fahamasinana
41. Achia
(
31/10/2006 10:46)
de zay nasainy nofadiana de tokony tsy hanina e ! inona moa no olana @ zany , sady manome porofompitiavako azy zany , satria izaho no tempoly hitoerany sady tsy tiany lotoina
42. prime
(
31/10/2006 11:32)
fa tsy ny zava-pihinana ihany fa ny fihetsika sy ny fanao sy ny raharaha... eny hatr@ fifandraisana eo @ fiarahamonina sy ny tokantrano sy ny rehetra aza...
43. Achia
(
31/10/2006 16:48)
edrey manginy fotsiny reny e ! fa na izany aza ve moa ilay eo @ ilay fifandraisana @ fiaraha-monina tsy hoe hiavonavona @ ol akory na jiolahimboto aza izy na oe tsy mitovy hevitra @ tena e !
45. prime
(
02/11/2006 10:15)
achia:
de zay nasainy nofadiana de tokony tsy hanina e ! inona moa no olana @ zany , sady manome porofompitiavako azy zany , satria izaho no tempoly hitoerany sady tsy tiany lotoina
achia> tsy olana fa hoe mahatandrina an'izany v ny mpino?
46. Achia
(
02/11/2006 17:59)
fa nga ny olona ry Prime tambatambazina zany hanaraka an'ATRA a ! fa ampianarina izy ahalala mino izy manaraka tsy mino izy azy sy ATRA no sisa ny adidinao dia ny manambara , zavatra tehimby mihitsy anie no hiandrasan'i Jesosy ny ondriny e !
48. Achia
(
03/11/2006 18:02)
vy mitsy ka sa mbo hitaraina aminy hoe mba ataovy ratsnkazo re ry tompo marina e ! :-D:-D:-D
