salmo
1. Aino
(
11/10/2006 17:55)
manotany tena hoe fa inn ity mahazo any salmo, tao ziay resaka resahiny de sipa sipa io faona.
sady resaka sipa miverina in-jato.
elahy ve letie te ho be hisa tahaka ny olona be hisa efa panoratra hatsy izay sa ahoana ah?
izaho aloha tsy anendrika hisa fa lasa tahaka ny tiako fotsony ny mametraka izay hevitra mba tiako ho fatatra bebe kokoa sns...

novalian'i Aino ny 12/10/2006 11:42
9. boubounezy
(
11/10/2006 22:09)
ra xxx tena marina ve zany??? itako fa tena enao no ho lasa dedety ato an!:-D:-D:-D:-D:roll:
10. boubounezy
(
11/10/2006 22:11)
[quote=simplex]
ny olona miadiady matetika no tena mifankatia
;-):-*:-*
simplex tena marina tokou ve zany ?? na dé atao wé fusionel aza otrany tsy de inoko lotra zany refa mandratra ny teny sy ny ady2
ny olona miadiady matetika no tena mifankatia
;-):-*:-*
simplex tena marina tokou ve zany ?? na dé atao wé fusionel aza otrany tsy de inoko lotra zany refa mandratra ny teny sy ny ady2
11. boubounezy
(
11/10/2006 22:15)
aino aza mitady afantra zany njy zany fa sô dé idirandoza eo an! tsy ho zakanjy mantsy lé onjany eto avy eo. dé mampanelo njy lasa misolelaka, ra tsy zany dé etsona pompier mitsy fa mitady ho faty tampoka tsy mazaka lé teny @zany. sady aza mafy lou kou avy eo an! vôny tambabé eo njy an!:wink:
12. xxx
(
12/10/2006 06:26)
:roll::roll: ko raha tsy adala i Aino ka hanao an'izany ? ankizy hendry be !
13. mimich
(
12/10/2006 08:14)
Aino:
manotany tena hoe fa inn ity mahazo any salmo, tao ziay resaka resahiny de sipa sipa io faona.
sady resaka sipa miverina in-jato.
ka mety io zany anie ry Aino no tsy ampy any aminy ee:-D:-D
14. diamondra27
(
12/10/2006 08:28)
nareo koa reto mampime a
simplex::-$:-$
salmo: efa ranga be ngah elah, io ndray le né en 1936 :twisted:=))=))=)):-w
xxx: vedety de mila vérifier-na ny essence sao de en panne any antenatenan'y ranomasina any vô loza;-);-)
simplex::-$:-$
salmo: efa ranga be ngah elah, io ndray le né en 1936 :twisted:=))=))=)):-w
xxx: vedety de mila vérifier-na ny essence sao de en panne any antenatenan'y ranomasina any vô loza;-);-)
15. Aino
(
12/10/2006 11:40)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 12-10-2006 00:15:58
Lohateny : Re : salmo
aino aza mitady afantra zany njy zany fa sô dé idirandoza eo an! tsy ho zakanjy mantsy lé onjany eto avy eo. dé mampanelo njy lasa misolelaka, ra tsy zany dé etsona pompier mitsy fa mitady ho faty tampoka tsy mazaka lé teny @zany. sady aza mafy lou kou avy eo an! vôny tambabé eo njy an!
milamina njy fa efa zavatra maha zatra ahy io efa pahazo ahy hatr@ maha fanaina ahy ka tsy hataoko hamakiko loha, sayd izaho koa anga hivaky loha ny @ izany sady izaho be ambopo be ka tsy misolelaka izany.
16. Aino
(
12/10/2006 11:42)
aino aza mitady afantra zany njy zany fa sô dé idirandoza eo an
merci eh!!:-*
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2006 08:26:28
Lohateny : Re : salmo
ko raha tsy adala i Aino ka hanao an'izany ? ankizy hendry be !
:D