Halabato

1. soanja ( 08/10/2006 18:57)
Mbola mety hisy foana ve ny halabato mazao andro mivoatra izao sa tsy ho afaka amintsika (Madagasikara) io raha any Dago?
novalian'i LazaDaddy ny 10/10/2006 01:15
2. lapino ( 08/10/2006 19:06)
Tsy ny andro mivoatra no manafoana ny halabato ka! Na any amin'ny tsy amintsika aza. :)

Fa raha azoko izany ny tenin'i soanja dia mivoatra ny any amintsika e?! :wink:
3. rakaroka ( 08/10/2006 19:06)
Amin'ny resaka politika toa "tous les moyens sont bons!: ady seza io!
4. Fiffi ( 08/10/2006 20:03)
de tous les moyens sont permis koh ve ?
5. prime ( 09/10/2006 13:18)
:wink:
Sarotra ny itenenana fa tsy misy ary tsy hisy ny halabato... ny fomba hampihenana azy no ezahin'ny fahefĂ -mahefa ary izany dia tsy ho foana mihitsy...
6. mandrindra ( 09/10/2006 15:47)
prime, marina izany e
7. LazaDaddy ( 10/10/2006 01:15)
prime:
Sarotra ny itenenana fa tsy misy ary tsy hisy ny halabato... ny fomba hampihenana azy no ezahin'ny fahefĂ -mahefa ary izany dia tsy ho foana mihitsy...
mandrindra:
marina izany
[size=14]maloto ny politika[/size]

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512