Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 08/10/2006 16:52)
Vao tsy eo i ZIDANE dia misy olana ny frantsay!...
Asa loatra izay olan\'ny équipe de FRANCE eo @ FOOT fa vao tsy eo intsony i ZIDANE dia hita sy tsapa fa tsy ampy ny finition raha hamono baolina.Raha nahatadidy tsara isika t@ finale t@ mondiale dia ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 20:32
fasaly ( 08/10/2006 14:05)
zava-pisotro misy alikaola
Mba manontany tena ihany hoe ahoana no hahazakàn'ny oul mpisotro zava-pisotro misy alikaola satria raha ny tenako manokana dia tena tsy mahatanty, ny zavatra niseho raha mba nanandrana aho dia io coc... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 20:58
rinnah ( 08/10/2006 13:22)
te hiala
Manao ahoana daholo,izaho te hiala nefa tsy hitako ilay soratra we "hiala".... tohiny
novalian'i pissoa ny 16/11/2006 20:28
lost ( 08/10/2006 11:28)
Fandefasana entana any dago
Eny ekeko fa fitadiavina ary eo ko ny fiakaran'ny solika kanefa naizany aza toa nidangana be ilay mpandefa entana any dago iny zao!10euros zao ny 1kg ka amiko tsy misy tokony andefasako any tsony f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 16:41
ramuscle ( 08/10/2006 11:26)
bizoroka
misoatra anareo izay nanome bizoroka any diamondra27. mahagaga ahy fa tsy mbola nahita an'i diamondra27 nahazo bizoroka teto aho hatraminizay. za mantsy fan anizy io na tsy mpandeha eto matetika aza.... tohiny
novalian'i tslem ny 29/10/2006 12:13
rakotoline ( 08/10/2006 11:02)
fianakaviana
ahoana ny hevitrareo eo amin'ny rivalité entre cousin-cousine mba misy mifanejika vé ny havanareo;misaotra ary ny cousine germaine mihintsy a.Misaotra mialoha.:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:43
vale ( 07/10/2006 22:52)
karepoka na ny jaleby koa!
Salama doly:), sao amintsika ato mba misy mahay manao ny fanaovana an'ireo, karepoka le ohatry ny forma na noeud na kou papillon dia ohatry ny asiana zvt ohatry ny tantealy lay izy avy eo.:) Dia j... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 14:04
madagasikara ( 07/10/2006 19:40)
Iza avy ireo hilatsaka hofidiana...?
Manahoana daholo, Misy mahalala ny toerana mety hahitako ny momba an'io ve: site na koa resaka efa nandeha teto ( omeo ref fotsiny). MIsaotra o.... tohiny
Robert ( 07/10/2006 18:51)
Aiza ny fitiava-tanindrazana
Fantatra ankehitriny fa mety hiditra ao anaty olana fitsarana sy politika i Madagasiakara malala-tsika. Olona iray no hiteraka izany.. Tsy mba afaka hijery ny tombotso-pirenena mintsy ve isika malag... tohiny
novalian'i vani ny 13/10/2006 13:43
lemenakely ( 07/10/2006 15:44)
Tsara mbà atao ho hitan'izao tontolo izao ity raharaha ity!
Raha ny fijeriko azy manokana dia tsara raha mbà arahin'izao tontolo izao maso izay zavatra rehetra hitranga ao MADAGASIKARA ao dieny izao! Izaho tsy hiteny hoe hitsabaka ny raharahan-tokatranon'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:10
bozikely ( 07/10/2006 14:37)
fidio rajaonarivelo , avelao ravalomanana, mpamita-bahoaka,
lisez cette article, tena mpmitaka sy mpisandoka ity RAVALO ity, mpamita-bahoaka, mpamitaka an'Andriamanitra, loza ho azy L’ancien vice-Premier ministre Pierrot Rajaonarivelo ne compte pas... tohiny
novalian'i xxx ny 14/10/2006 18:30
akbaraly ( 07/10/2006 14:28)
Pierrot Rajaonarivelo
Tena mampalahelo lery zany fa tena annule foana zay ny vol Reunion-Tana omaly sy androany satry ny compagnie Air Mad sy ny Air Austral de samy ts mitondra azy. Vao tao anaty ny lisitry ny passagers iz... tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 14:55
vetsoko ( 07/10/2006 14:07)
diniho ihany
S’il est mis en état d’arrestation tout de suite après son arrivée, cela confirmera aux yeux du monde entier la tendance répressive de l’actuel régime. Signalons que des journalistes et cam... tohiny
novalian'i vetsoko ny 09/10/2006 17:07
jentilisa ( 07/10/2006 10:50)
Tena fetsy ny mpanao politika
Tena itoeran'ny hafetsena tokoa ny mpanao politika malagasy.Hevitra voizina amin'izao fotoana izao ny hoe tokony hametra-pialana ny filoha mba hampanara-dalàna ny fifidianana filoham-pirenena ho avy.... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 12:16
apache ( 07/10/2006 07:59)
gadra
tao am-pigadrana : - Fa inona lety no naha-bôro an-lah? - Tena tratra nanao vola sandoka lesy an! - F'angah le izy tonga de fantatra hoe sandoka ? - Ka le natao modely mihintsy kay no efa sandoka... tohiny
novalian'i Tenio ny 30/10/2006 15:48
Achia ( 07/10/2006 06:25)
fahamasinana
ahoana marina ity hoe fahamasinana ity e ? ahoana ny hilazan'ny baiboly izany ol masina izany e !?... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:35
soanja ( 07/10/2006 05:44)
Resaka tsy mahazatra
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy ... tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 10:40
totofy ( 06/10/2006 20:28)
ity fitsiriritana ity....!
Nisy rangahy roa izany, omen-tsika anarana ry zareo , iké sy ibé, izy reo dia iray [b]"immeuble"[/b] izany ambony sy ambany ka iké izany ny ao ambony ary ibé no ao ambany..... ka tafaresaka hono ... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 16/10/2006 07:22
salmo ( 06/10/2006 17:09)
Viva & ho ela velona
:-$:-$ Hataovy @ tratra ny tanana akavanana dia http://www.masombahiny.com/Hymne_National_Malgache.html . ary ho ela velona ane isika rehetra hihi http://www.logomovil.com/polifonicas-89029.html =D=D=... tohiny
novalian'i ninih ny 09/10/2006 08:02
dolby ( 06/10/2006 15:22)
Tsy rariny kosa izao
http://www.akenini.com/nepascliquer.php3... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.341