Aeroport nidina: mitady Korontana aloha.ny fifidianana

1. kitjo ( 08/10/2006 18:32)
za aloha mpanohana andra8 fa ty kosa toa betise!

Toa mitady korontana ihany ra8 raha nanidy ny aeroport tamatave, tsy vaovao ofisialy no reko fa namana avy any dago no nampita, asa ianareo any ra afaka manome vaovao ofisialy.
nidina omaly ny aeroport Tamatave, mandritra ny 3mois hono,

Olona 4000 no voalaza fa nandrava ny barazy

aiza ho aiza ny vaovao tena marina?
novalian'i xxx ny 10/10/2006 09:07
2. kitjo ( 08/10/2006 18:38)
Fa le Pierrot koa aloha tsy milay e!

Olona voaenjiky ny lalana mbola milingilingy ihany, znay no mampiseho an' ny vahoaka fa refa tonga eo izy tsy handaitra tsony le fitenenana hoe "tsy misy ambonin' ny lalana", mbola vao izao dia asehon lery le izy!

fa ra8 koa zany manome credibilite ho an lery ra oh zao fandehany...
3. lapino ( 08/10/2006 19:03)
Raha vaovao ohatra an'izany tokony ho "à la une" mihitsy ao @ la gazette. :)
4. methode ( 08/10/2006 19:27)
Za vao androany no naheno an'io tamin'ny RFI fa mety tetika politika daholo zany rehetra zany na avy ami'ny andaniny na ny ankilany. Sécurité no voalaza fa nanidina azy! Mety misy mahamarina azy ihany aloha satria rehefa be olona loatra tsy voatandro tsony ny filaminana dia misy ny manararaotra.
5. Robert ( 08/10/2006 20:07)
Sécutiré Nationale, Hidiny ny aeroport mba hiala @ fifandonana @ ilay olona 4000 (avy t@ Kijto).

Tena tsy handroso veti2 mintsy isika Malagasy, isakiny fifidianana ve de korontana foana.

Izay voaheloka aloha tokony higadra. Sady tsy efa betsaka ve ny kandidà hofidiana.
6. danibe ( 08/10/2006 20:38)
hanavotra an'i madagasikara no antony hiverenako any hoy Pierrot talohan'ny hialany tany france, tenin'ny candidat maro koa io. fa hono ho'aho tsy afaka manavotra a'i madagasikara ve raha tsy filoha. raha manana fika hanavotana ianao, nahoana raha atao na dia tsy filoha aza. teny zato, kabary arivo, fa inona ny tena marina? kabary ambony vavahady.
7. colar ( 08/10/2006 22:18)
erreur politika mintsy alo ty managadragadra ol ty e,saingy io no fanao refa manana fahefana ko,zay tonga eo tsy maintsy zay fona e,ary zay mitabataba retra ihany io migadra io an,zay le we mbola lohan afrikanina mintsy tsika e,TSY HIALA daol zay eo na gidra b aza
8. hery ( 08/10/2006 22:37)
Samy mihainohaino daholo miandry izay zavatra hiseho ao Madagasikara
amin'izao fotoana izao.
Miezaka ny ho objectif amin'izay zavatra mitranga.
NY mahagaga ahy dia hoe raha mikatona ny aéroport ao Toamasina,
maninona i Pierrot Rajaonarivelo no tsy miditra malalaka ao Ivato
Antananarivo. Inona no zavatra atahorany? Mieritreritra ny hirotsaka
filohan'i Madagasikara izy, fa tsy ho filohan'i Toamasina fotsiny, koa
raha sakanan'ny fitondrana ny ao Toamasina, ka matoky ny tenany tokoa
izy, dia tokony hino koa fa hitsena azy avokoa ny vahoaka malagasy.
Tsy tokony hiantehitra amin'ny fiarovan'olona vitsivitsy izany izy fa
tokony hiantehitra amin'ny fiarovan'ny vahoaka azy (raha marina tokoa
fa tia azy ny vahoaka).
Ary raha toa ka tsy hahazo ny fanohanan'ny vahoaka izy mandritra ny
fidirany ao Madagasikara, dia azo eritreretina ve ny hahazoany ny
fanohanan'ny vahoaka azy mandritra ny fifidianana?

Tsy azoko ihany ilay lojika.
9. razily ( 09/10/2006 01:23)
tena tsy vaha olana zany e!
Tokony tsy hatahotra ra samy lehilahy!,manajary manenjika zany lery!!!!ka lasa bandy sy rôla!!!
10. Robert ( 09/10/2006 03:57)
calor> Erreur politika tokoa ny fanampoahana tetezana, fanaovana barazy, fangalarana vola-bahoaka, kolikoly,....

Raha manao an'io koa ve Ra-8 izany de tsy hogadraina hoy enao?

Tsy misy ambony lalana ny olona rehetra...

11. kitjo ( 09/10/2006 07:09)
danibe> marina izan, fidiko enao raha milatsaka na tsy filoha aza...hahaha

sao d mitetika adim-poko koa ary pierrot?

d le vahoaka ao Toamasina no hampalahelo fa ny fianakavian lery ary ao Tana tsy sahany alefa any fa le vahoaka madinika ao zany no ataondry zareo victime knou!

Dia lasa aiza aloha izy amin' izao e?

misy aeroport prive maromaro manko ao dago ka mmhhh..
12. kitjo ( 09/10/2006 07:29)
http://madagascar-tribune.com/

13. vakiniadiana ( 09/10/2006 09:45)
tsisy aéroport mihidy izany e,aza manely tsaho
14. fijo ( 09/10/2006 09:59)
milamina daholo fa efa nisava izay aloha ny korontan anadiany voaloany.
15. prime ( 09/10/2006 13:23)
vakiniadiana> tara enao an... tena mihidy ary tsy mivoha intsony ny seranam-piaramanidina Toamasina hatr@ volana janoary 2007... ny sidina iraisam-pirenena sy tatitra iraisam-pirenena dia tsy azo atao avokoa afatsy eo Ivato ihany... ny sidina sy ny tatitra anatiny dia mbola azo atao avokoa afatsy ao amin\'ny seranana Toamasina ihany...
16. xxx ( 09/10/2006 13:46)
toa samy fetsy ny fahitako azy raha izao ny fandehany : saika hanakorontana i Pierrot (provocation) kanjo ny an-dra8 no tonga aloha, toa i Ra-8 no hi profiter an'ilay klé n'i Pierrot raha tsy mahay
17. prime ( 09/10/2006 14:13)
Vita i pierrot e... ny crédibilité'ny no enjeux @ izao...
18. xxx ( 10/10/2006 09:07)
prime:

Vita i pierrot e... ny crédibilité'ny no enjeux @ izao...



Tandremo fa feno hafetsena iny paikan'i Pierrot iny, efa fantany fa hosakanana izy ary io faux pas n'i Ra8 nanakana azy io no nandrasany, izao izy afaka mamory vahoaka fa nanao erreur ra8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1499