mangalatra tsy mahay mangalatra!!

1. Aino ( 11/10/2006 20:14)
matetika izany dia very faona ny volako ao ampianarana, ary tsy ny ahy hirery no very fa ny any namana sasany ihany koa, izhao nefa tsy mety tonga saina fa dia mitondra faona, satsia matetika misy hilaivako azy.
andro any dia masoko ny nahita fa namana iray izay tratrako sy hitany masoko izy nangarona any ilay paosiny ilay kitapo hitany nidaboka teo @ tany, ary dia naka vola tao izy, tsy aiko heo hoatrinona ilay nalaina fa dia tsy niteny aho fa niandry ny hiravany ny classe de niandry ny topony ilay kitapo!!
kanjo kitapo ny ilay akamabehako ilay izy ary nilaza izy fa vola nahery ny 20 euros no tao fa de tsy nisy nipetraka hintsony.
de ny eo ihany dia nande nampilaza ny tomponandraikitra zay.
nefa io vola angalariny io izany dia hividianany rongony fotsony sy sigara, sady @ izay tsy maka ny latraky ny 10euros iznay izy fa hatr@ 50 na mahery any izay hitany de rofiny, na afenina aza.
na dia namako aza izy de aleo andray ny valiny nataony hatsiny izay.
novalian'i titis ny 17/10/2006 12:41
2. sera20 ( 11/10/2006 22:05)
ka zany rehefa vendrana ko. Efa hita fa misy mangalatar ka mbola atao ao ihany.
Tsy haiko aloha fa raha izaho ianao dia tsy nampiditra izany HAVENDRANANA izany eto @ forum:roll:
3. caprio ( 11/10/2006 22:39)
sera20:mba mitatara anie izy fa aza atao an-zany vendrana zany kosa izy, fa sao de nareo kosa ary na mpanao an-zany matoa nareo tonga de manankiana
4. Ruby ( 11/10/2006 23:25)
tsy hitako koa izay mampimenomenona an'i sera20 fa olona mba mitantara izy ary eto namana ny eto ary namana no hizarana ny zavatra misy fa ianao angamba efa sahirana amin'ny mahasahirana anao any ka mivatravatra eto amin ny tsy misy dikany.
5. mimich ( 12/10/2006 05:56)
sera20 : sao de tsy fantatrao ary ny dikan'ny atao we sera2 sy ny we sy dinika , ka mahatonga anao hiteny izany , afaka milaza ny fitseheham-pony sy izay tiany hambara eto ny olona rehefa mbola tsy mihoam-pefy.Na dia ianao manakiana io aza de raisina antana-droa ny hevitrao.
Tantarao foana kambony aky ry Aino ah!!
6. LazaDaddy ( 12/10/2006 07:47)
ilay lohateny dia ampy ahitako fa TSY olon-kendry ilay nanoratra.
mangalatra tsy mahay mangalatra!!
7. fiderana ( 12/10/2006 07:47)
Aino>> mampalahelo ahy ianao very vola izany foana, fa izao indray mba hatao ê!, aza hatao any anaty kitapo intsony ny vola , fa hataovy any am-paosy indray,sady ianao toa mba manao pataloha ihany hitako, ka raha mba misy paosy ihany any aminao dia hataovy any, dia ho hita eo raha hangarom-paosy indray ilay ranamana.
8. robot ( 12/10/2006 09:10)
salut! dol an
ny ahy aleoko aloha tsy valiana ilay hafatr'i aino
fa le ol nametraka hafatra voalaohany no andefasako azy
zany anie no mahatonga ahy indray andro iry nametraka fanontaniana hoe
mba lasa aiza dol le namana taloha eh?
fa to lasa tsy misy fifanajana mintsy hoa ny anireo namana tato afara reo
indrindra fa io ol milaza an'i aino fa vendrana io
raha zah ianao tsy miditra ato à sera2 mintsy fa tena mandreraka be le izy
hifampilazana vao2 sy hitadiavana solution no atao eto ka ny anao zvtr hafa mintsy angamba no tanjonao eto, na ny fichenao ao ary tsy fenonao akory
fa asa na vavy ianao io na vavy fa to miteniteny fona
tohizo akia ny antsika fa aza valianamintsy ny msg alefan'ireny an
9. Aino ( 12/10/2006 11:34)
Izaho anie tsy miraharaha any izany eh!! Izy aza mba mavita mangalatra ko, izhao na angalariny aza iny mahazo fanampina goutte faona aho!!!
Ary izy namako aza mavita mangalatra any izany ko!!!
Tsy hivakiko laha ny @iny fa efa ela no nisin’io zavatra io fa izy nangalatra any ilay namako no tsy tiako fa ny aminko tsy hivakiko loha!!

Dia misaotra any sera20 t@ teny, tsy izaho no vendrana satsia fatapatatro ihany ilay olona maka any ilay izy fa izhao fotsony no tsy miteny azy, ary fifanajana no tsy nitenenako azy. fa izy maangalatra eo himasoko no tsy menatra ary hitako izy fa mody fanina aho dia ny zavatra hafa no jereko.
10. titis ( 17/10/2006 12:41)
matoa izy mametraka lohahevitra eto de tsy tokony asiana resaka aviavy be ohatr'izany ry sera20,fa namana daholo no ato ary mila valiny avy aty amintsika izy .Rah zah no ohatranao io de aleoko mitsy tsy mamaly rehefa tsy mahita holazaina fa tsy mifanakihana be fahatany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7784