18 taona jenerally

1. noum ( 11/10/2006 14:21)
mba omeo ny hirany rehetra é!Jeneralay io an!
répondu par ninih le 19/10/2006 15:50
2. ninih ( 11/10/2006 15:05)
ao @ tonokira serasera aloha defa misy azo alaina e!
3. Fiffi ( 11/10/2006 16:24)
noum: anjekaky ooo :{:{ feno bdb ao @ tononkalo an! mba tsiditsidiho hiany eh! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=175
4. little ( 12/10/2006 07:16)
18 taona ny ankizy vavy taloha toa maontina avokoa.
18 taona ny ankizy vavy ankehitsiny toa iray no virjiny ve?
ka te hanan-karana @ endika sy bika ko, de manao fiainanana alika.
Mazotoa mihira e!!!!!
asa aloha ra matrina io e! tsy hitako zay hanomezana azy anao fa de araho ny kilazan;'i Fiffi io ambony io e!
5. ninih ( 12/10/2006 13:45)
noum: afa-po kosa ve aloha e! efa nomen'i Fiffi bdb!
Fiffi: :-*
6. Fiffi ( 12/10/2006 16:53)
ninih: :):-*:-*
7. ninih ( 13/10/2006 13:34)
Fiffi: :)
8. Fiffi ( 13/10/2006 16:28)
i noum aza ity tsy hita intsony ....
9. ninih ( 16/10/2006 12:16)
ka efa nahazo valiny mahafapo angamba matoa tsy heno intsony!
10. Fiffi ( 19/10/2006 08:23)
11. mandrindra ( 19/10/2006 10:43)
hiran'ny Gradé ireny, Gidragidra ka Giliro amin'izay ny Gorodona
12. ninih ( 19/10/2006 15:50)
aia ko yyyyyy!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568