ACNE

21. diamondra27 ( 13/10/2006 08:33)
fiffi,vale: saotra e!

nareo koa de mampime le zaza ny moniny aza tsy afaka ve de oe: hanao hanao:oops::oops:,zaza tampoka eo no tonga vao loza.:D

fijo: ary ndry ty an! virj tia jerijery. Bedy an!

wata: nena klou afaka o azy araka io lazainao io e!

22. fijo ( 13/10/2006 20:12)
vale,ka izany hono ko,
momondra ka liana ko
23. vale ( 13/10/2006 23:16)
fijo: :lol: de andramo koh :-D :wink:
24. diamondra27 ( 14/10/2006 07:59)
fijo: enao mbola virj de andraso tokoa amporisihina @izay fa sao de taraiky eo. Andraso fa itadiavako partenaire mahay mampianatra tsara.:-$:-$:-$(any @ province no tianao sa paris?)

de za indray zao no liana
25. Fiffi ( 14/10/2006 08:35)
watafon:
fijo : zany nga no nahafaka nenlĂ  talou ? :-D
:-D:-D:-D nga ? izy aza mbola virja koh ! :-D:-D:-D:-Dsa tsy zany akia ry fijo ?


26. watafon ( 17/10/2006 10:45)
hay tokoa moa fa diso kelyz a tamin'iny !:-D:-D:-D
27. fijo ( 17/10/2006 21:28)
eka xa ry fiffi,za wa mbola virja ko ahoana aza no ataoko?
28. watafon ( 18/10/2006 21:44)
:-D:-D:-D manala mony k !
29. fijo ( 18/10/2006 21:45)
izany hono ry fiffi an,alao ny moniko fa be loatra
30. watafon ( 18/10/2006 21:50)
elah ihany manala azy k ! fa raha misy hanala vao maika tsara !:-D:-D
31. fijo ( 18/10/2006 21:53)
an an tsy mety raha tsy eo fiffi ko
32. watafon ( 19/10/2006 19:50)
andraso ary fa atsoiko vetivety izy e!
33. Fiffi ( 20/10/2006 15:08)
:-D:-D:-D:-D maninona hoe eh ? zah ve no andeha hanala ny monin'i fijo ? :-D:-D:-D:-D
34. tisera ( 21/10/2006 06:58)
:-D:-D:-D fa dia tena misy ssarotra alana tokoa aloha io mony io an! raha mandeha any @ dermatoloque izy dia omeny traitement antibiotique + biactol na zavatra hafa koa!
35. watafon ( 23/10/2006 06:41)
betsaka anie ny mahatonga ny mony e: desordre hormonal , saakafo,na stressaza d efa mampivoaka mony
Fiffi: k mitady mpanala mony izy kou ! :-D:-D
36. Fiffi ( 23/10/2006 20:34)
wata: koh tsy ho findran'ny monin'i fijo eo ve zah akia raha mikasika an'io eo ?
37. watafon ( 24/10/2006 06:31)
tsy mifindra akia reny f'aza matahotra ndry an ! :-D:-D
38. Fiffi ( 24/10/2006 17:09)
na izany aza ! hihihih fa mety efa lasa tany @ dermato zao i fijo nampanala an'ireo an! :-D:-D
39. watafon ( 30/10/2006 07:31)
f'angaha izy tsy niantso andry ? :-D:-D:-D
40. Fiffi ( 30/10/2006 17:28)
an3 :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0902