Aiza ny fitiava-tanindrazana
1. Robert
(
07/10/2006 18:51)
Fantatra ankehitriny fa mety hiditra ao anaty olana fitsarana sy politika i Madagasiakara malala-tsika.
Olona iray no hiteraka izany..
Tsy mba afaka hijery ny tombotso-pirenena mintsy ve isika malagasy? Inona ny atao hoe tia tanindrazana..
Olona iray no hiteraka izany..
Tsy mba afaka hijery ny tombotso-pirenena mintsy ve isika malagasy? Inona ny atao hoe tia tanindrazana..
novalian'i vani ny 13/10/2006 13:43
2. Japhet007
(
07/10/2006 19:32)
Hazavao fa TENA TSY MAZAVA ny tianao lazaina: i Pierrot Rajaonarivelo ve no tianao lazaina sa i Marc Ravalomanana? Ary azavao nahoana no izy irery ihany no olana kanefa olona antapitrisa no miaraka aminy?
Ary raha ny amin'ny fitiavantanindrazana indray dia TSARA ny fanontanianao: ny tia tanindrazana dia izay olona TIA ny olona mpiray tanindrazana aminy tahaka ny FITIAVANY NY TENANY, ary miaro ny tombotsoan'ny mpiray tanindrazana aminy tahaka ny fiarovany ny tombotsoany sy ny fianakaviany. Ohatra iray ity: raha ohatra ka tsy mitovy zo ny Mainty sy Andriana aminao dia efa azo lazaina fa TSY TIA TANINDRAZANA ianao...

3. madagasikara
(
07/10/2006 19:37)
Ka ilay atao hoe " fitiavan'tanindrazana" anie ka antaratasy sy lazain'ny vava fotsiny e, hany ka izay tonga eo am fitondrana dia toa ratsy avokoa. Sady ny vahoaka koa toa miandry fahagagana izany.
"fitiavana": tsy mitady tombony ary vonona ny hanompo. Nefa ny mifanohitra am izany no hita am firenentsika. IZay tonga eo dia ny posy aloha no fenoina. Ny indemnite no atao be dia be. Tsy mihetsika raha tsy misy vola... koa aiza no ho tafita... tsy mahagaga raha misy lava ny olana.
IZa anefa no tena mpanao politika fa tsy ireo izay nahita fianarana... ireo izay nandrato fianarana aty ivelany.... zany hoe ny manantsaina no mandrebireby vahoaka.

4. Fiffi
(
08/10/2006 07:13)
raha tena hoe tia tanindrazana i Pierrot Rajaonarivelo tsy tokony hanao an'zao zavatra tetehiny hatao zao izy satria zao no tena hatao mpanakorontana sy mpampiady !
5. belaza
(
08/10/2006 10:10)
tia tanindrazana: iza mo no tsy tia ny tanindrazany fa ny mahagaga de ilay olona milaza ho tia ny tanindrazana ireny no mifanohitra omizany matetika rehefa mahitahita kely avy aty apitandranomasina aty. ny fitiavatanindrazana amiko dia ny fiahiana azy dieny izao( piarabelona, tontolo iainana) fa tsy politika. ny politika mantsy dia tetika(...ratsy) ho entina mandresy lahatra ny manodidina....zay
6. Stone
(
08/10/2006 15:00)
Aza complexé @ izany resaka andevo izany ry Japhet fa ataovy fotsiny izay hampanankarena dia mamokara ianao, fa faux probleme izany resaka ataonao izany.
7. prime
(
09/10/2006 14:05)
madagasikara> (tsy ratsy aloha le ps an...!=D)
Ny mpitondra fivavahana aza mivelona, matihanina @ asa anirahana azy ka mamelona ankohonana @ izany ka ny mpanao politika ve tsy manana ankohonana? aza tonga lehiretsy dia afangaro ny resaka a... misy ny mpangalatra sy ny jiolahy toy ny any @ asa rehetra fa aoka hiavaka ny hoe asa sy ny halatra...
ianao:Mpiasa toy ny mpiasa rehetra ny mpanao politika ka ny fitondràna sy ny fanompoana firenena no asa nianarany... moa fahadisoana ve ny mihary amin'ny zavatra nianarana? ny indemnité anie ka tsy karama e... io foana no fahadisoana fiheverana mahazo antsika... ny olona miasa ka manatanteraka "mission" manokana no omena indemnité fa tsy ny olona mipetrapetraka any @ birao isankarazany any... ka zo tanteraka ahafahana manatanteraka mission ny indemnité fa tsy karama akory...
IZay tonga eo dia ny posy aloha no fenoina. Ny indemnite no atao be dia be. Tsy mihetsika raha tsy misy vola...
Ny mpitondra fivavahana aza mivelona, matihanina @ asa anirahana azy ka mamelona ankohonana @ izany ka ny mpanao politika ve tsy manana ankohonana? aza tonga lehiretsy dia afangaro ny resaka a... misy ny mpangalatra sy ny jiolahy toy ny any @ asa rehetra fa aoka hiavaka ny hoe asa sy ny halatra...
8. oufouf
(
09/10/2006 19:52)
raha tena hoe tia tanindrazana i Pierrot Rajaonarivelo tsy tokony hanao an\'zao zavatra tetehiny hatao zao izy satria zao no tena hatao mpanakorontana sy mpampiady !
Tena marina ny voalazanao ry Fiffi , ambo-po an\' ny ts11 ve no atao sa ny firenena no jerena , ny fiainam-bahoaka anie tsy kilalao é, ary ny firenena tsy toeram-pilalaovana... efa nitondra teo ihany i Pierrot ka inona anefa ny vokany .... sa tsy maty voalavo an-kibo ... mba tokony hahay mionona jereo ry jack LANG rehefa hita fa tsy hahavoa tokony manaja TENA, sa hatosiky ny gazety koa dia mijabaka .....côtiers é .. merina é .... samy malagasy ireo tsy misy tokony hiadivany fitadiavan-toeran\'olom-bitsy.....
10. vani
(
13/10/2006 13:43)
fa inona nefa no maha-tanindrazana ny tanindrazana fa tsy ny mponina ao amin'ny é? ka ireo mpitondra rehetra ireo ve mba misy tia ny vahoaka izany hatramin'izao? tsy ny tenany ihany no jereny foana eo? aiza ve ka ny karaman'ny vahoaka zara raha mahavidy ny sakafony nefa ny vidin-javatra miakatra isan'andro! ka za tsy mandà hoe ny hatsembohan'nytava no ihinanana fa tsy mifandanja amin'ilay hatsembohana lé hoanina!