Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
flinde ( 09/10/2006 10:34)
Resak'adala
Nisy adala telo lahy hono notsapain'ny dokotera raha efa sitrana na mbola adala ihany. Nantsoin'ny dokotera ireto adala telolahy dia nasain'ny manao hoe "avivia raoranô!" hoe milalaova orana, nefa n... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 16/10/2006 07:17
fijo ( 09/10/2006 10:04)
antso
hoan'i hery sy ny mptantana rehetra. rehefa misokatra ny fanaovana fampielezankevitra,dia mangataka aho,mba hanokafana pejy manokana ahafahana manao izany.dia ao isika no manao propa;ka rehefa tapitr... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2006 22:46
sareraka ( 09/10/2006 09:22)
Ingahy RAVALOMANANA ve matahotra sa ahoana e?....
Mampanontany tena ny maro ihany eny fa na ny mpomba azy aza ny zava-niseho tao TOAMASINA ny asabotsy teo iny.Samy nahatadidy angamba isika rehetra fa ny teniny sy ny baiko nomeny dia ny hampisambotra ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:57
labomba ( 09/10/2006 09:19)
Ho lany Pierrot raha milatsaka eo!
... tsapan'ny mpitondra tokoa izany. Ka izany no mahatonga azy ireo manao ny ainy tsy ho zavatra anakanana an'i pierrot tsy hiditra an'i madagasikara. Nefa raha tiana ho samborina marina izy, maninon... tohiny
novalian'i manantsoa ny 15/10/2006 15:48
fiderana ( 09/10/2006 09:14)
Maro ny fomba entina hanaovana hoe je t'aime............
Hoatran'ny faly be izany aho fa hafa ny size nosoratako, fa hafa tsy nampoiziko ny valiny,ahoana hoy ianareo,milazalaza profil avy hatrany no hitako ao, dia miteny hoe vonona ny hiaraka avy hatrany, h... tohiny
novalian'i jobala ny 30/10/2006 15:42
kitjo ( 09/10/2006 08:57)
Mety hiakatra ndray ny solika taorian "nuclear test" N Korea
Misy fiantraikany be amin'ny toekarena iraisam-pirenena (tsy resaka Pierrot tsony ty) ilay test nucleaire any North Korea Nahazo vahana be koa ny US dollar ho anareo mpi-buzn, tsra ho fantatra M... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 14:29
hery ( 09/10/2006 08:32)
Tsy mandeha ny SMS Celtel?
Tsy haiko na izaho irery no voan'ity fa ny sms rehetra alefako @ numero Madacom dia tsy misy voaray daholo. Kanefa raha vao Orange dia tonga dia ok. Sao dia misy blem?... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/10/2006 08:53
kitjo ( 09/10/2006 07:59)
Greve generale hono!
ko raha tsy tsy mahita atao intsony ny olona! izy ngah no velomina? http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2399... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 22:07
LazaDaddy ( 09/10/2006 07:57)
tsy rarahako! hahaha!
Izaho tsy mandraraha an'i Pero sy Levalo sy ny mpanao maloto politika rehetra. Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misal... tohiny
novalian'i Stone ny 11/10/2006 12:25
isrine ( 09/10/2006 06:04)
Tafarina tsikely2 i Liban
Manao akory aby ! Endrika iray ilazana fa tafarina tsikely2 i Liban ny fiverenan'ny mpianatra any antsekoly androany 9 Octobre. Isaorana ny rehetra mifandrimbona amin'ny fanarenana!... tohiny
novalian'i isrine ny 10/10/2006 05:45
mbelotavao ( 08/10/2006 23:43)
Mankaiza ny Kristianina rehefa maty?
Voalaza ombieny ombieny fa misy izany fanahy izany miakatra any an-danitra rehefa maty ny Kristianina iray . Inona marina io fanahy io ? ... tohiny
novalian'i prime ny 01/12/2006 11:00
lagoon ( 08/10/2006 22:54)
Hilatsaka i Manandafy
Vao vita ny Vovonana MFM ka tapa-kevitra izany fa hirotsaka i Manandafy.tsy nahita mariparitra hiraisana miaraka @ Pety fa dia samy mandea samy mitady izany. Dia mazava fa hizara be ny vato MFM. Asa... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:18
hery ( 08/10/2006 22:37)
Haninona any Toamasina i Pierrot?
Samy mihainohaino daholo miandry izay zavatra hiseho ao Madagasikara amin'izao fotoana izao. Miezaka ny ho objectif amin'izay zavatra mitranga. NY mahagaga ahy dia hoe raha mikatona ny aéroport ao... tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 14:41
danibe ( 08/10/2006 20:50)
te hanankarena
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?:{:{:{... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 13:58
sareraka ( 08/10/2006 20:24)
INONA TOKOA NO ZAVA-NISY TAO TOAMASINA?....
Raha ny vaovao tena mari-pototra dia saika hipetraka tao TOAMASINA tokoa ny fiara-manidina nitondra an'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO avy tany LA REUNION .Kanefa dia miaramila no niandry ka tsy afaka ni... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 21:10
soanja ( 08/10/2006 18:57)
Halabato
Mbola mety hisy foana ve ny halabato mazao andro mivoatra izao sa tsy ho afaka amintsika (Madagasikara) io raha any Dago? ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/10/2006 01:15
soanja ( 08/10/2006 18:55)
Famaizana na discipline tsara na tafahoatra
Inona hozy nareo ny famaizana tsara indrindra sy mandaitra ary tokony tohizana foana amin'ny ankizy maditra sarotra tenenina iray zaza 3- 10 ans ohatra. Dia inona no atoa hoe famaizana tafahoatra loat... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:44
kitjo ( 08/10/2006 18:32)
Aeroport nidina: mitady Korontana aloha.ny fifidianana
za aloha mpanohana andra8 fa ty kosa toa betise! Toa mitady korontana ihany ra8 raha nanidy ny aeroport tamatave, tsy vaovao ofisialy no reko fa namana avy any dago no nampita, asa ianareo any ra a... tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2006 09:07
soanja ( 08/10/2006 18:15)
Ny sekta
Inona ny hevitrao momba ny atoa hoe sekta? Iza no heverinao fa sekta amin'izao andro ny milenioma faha2 izao? Sokafy ny saina rehefa mamaly aza sy miady hevitra fa aza mifampitezitezitra an. Asa na ef... tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 09:11
soanja ( 08/10/2006 18:12)
Masina ve ny baiboly sa ny teny voarakitr anatiny no masina?
Misokatra ny adihevitra. Aza omena tsiny akory aho raha mametraka io resaka io fa tsy mitovy mantsy ireo zavatra roa ireo. Ilay boky( baiboly) mihitsy ve no lasa masina satria voasoratra ao ny tenin'A... tohiny
novalian'i prime ny 19/10/2006 10:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7627