500 millions de dollars détournés par Pierrot Rajaonarivelo

1. rabaradaka ( 12/10/2006 07:09)
Ny gazety no nanao an'io titra io fa tsy zaho an ! Fa mba ndao ange anontaniana ny Ministre Randriamparany Benjamin hoe fa naninona razoky no tsy nolazaina izany hatramin'izay fa izao vao avoaka ? Mahagaga ny fiasan'ity razoky ity, saika haka pourcentage ANGAMBA i lery dia tsy nahazo dia izao. Fa misy dossiers maro mikasika an'io ministre io koa hivoaka sa andrasana efa tsy eo intsony koa izy vao apoitra ? Tsy fahamarinana kosa nama izany a !
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:31
2. oufouf ( 12/10/2006 08:09)
mendrika ho azy eny ambany atsinanana , ny fianan' ny malagasy tsy kilalao é !
3. lagoon ( 12/10/2006 08:37)
rabaradaka

Ka sahy hiverina ve aloa i Pierrot sa tsy sahy e?
4. xxx ( 12/10/2006 09:09)
ny momba ny fiverenan'i pierrot alou d hita fa fitadiavana korontana mihtsy satria alefa mialoha ny antso avo hoe manaova ianareo greve fa tadiavin-dra8 samborina aho etsetra.Izaho akory tsy milaza hoe tena mety tokoa ny ataon'ny fitondrana fa ny an'i pierrot koa tena filana gidragidra,Ilery v mihevitra alou fa tena ilain'ny Malagasy maro tokoa ilery ka tena handeha hanao vy very ny ainy mihitsy ny olona hanakorontana sy ahnao greve amin'ny sabotsy?
5. oufouf ( 12/10/2006 09:49)
fa iza no mila azy hono , RFI ve ?
6. prime ( 12/10/2006 11:27)
rabaradaka> ny marina rehetra tsy filaza... ary tsy izao koa angamba ianao vao nahaino hoe maro no "secrets d'Etat" tsy natao ho fantatry ny daholobe... fa matoa io navoaka dia marina ny anao, ao raha...
7. hery ( 12/10/2006 11:39)
Anisan'ny antony tsy namoahana an'io angamba dia satria fiampangana tsy azony ialàna mihitsy io ka raha fantany mialoha dia tsy hody intsony izy.

Dia aleo aloha hody izay vao avoaka ilay izy amin'izay tsy afaka mamaly intsony. Raha tsy hoe hitsoaka indray.

http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/26967

Izay izany no tena dikan'ilay usurpation kay? Tsy noho izy nanao usurpation taorian'ny investiture-ndRavalo fa izy nanao usurpation tamin'ny fotoanany mihitsy.
8. prime ( 12/10/2006 13:48)
hery> le \"iceberg\" mbola zavadoza kokoa... efa fantatry ny fitondràna ankehitriny efa hatry ny ela io fa tsy vao2 aminy... ary misy zavamiafina tena goavam-be ao ambadik\'io... fa manomboka hafahafa i pierrot rajaonarivelo izay mitady hivadika @ fifanarahana (ary mety hanondro izay mpiray tsikombakomba taminy mihitsy koa aza), satria raha miala izy dia ny fanjakàna no tratra farany @ io dia eo no misitery... izany hoe nandritry izay fotoana izay nanomboka t@ 2002 dia nandoa tsara foana (ary voalaza rahateo izany ao anatin\'ny filazàn\'ingahy ministra) ny tokony ho naloa ingahy rajaonarivelo t@ anaran\'ny fanjakàna malagasy... fa ankehitriny izy hita fa hafa2 ary mitady hifototra dia avoaka @ izay ireny zavatra ireny izay tsy tokony ho nisy nahalala akory... hummmmmmmmm
9. fijo ( 12/10/2006 20:52)
ary mety tsy hisisika hiditra indray izany ny vatokely ko
10. rabaradaka ( 13/10/2006 06:39)
Tsy ho avy izany Pierrot e, vono lolo fotsiny io rehetra io dia lasa adala ny fitondrana. Fa amiko rabaradaka dia samborina i Pierrot raha tafiditra eto, fa zao kosa raha lainga ny voalaza'ingahy Radavidson dia tokony ho samborina koa izy fa manala baraka olona.
11. prime ( 13/10/2006 12:56)
Tsy lainga io fa tena nisy kah... ny hoe ho avy izy dia tena te ho avy izy fa tery dia tery ny lalana...
12. fijo ( 13/10/2006 21:31)
raha tena nisy io dia gravy kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3834