Ny Hasina be sinéma
25. xxx
(
14/10/2006 08:45)
aokahoahy:
I Hasina ange ka olo fetsifetsy efa hatry izy ministre fa izy koa marina io halatra io dia ravalomanana no nampanao azy
o ry akolahy a ! de lasa mpamaky trano ndray zany ra8 tena dada ndray zany a !
26. manantsoa
(
15/10/2006 15:31)
Tena sinema. Mampahatsiahy ahy ilay tantara iray izay :
Nisy cousin-ko izay , natahotra ny hanao fanadinana BEPC lery tamin' ny taona 2003 . Nodidiany tamin' ny hareza ny tanany havanana 1 andro mialoha ny fotoana dia tsy niatrika ilay fanadinana nedala , satria tsy afaka nitazona stylo .
Tonga indray ny 2004 dia mbola nahita fika hafa ihany nedala ialàna pà 2 andro mialoha ny fanadinana .
Tena mbola hisy ihany ve ny vahoaka dondrona sy kentsina hanaiky ho voarebirebin' ireo mpampiesona ireo?

27. danibe
(
15/10/2006 20:32)
sady na le filaza azy tao @ tribune izay koa aza dia efa nahatsikaiky ery! ohatran'ireny tantara vato ataon'ny kilonga ampela any aminay ireny! tratran'ny fonoka hono! inona ko zany fonoka? avelao zany fonoka izany ry Ny Hasina fa ny finoana ro ataovy be!
28. akama2006
(
16/10/2006 11:54)
mba manan saina handinika ihany ve nareo manoratra eo ambony manejika bete be any ny hasina ireo sa tsia e!
:D
ohatny olona tsy misaina izany! inona indray izao no lazaina f io izy io nametraka ny dossier any io!
rehefa mba misaina dia aza manao fijery partisan e!tsy ady hevitra izany fa ftiavan tena! nahavita be i ny hasina teo aminy ptt! miainga aminy enti manany fanjakana!a tsy ny harenany manokana no entina hizetiavana hoe ahavita be!izay no tsy hitovizany aminy le8 sy ny ambiny!toa izany koa ratsirahonana,ny fanpahankevitra politika no entina mampandroso fa tsy zavatra hafa! misy fanapahankevitra politika mba vitan'ireo hafa ve? surtout le8!

29. manantsoa
(
16/10/2006 15:44)
o ry akama2006 a ! ianao no tena tokony handinika sy hisaina . Raha tena lehilahy ary hitondra firenena sy vahoaka toy ireny dia tokony ho sahy hirotraka amin' ny anaran' ny antokony .Tsy mpikambana tsotra izy ao fa mpitarika kanefa dia tsy sahy mitonona ho kandidan' ny antokony akory.
Fa inona daholo izany ireo mpikambana tarihinao isan' andro ireo? ianao mpitarika aza tsy mahatoky ny anaran' ny antokonao???????????????????????
Nanatitra dossier lery satria hoanina be raha tsy nanao izay.
Raha resy eo indray izao dia lazaina fa fonoka e, masobe tsy mahita e, be manaiky sns e.....
Efa araky ny pokona ireo fianakaviana ireo ry lery a.

30. akama2006
(
16/10/2006 16:23)
tsy azoko ny mahatonga anao hiteny izany? betsaka nareo no nilaza fa raha lehilahy manoava itsy iroa!tsy misy dikany ange izany lazainareo izany e!
tsy misy lanjany sy dikany satria tsy izany no hilazana raha lehilahy!
azonao ve ny antony tsy nahatonga azy hisalotra na tsia ny anarny antokony? inona no ataony olona izay ny rainy eo anivony poltika izao(3fn)? ary ny tsy itovizany hevitra aminy rainy ny fmba fijery politika?
mba efa nojerenao ve izay mihoatra noho ny \"detail\" tsy dia misy dikany loatra!
io fijery antendrony io no hilazako anreo hoe mba alefaso lavitra le jery e!gratuit io ary tsy voavidy vola!
raha ny fahazahoako ny resakao mantsy dia tsy lehilahy izy satia sty nirotsaka aminy antokony izay ny fehiny! ka lehilahy ve izany le8 satria nanakana ny candidat atahorany hilatsaka ,ary manenjika izay azo henjehina amin\'ireo candidat hafa!

31. manantsoa
(
17/10/2006 03:52)
ny sinema nataon'i zanaky dada no resahina eto ; Tsy fantatro ny momba an-dra8.
Mazava ny nolazaiko ; sinema daholo ny nataony . Tsy mahamenatra ny milaza fa iray antoko aminy ny tenanay. Midradradradra hatraiza hatraiza ry zalahy fa tokony omena hasiny ny politika ary dia nanao ilay dina politika mihitsy moa ry zareo . Kanefa izao firotsahanao tsy amin' ny anaran' ny antokonao izao ve tsy efa fanivaivana ny politika amin' ny maha-politika azy . Ary tsy fahatokisana ny mpikambana ao amin' ny antokonao .
Ho hita eo izay mino ny fonoka sy ny namany e.

