menaka rongony

1. xxx ( 11/10/2006 14:57)
efa t@ le 04 le vaovao fa apetrako ny fanontaniana:
iza no mahalala ny momba izany menaka rongony izany? De atao inona, fanafody sa rongony sa inona
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2280
2. Fiffi ( 11/10/2006 16:33)
de tena mba mahagaga ahy indray zany hoe menaka rongony zany an ! de asa hatao inona zany ? fanafody ? satria menaka ve handeha ho sotrohina na....?
3. diamondra27 ( 11/10/2006 19:39)
toa ataondry zalahy @ sigara hono, tremper-ny ao de mifoka an'iny izy
4. rabaradaka ( 12/10/2006 07:18)
Nahita menaka rongony aho tany Antsohihy, izy io dia lafo vidy be mihitsy. Fomba iray hanamorana ny fivarotana rongony izy io, asiana kely ny sigara dia mitovy amin'ny rongony ihany, fa azo atao fanafody koa izy io satria ny matières actives ao aminy azo anaovana anésthesie. fa hatramin'izao aloha dia tsy misy manao izany. Azo atao amin'ny sakafom-biby koa izy io dia mazoto homana be ny biby. Ny hafatro dia izao : AZA MANANDRANA
5. Fiffi ( 12/10/2006 07:26)
de hifoka setroka menaka may zany :{:{:{
6. aokahoahy ( 12/10/2006 07:57)
Ddany ty rabaradaka ity, tena marina daolo reo resafany reo. So mpandafo kosa ary lery e
7. diamondra27 ( 12/10/2006 08:21)
rabaradaka: merci pour les rsgt, mazava tsara

tena marina izany, za tsy hanandrana aloha e!
ka raha tratra ange hono de migadra mihitsy e

de hevero oe: misy olona tsy heverinao mifoka rongony zany mba mangataka service aminao hoe: mba tazomy kely hoe: 'ty menaka ity, de ianao tsy mahalala na inona na inona , de nanaiky; kay iny ny polisy fa tonga de enao nitazona le menaka no tratra ; tonga de raisimpotsiny klé. GRAVE be zany. De ampitapitao vaovao avy any dago any fa sao de raisimpotsiny zahay refa tonga any

okw:enao koa an! mba mahalala izy de miteny fa tsy midika hoe mpifoka na dealer

8. Fiffi ( 12/10/2006 17:21)
mahagaga zany an!
9. diamondra27 ( 12/10/2006 19:51)
fiffi: mahita atao ny ratsy e
10. Herimiafina ( 12/10/2006 23:57)
xxx:

efa t@ le 04 le vaovao fa apetrako ny fanontaniana:
iza no mahalala ny momba izany menaka rongony izany? De atao inona, fanafody sa rongony sa inona
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2280


Ny fahalalako azy dia Huile essentielle izy io, na pavot na chanvre indien.

Matetika maro ireo orin'asa mpamokatra fanafody no manafatra ireny huille essentielle ireny entina hanamboarana fanafody, isolement des principes actifs, synthese chimique, sns...

Ny Morphine izao dia anisan'ny tena ilaina mihintsy hampiasaina eo amin'ny sehatra ara-medikaly sy entin'ireo miaramila mandeha miady ampiasaina amin'ny anesthésie. :-D

11. rabaradaka ( 13/10/2006 06:57)
Ny voalazan'ny herimiafina dia tena marina. Merci razoky tamin'ilay fanampimpanazavana. Dia ajanony eo amin'izay sao lasa resaka rongony fotsiny eo. Ianao ry aokahoahy dia tandremo sao manandrana fa dia ho vita eo ny aminao
12. diamondra27 ( 13/10/2006 08:38)
rabaradaka: raha mbola misy fanazavana hafa kosa ve de hajanona sahady e! :@:@:@:@:@:@:@:@:@

samy milaza ze fantany ange e!

HM: mbola misaotra anao e!^:^^:^=D:-$:-$
"omeo 5mn za aloha";-);-):-P

Okawa:raha sendra manandrana enao de tantarao anay eto ze hitanao
13. Fiffi ( 15/10/2006 17:23)
diamondra; hatao inona akia le 5mn ? :) :@
14. diamondra27 ( 16/10/2006 14:11)
fiffi: an an tsy atao inon e

HM:;-):-$:-$
15. belaza ( 17/10/2006 11:41)
za aloha tsy hiteny mihitsy hoe efa nanandrana fa sao de raisimpotsiny eto e...:@
16. boubounezy ( 17/10/2006 18:13)
diam za lou dé efa naheno fa tsy tany dago ndray fa tany sénégal, nefa any dago kou ony manao io @ zao fotona zao.

fiffi tsy misy maharatsy anizany ra ny fijeriko manokana fa karazany resaka recherche ny falalako zany ary tsy votery ho ratsy fona arakiny teniny HM tena marina indrindra ny morphine tena ilaina io mintsy ra tsy any njy tsy matory refa miditra hopital, ra tsy wé ny sainy sasany ngah no mandray zé zavabaovao miseo ho ratsy fona.:idea: "diniho tsara"

diam sarompiaro za fa mba lazao kia ny mbomba le 5mns zany a!:(
17. diamondra27 ( 22/10/2006 19:51)
bbnz: sekire zany rahavako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0943