO en IVATO...asa na fifandrifian-javatar na ahoana aloha fa dia VENDREDI 13 io enga anie ka tsy hitovy @ ilay film VENDRE...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2006 12:03
Aino
(
11/10/2006 17:55)
salmo
manotany tena hoe fa inn ity mahazo any salmo, tao ziay resaka resahiny de sipa sipa io faona.
sady resaka sipa miverina in-jato.
elahy ve letie te ho be hisa tahaka ny olona be hisa efa panoratra h...
tohiny
novalian'i Aino ny 12/10/2006 11:42
salmo
(
11/10/2006 17:22)
Sipa mapdera ny silipony
Asa alou raha any Mscar kou manao ôtrany ilay hataony sipa( Las Chicas Españolas) rehetra aty Catalunya, España Eu. Izay sipa jerena mipetraka @ dabilio mitranga daholo ny silipony. Mba hakana fana...
tohiny
novalian'i melody ny 26/11/2006 14:31
Fiffi
(
11/10/2006 16:20)
Hummmm ! jereo aloha !
Hummmm ! tena milay kosa aloha le mamaly hafatra de io misy hoe [b]Jereo aloha[/b] ! milay ry Hery fa dia misaotra anao indrindra @ fanatsarana lalandava an'ity site ho antsika Malagasy tsy hankanavak...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 19:25
xxx
(
11/10/2006 14:57)
menaka rongony
efa t@ le 04 le vaovao fa apetrako ny fanontaniana:
iza no mahalala ny momba izany menaka rongony izany? De atao inona, fanafody sa rongony sa inona
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&i...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/10/2006 19:51
noum
(
11/10/2006 14:21)
18 taona jenerally
mba omeo ny hirany rehetra é!Jeneralay io an!...
tohiny
novalian'i ninih ny 19/10/2006 15:50
diamondra27
(
11/10/2006 13:51)
ACNE
asa na efa nandeha teto ity resaka ity fa za zany tara de miala tsiny fa misy zaza any dago manontany ahy hoe: inona no mba torohevitr'i Tatie fa za 'zao dia misy boton d'ACNE?
Za moa tsy any no mip...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 17:34
