Halabato
1. soanja
(
08/10/2006 18:57)
Mbola mety hisy foana ve ny halabato mazao andro mivoatra izao sa tsy ho afaka amintsika (Madagasikara) io raha any Dago?
novalian'i LazaDaddy ny 10/10/2006 01:15
2. lapino
(
08/10/2006 19:06)
Tsy ny andro mivoatra no manafoana ny halabato ka! Na any amin'ny tsy amintsika aza. :)
Fa raha azoko izany ny tenin'i soanja dia mivoatra ny any amintsika e?! :wink:

3. rakaroka
(
08/10/2006 19:06)
Amin'ny resaka politika toa "tous les moyens sont bons!: ady seza io!
5. prime
(
09/10/2006 13:18)
:wink:
Sarotra ny itenenana fa tsy misy ary tsy hisy ny halabato... ny fomba hampihenana azy no ezahin'ny fahefĂ -mahefa ary izany dia tsy ho foana mihitsy...

7. LazaDaddy
(
10/10/2006 01:15)
prime:
Sarotra ny itenenana fa tsy misy ary tsy hisy ny halabato... ny fomba hampihenana azy no ezahin'ny fahefĂ -mahefa ary izany dia tsy ho foana mihitsy...
mandrindra:[size=14]maloto ny politika[/size]
marina izany