ACNE

1. diamondra27 ( 11/10/2006 13:51)
asa na efa nandeha teto ity resaka ity fa za zany tara de miala tsiny fa misy zaza any dago manontany ahy hoe: inona no mba torohevitr'i Tatie fa za 'zao dia misy boton d'ACNE?
Za moa tsy any no mipetraka dia tsy haiko na misy azo atao any na tsia fa natoroko ireny eau précieuse ireny izy. Ankoatran'io tsy haiko.

Mba ampio le neveu-ko re olona a!ados le izy an!

Mba nampahery azy za de oe: aza complexé @izany oa fa tsy maintsy mandia @io daholo ny rehetra, de aza otrorina fa manjary lasa tasy. Fa lery zany mba bogosy kely de menamenatra @ sipakely e!16ans.
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 17:34
2. booboo ( 11/10/2006 14:20)
Fa lery zany mba bogosy kely de menamenatra @ sipakely e!16ans.

hihihihihi..sady taonany mihitsy zao

-Misotro rano betsaka.
-Osorana voatabia dia asiana sira avy teo (miam miam miam hihihihihi). Kobanina rehefa elaela kely avy teo.

3. Fiffi ( 11/10/2006 16:11)
ity misy torohevitra kely an! io aloha no fanaoko ary tena efficace be mihintsy !

-Maka ravina orties (manao gant) eo @ 300g eo

-Alcool 90°

-Hatao anaty bocal ireo ravina orties ireo de hasiana alikola 90° totofana mihintsy an! de hajanona halona ao io mandritrin'ny 12 andro !

Vita ny 12 andro de passéna de tehirizina io jus io ka maka coton tige de lemana @ io produit io de hahositra eo @ le bouton ! raha mahavita an'io in-3 isan'andro , ny hampitso tsy misy bouton intsony !
4. booboo ( 11/10/2006 16:42)
Tondé maina beee angamba ilay mony azon'ilay alcool ô ? :?
5. Fiffi ( 11/10/2006 16:47)
an3 kah ! ohatran'ny hoe avy nanasa tarehy hiany ! :)
6. diamondra27 ( 11/10/2006 19:31)
hummm andraso fa andramako ihany io atao reserve
7. Mitah ( 11/10/2006 19:34)
Azafady fa tsy fantatro. Inona kay ilay " ravina orties "? Ny zanako izao ao anaty fotoana maha be mony azy mihitsy ka mba tena tiako ho fantatra io. Misaotra indrindra.
8. booboo ( 11/10/2006 19:42)
Miara maniry @ bozaka hafa eny an'anon'anona eny izy matetika dia manindrona maharary velona !

Fa tôko tsisy orties ange any M/car. sa ?

9. Zina ( 11/10/2006 21:28)
Tsy misy ortie any dago
10. boubounezy ( 11/10/2006 22:37)
diam manana sipa ve izy? ra manana izy mou zany dé io miaraka @ io ny fanafody haingana mampiala anizany fa resaka croissance sy hormone ny falalako ny matonga anizany:-D:-D:-D:-D:wink:
11. patrick2002 ( 11/10/2006 23:37)
zay mihintsy destabilisation na hormone no mahatonga ny acne ,raha ohatra ka adolescent ,ka tsy haiko ny fahaizanao manoro azy ,fa mila manao izy.
Raha ohatra ka efa majeur no voan'ny acne (20 ans) dia vavony ,indray no mila tsaboina
12. vale ( 12/10/2006 00:13)
hummm, je ne pense pas!! ny ados rehetra preska misy dôly nefa vô 12ans de efa mihanikazo dôly @ zao koh!

t@ zà ados koa voan'io be de natondron'izay madama izay za hoe hosory voatabia de nataoko dia afaka, ohatran'io nisy nanondro io ambony io, tsisy valaka.

diam: ny eau précieuse tsara koukou ho an'ny olon-db:), ary efficace kou (preuve ny an'ny mamanay talou io foana h@ nisian'ny savony soa Ratsimamanga:lol:)..iny kou tsara be sady bio!!:wink:

13. diamondra27 ( 12/10/2006 12:14)
Pat2002:mbola vao 16 ans ve izy d'efa amporosihina hanao sahady, za aza efa firy taona vao nanao an'izany.

vale: merci: io savony io mitsy no nandrasako fa tsy tadidiko le anarany
14. Fiffi ( 12/10/2006 17:16)
tsy hitako zay hidiran'ny fananana sipa sy ny fanaovana @ fahazahoana ny ACNE an! http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/acne.htm
15. fijo ( 12/10/2006 20:26)
mahafaka azy io manao io ka
16. watafon ( 12/10/2006 20:34)
na traiter-na na tsia dia afaka hoazy io acné de l'adolescent io fa raha tena mi-gener b ilay izy d zay vao miditra antsehatra ny produits isankarazany
fijo : zany nga no nahafaka nenlà talou ? :-D
17. fijo ( 12/10/2006 21:36)
saika hamaly aho ,fa kay virj amoa ko
18. vale ( 12/10/2006 22:41)
fijo:

mahafaka azy io manao io ka
fijo: mahereza ary..:lol::lol::lol::wink:


19. vale ( 12/10/2006 22:45)
diam::D Soa aky ny anaran'ilay savony ah, asaivo manandrana an'io ange izy fa tena tsarabe e:)
:-*:-*
20. vale ( 12/10/2006 22:51)
Fiffi::) tsara be le site saotra !!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2381