Hilatsaka i Manandafy
1. lagoon
(
08/10/2006 22:54)
Vao vita ny Vovonana MFM ka tapa-kevitra izany fa hirotsaka i Manandafy.tsy nahita mariparitra hiraisana miaraka @ Pety fa dia samy mandea samy mitady izany.
Dia mazava fa hizara be ny vato MFM.
Asa izay hevitrareo fa amiko dia mazava be ny fandresan'i Ra8 à io fifidianana io.
Ny Arema mizara telo,ny MFM mizara roa.Ireo anefa no tena "partis politiques" naharitra sy manan-danja eto Gasikara ka izao vao nizara hatramin'izay.

novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:18
2. Robert
(
09/10/2006 03:50)
De rehefa lany indray Ra-8 de betsaka ny hilaza fa nalaga-bato izy.
Nefa ry zareo mpanohitra no mifaga-bato?
Indrisy ry mpanao politika Malagasy, mbola hoela...
Nefa ry zareo mpanohitra no mifaga-bato?
Indrisy ry mpanao politika Malagasy, mbola hoela...
3. prime
(
09/10/2006 07:31)
Nefa mbola Manandafy ihany aloha no matanjaka raha mbola MFM no resahina...
Nefa koa tsy azo adinoina fa fomba fiadin'ny antoko matanjaka io mody mizarazara io... Efa nisy taloha ny MFM Ravony, ny MFM Germain... d izao indray misy ny MFM Rakotovazaha, MFM Pety...
Nefa koa tsy azo adinoina fa fomba fiadin'ny antoko matanjaka io mody mizarazara io... Efa nisy taloha ny MFM Ravony, ny MFM Germain... d izao indray misy ny MFM Rakotovazaha, MFM Pety...
4. hery
(
09/10/2006 07:45)
Fomban'ny antoko tokoa io... fa plus ry zareo misaraka, plus tsy tafakatra. Mety tsy hahaverim-bola akory.
Ravalo sy Ny Hasina no toa hanao deuxième tour.
Ravalo sy Ny Hasina no toa hanao deuxième tour.
5. kitjo
(
09/10/2006 07:49)
Ie Ra8 sy Hasina raha misy 2e tour..lol
ny tena mampme ange dia mbola tsy eo @fitndrana akory zareo dia efa miseho ny ady seza, ny vola voaodina sns
Tsy mahita marimarira iraisana akory nefa mbola anivon' ny fikambanana fotsiny nefa aiza ty Madagasikara manontolo?

6. prime
(
09/10/2006 08:03)
kitjo, hery> fomba fiady io... ho an'ny parti ngeza toy ireny efa mahatoky tena izy ny ahazoan'ny farafaharatsiny ny iray @ tambatra sy ny mafàna ny 5 à 10%... dia avy eo izy afaka manohana soamantsara kandidà izay ahazoany mametraka ny paik'ady rehetra ara-politika... (postes ministériels, régions, parlement...)
8. vakiniadiana
(
09/10/2006 09:58)
Aleo hisy MFM ihany ka, ohatra tsy misy tsirony ny fifidianana raha tsy misy an-drizalahy :lol:
9. kitjo
(
09/10/2006 10:23)
mety tsara koa nge ra bdb ny milatsaka
bdb ny spectacle...kaly zaraim-potsiny...t-shirt gratos...vola miparitaka...bulletin sy calendrier atao haingotrano...hahaha
toute kolera
bdb ny spectacle...kaly zaraim-potsiny...t-shirt gratos...vola miparitaka...bulletin sy calendrier atao haingotrano...hahaha
toute kolera
12. lagoon
(
10/10/2006 21:23)
Ny fahitako azy dia izao.
Ny @ Provinces Fianranatsoa izany dia ireo tia an-dra8 dia hifidy azy ihany.Ny mpanohitra kosa dia hiparitaka ny vato satria mety hanao vote ethnique:ka Pety,Ndanfy sy Herizo no hifandramatra ao.
Ka izay mahita fa tsy misy dikina io miady vato io dia hifidy an-dRa8.

13. fiderana
(
11/10/2006 12:26)
Mananjo hilatsaka daholo ny olom-pirenena rehetra, koa rariny raha milatsaka i manadafy, na dia hoe hilatsaka koa aza i pety, ny safidin'ny vahoaka no ndao hojerena rehefa avy eo, dia ny hoavin'ny vahoaka koa rehefa lany izany lany eo.
14. miantsa2
(
11/10/2006 17:29)
tsy aleho ve ny volan`ireo spons omena ny mahantra toa izay hiadiavana seza eo toa ilay tao tsaralalana sa ahona e!