32. akama2006
(
17/10/2006 10:39)
manatsoa> ka izay anie no voalaza eo e!fa natolotry ny akfm fanavaozana angaha moa izy? ary ny olona ao anty ny akfm fanavaozana ny rainy sa tsia? raha tsy mitovy fomba fijery iza no tokony hanaja tena ny rainy sa ny zanany,mazava fa ny zanany,tsy afaka ny hametrany fanavaozana izy satria mbola eo ny rainy!donc,lozika izy raha milatsaka ho olontsotra!strategie koa io!inona moa ny nataony fanvaozana depuis?tsy namadika palitao ve ny maro sy mifikitra aminy mpino fotsiny ihany!
ny ahy le fanasoketana no tsy mety raha ny hevitro io! manomeza olona hafa ny fanavaozana na manohana azy !tsy bedy anie e!tsy tim izy na arema ka hoe tsy mahazo sosy sy tambiny raha tsy milatsaka antoko!strategie politika daholo izany!le + large possible no tanjony!!matoa milatsaka ho lany ,donc maka ny chance rehetra izy!izay!

33. prime
(
17/10/2006 11:41)
Io no efa nolazaiko : hilatsaka izy hoy aho fa tsy hiala pà izany... etsy ankilany ny hoe zavatra very, izao vao hita porofo fa tena very ary efa mandeha ny fanadihadiana dia aleo ny mpanao izany no hilaza ny nisy marina...
Aleo ry zareo izay tena zava-misy no resahina fa io foana no mahavoa antsika a... ny te-hamorona mikasika ireo kandidà ireo anie betsaka fa izay tena misy ihany lazaina fa manjary resak\'eh...
Izaho manokana manana ny hevitro sy izay hofidiko fa izaho kosa mahalala fa tena nanao ny zanak\'i dada tao @ paositra ary anisan\'ny ministera nahomby indrindra t@ fotoan\'androny...
Amiko efa fotoana @ izay izao fijerena hoe inona avy no tsara indray isaky ny kandidà fa tsy hanao propagandy toy ny an\'ny kôminista hoe tsy mijery afatsy izay ratsy @ hafa (dia manao \"partisanisme\" sy \"coutisanisme\" fotsiny sisa)... Eto moa ny hasina no tsikeraina d izay fa ny an\'ny kandidà hafa koa tokony horesahina...

34. fijo
(
17/10/2006 22:24)
ary i akama ity tena misaina be mihintsy an.manahirana be ny miresaka aminy,sady tsy mba mivatravatra rehefa miresaka fa tony be.milay raha toa izao no mpanao politika misaina be ka.vao tsy mitovy saina aminy dia vendrana sy tsy misaina daholo.efa akaiky ny demokrasia any mada raha izao kle
35. akama2006
(
18/10/2006 11:00)
mbola ho ela aloha e!politikany zanatany no any amintsika!
marihina fa la fanasoketana sy fanaratsi_ana no novaliana hoe misaina sa tsia!raha tsy azonao le resaka,vakio tsara aloha ny fiatombohany sy ny farany!da aza mandray tsy raisina toa tsiploitra!
teny gasy no mampiasa io sao tsy zaka de lazaina ho opa indray! :lol::roll:

37. tenagasy
(
18/10/2006 16:51)
Mankamamy ô! Sady hatsikana kely! Aza tezitra ianao fa somonga ny ahy!
Tery ambony moa toa resaka be ny hoe: "tena lehilahy", "tsy lehilahy", ....
Amiko tsotra ny vahaolana: tokony hampidirina ao anaty lalampifidianana koa hoe rehefa milatsaka ho fidiana ny olona iray dia tsy maintsy savaina ny ati-patalohany na maka certificat médical hoe TENA LEHILAHY TOKOA ITY OLONA ITY. Vita kabary, tapitra ny ady hevitra! LOL
Amin'ny sisa dia savao tsara aloha ny pataloha, mitsapa ... miondrika kely ... mijery sy manamarina tsara azy hoe: ao tsara ve letsy ialahy? Izay vao manao fanambarana hoe: nojerena ny ahy, ireto avy ny vavolombelona ka voaporofo hoe lehilahy tokoa, noho izany hilatsaka. LOL
Tandremo sao mibolisatra an? Indrindra raha variana be resaka sy manao sinema fotsiny fa tsy izay atao no atao! LOL
Sao dia tokony haseho ny mpifidy rehetra koa aloha sao tsy matoky ny olona ka tsy hifidy e?....LOL.
Fa raha izany dia ahoana izany ireo vehivavy milatsaka ho fidiana eh? Amiko resaka mandany jiro ra-olona izany ah! ...taloh'izany ...
Mirary soa!

38. fijo
(
18/10/2006 20:26)
akama,ka io fomba firesak'ise io mihintsy no mahagaga ahy ko.sa tsy hafaka aseio hoe mahalala zavatra raha tsy manindrona?????sy manambany olona hafa.tsy za no asianao ,fantatro,fa le fomba no tsy tiako.
39. akama2006
(
18/10/2006 21:43)
fijo> miala tsiny raha tohina ianoa aminy fiteny sy famaliana fa izaho moa araka ny lazaiko hoe tsy olona fetahana avia dia manome havanana fa ny ahy dia izay omena no avaliko!
tsy hoe manindrona fa raha nametraka fanontaniana teo ambony ianao dia milaza zavtra dia mamely paingotra kely ,ka dia voatery aho izany miteny koa dia manisy paingotra!faandramo anie aza manisy paingotra e!tonga dia asiako fleur sy bonbon mihintsy ny ahy !lol!(l) bizy aza e!:* maninona indray hoe!tsy nisy fleur tato fa naingy nasiako ra fijo a!
misaotra!

40. fijo
(
24/10/2006 23:14)
za anie wa tsy mahatsiaro hoe tsindromina teo e,fa le fomba fotsiny.ohatra koa izao i gernico.mazava ny firehany,ary za koa momba io firehany io,saingy ny fomba firesany tsy ekeko,satria manambany ny sasany ka tsy tsara