Ny Hasina be sinéma

1. lagoon ( 12/10/2006 08:45)
Na ny miaro ny tranony sy ny fanany aza tsy vitany tsara koa @ fomba ahoana no hiarovan'ny vahoaka malagasy izay miisa 18 tapitrisa mahery??
Izaho aloa dia tsy hiesona @ ity tantara ity e,fa ny alika sy garde du corps hono toa niesona daholo.
Mba mahagaga ihany izany?!?
répondu par fijo le 25/10/2006 22:23
2. prime ( 12/10/2006 09:22)
Sao dia tsy mifanojo ny resakao ry lagoon... mifandray v ny fiarovana ny trano sy ny fananana sy ny fiarovana ny vahoaka rehetra?...
Izy ary mba very fananana...
3. besoiiin ( 12/10/2006 09:22)
:-D:-D za kou mba gaga tssss ny tranonlery ngeh no mba anisan'y arifomba raha @ lafiny securité e... :-D:-D:-D maka seza daholo fa manomboka ny film e
4. hery ( 12/10/2006 09:24)
tssss -1 koa izany i Ny Hasina. Raha tena marina io dia olona tsy maharo tena tokoa izy... Moa raha tsy marina io dia vao mainka loza satria hanjavona indray izany ny Safira sy ny Volamena raha sendra lany Prezidà eo izy.

Izaho mba niteny hoe izy sy Ravalo no hanao 2e tour, kanefa indrisy (mahaiza mionona Salmo a)
5. vakiniadiana ( 12/10/2006 09:30)
Za manahy hoe tsy marina io fa fika ialàn'i lery pa fotsiny fa tsy hametraka dossier i nedala
6. besoiiin ( 12/10/2006 09:34)
:-D:-D:-D ka zay ngeh le film eee
7. oufouf ( 12/10/2006 09:45)
:-D:-D:-D loza ny mahazo ny zanak'i dada :@:@
(copie/coller):P:-D
8. rakaroka ( 12/10/2006 09:52)
Fin de l:roll:'épisode: mbola hitohy!...:roll:8O:oops::P8):-D
9. prime ( 12/10/2006 09:57)
Aleo fa ho hita eo hatr@ sabata e... mety tetik'ady tokoa ialàna pà io...
10. lagoon ( 12/10/2006 10:16)
Izaho ry zalahy tsy mpanao politika a.Fa @koa dia sarom-bify izany "dossier de candidature" izany ka tsy hapetraka fahatany eny ambont birao.
Mihidy any anaty coffre-fort izany,ary izahy irery no mahalala ny code.
Na miomana miàla-pà i Ny Hasina,na mba manao coup médiatique kely fa toa resaka Poireau foana no heno tatoato.
Film tokoa ity ka film,ho hitantsika eo @ Alahady e.
11. prime ( 12/10/2006 11:03)
Ho hita eo e... milaza tsy maintsy hilatsaka mantsy leiry na in hono hidona na in hihatra...
12. papala ( 12/10/2006 13:39)
tsy mahay miaro tena ny zanaky dada fa t@izy ministry ny paositra koa d efa saika maty nopozinin'olona ranom-boakazo nisy poizina t@ réception, masaka ny vavany sy ny tany anatiny.tena tsy film kosa angamba lay fanafihana raha oh ka zay no hita ? tsy mahay mitandrina @ ol miaraka aminy!
13. LEMOTA ( 12/10/2006 15:36)
Sô de mba fahatsorana be kosa aza le izy, lery no tokony hanao hoe "minoa fotsiny ihany", ary de mbola notahian'Atra fôna na efa voapoizina aza
14. fijo ( 12/10/2006 19:36)
tena mivandravandra fa manahadary lery.tsy sahy milatsaka izy,dia izay no fomba hanariany dia ny olona.tsy eken'ny saiko kely mihintsy hoe tranona olona toa ireny dia azo hidirana tahaka ny mankany amin'ny bar.
ny alika ,ny mpiambina ny tompony ny vahoka koa raha variana eo,dia hatory daholo.
mba aoka izay ry izy mianaka fa ampy izay nandrotsirotsianareo an'antananarivo izay an
15. oufouf ( 12/10/2006 20:22)
hita izao ny tena marina fa faux jeton lé olona , tsy misy honneteté... Ny Hasina :-D:-D:-D:-D:-D
16. fijo ( 12/10/2006 20:41)
very hasina ve izany le?
17. aokahoahy ( 13/10/2006 06:51)
I Hasina ange ka olo fetsifetsy efa hatry izy ministre fa izy koa marina io halatra io dia ravalomanana no nampanao azy
18. mandrindra ( 13/10/2006 08:50)
aleo handeha ny fandiahadin'ny pra dia ho kobo eo izay be fika
19. besoiiin ( 13/10/2006 08:53)
aza mampime fa tssss... kou raha tsy zazakely less kou hoe ande hangalariko ny stylo an'ibozy satria izy nangalatra ny mofoko... :lol: sinemab io! ary raha tsy sahy mirotsaka eo ny hasina dia veloma tanteraka ny carrière politik any. satria wain tanteraka. mbola manana ora maromaro izy e aleo ho hita eo fa mitoy ny film
20. prime ( 13/10/2006 12:37)
ouaips...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547