fahamasinana
1. Achia
(
07/10/2006 06:25)
ahoana marina ity hoe fahamasinana ity e ? ahoana ny hilazan'ny baiboly izany ol masina izany e !?
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:35
4. isrine
(
07/10/2006 16:40)
KA ny fahamasinana araka ny baiboly ve no resaka sa ny fahamasinana iainana andavan'andro?
Ny anaty baiboly tsy de haiko fa ny andavanandro no mety hisy azoko ambara: rehefa mivavaka isan'kalahady ny olona iray sy tsy mampirafy ary tsy miteny ratsy de azo lazaina fa masina.
Ny anaty baiboly tsy de haiko fa ny andavanandro no mety hisy azoko ambara: rehefa mivavaka isan'kalahady ny olona iray sy tsy mampirafy ary tsy miteny ratsy de azo lazaina fa masina.
6. isrine
(
07/10/2006 17:04)
De tsy haiko raha izany, fa za tsy liana t@ baiboly hatr@ fahakely, dia izay mba henoko tany ampianarana ihany no mba misy tadidiko kely, ohatra hoe: ny didifolon'Atra,
14. Ilo
(
12/10/2006 16:19)
I Tes 4 :
3 Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana,...
7 Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana.
3 Fa izao no sitrapon'Andriamanitra, dia ny hanamasinana anareo, hifadianareo ny fijangajangana,...
7 Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana.
16. prime
(
13/10/2006 09:13)
Fahamasinana koa azo ambara ho fahadiovana tanteraka tsy misy pentina toy ny volon'ondry fotsy... fotsy mangatsakatsaka sy mamirapiratra toy ny voninahitr'Andriamanitra tompony, ilay antsoina koa hoe "Ilay Masina indrindra" (Habakoka 3:3)...
20. Ilo
(
16/10/2006 14:06)
Mat 5:
13 Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahan'ny olona.:wink: