fahamasinana
21. Zina
(
16/10/2006 20:46)
Ny fahafantarako azy dia rehefa any an-danitra isika voa ahatratra an'ny fahamasinana.
22. prime
(
17/10/2006 11:23)
Marina io voalazan'i Ilo io fa ny masina=sira, @ teny gasy... mbola maro aza ny mampiasa io voambolana io any @ faritra maro...
Zina> Tsy hoe hahatratra angamba fa hoe hiaina azy feno... fa amin'Andriamanitra, ny olona manana ny Fanahy Masina dia efa masina rahateo... tsy noho ny asan'ilay olona na ny toetrany na ny mahaizy azy (izay tsy tanteraka), fa noho Andriamanitra monina ao aminy amin'ny mahamasina an'Andriamanitra dia lasa masina rahateo koa ny fonenany (tempoly masina), ilay olona mihitsy...
"Hihaino izay holazain'i Jehovah Andriamanitra aho; Fa hilaza fiadanana amin'ny olony Izy, dia amin'ny olona masina; Koa aoka tsy hiverina ho ao amin'ny fahadalàna ireo" Salamo 85:8
"Ary ireny hotononina hoe Firenena masina, dia olona navotan'i Jehovah; ary ianao dia tao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy." Isaia 62:12

23. Achia
(
17/10/2006 13:37)
Zina:
Ny fahafantarako azy dia rehefa any an-danitra isika voa ahatratra an'ny fahamasinana.
ety antany ange ho tahaka ny any andanitra e ! refa any zany vao hanao masina a ?
24. Ilo
(
18/10/2006 10:52)
Manombok'eto isika dia tokony ho masim-pitondrantena:
I Pet1:15 fa araka ny fahamasinan'Ilay niantso anareo, dia aoka mba ho masina koa hianareo amin'ny fitondrantena rehetra,16 satria voasoratra hoe: "Ho masina hianareo, satria masina Aho" (lev. 11. 44).

26. Achia
(
18/10/2006 20:01)
alefaso @ zay ary le tena fahamasinana , za aloha de tena mankasitraka ilay tarigetrandra8 @ ilay hoe fahamasinana sy fahamarinana e !, ka eto aho mba manampy azy @ fanantanterahana izany mba ho zaraina @ namana e !
31. Achia
(
23/10/2006 15:43)
tsy niteny anzany aho e ! fa jereo ty Petera 1/ 1:15,16 efa nomen'iIlo etsy ambony itsy hoe: fa raka ny fahamasinan'ilay niantso anareo , dia aoka mba ho masina koa ianareo @ fitondratena rehetra satria voasoratra hoe : ho masina ianareo satria masina aho , de jereo any @ Vevintikosy 11, 44 fa tany io teny io no nindramin'i Petera , io zany ilay izy ry zina a ! fa tsy i prime na i ilo na i achia no niyeny anzany a ! baiboly ihany no alaina fa tsy hevitra any any antsaina fa raha ny hevitsika no atao ahoana no ahatanterahan'ny sitrapon'ATRA
32. prime
(
24/10/2006 14:14)
Zina> Misaotra amin'ny fanontaniana ary tena tsara petraka mihitsy... fa izaho mino fa tsy tena eritreritrao no anontanianao an'io fa mba hampivoaka hevitra fotsiny... fa ny tsy mino an'Andriamanitra no manahy ny amin'io...
Ny fahamasinana ao amin'Andriamanitra araka ny voalazan'ny soratra masina anie dia tsy eritreritr'olombelona na ezaka atao manokana... fa Andriamanitra masina mitoetra @ olona tsi11 avy @ alalan'ny fanahiny ka manamasina izany olona izany e... Io dia mifanjohy ihany amin'ny tenin'Andriamanitra hoe 'iza no hanameloka izay efa novonjen'Andriamanitra?'... Io koa dia mbola mifanjohy amin'ny tenin'Andriamanitra manambara ny famonjena, ka tsy ipetrahan'ny fanontaniana intsony hoe voavonjy ary ve ny mpino?...
Ny finoana no mahatanteraka izany fa tsy misy ezaka avy amin'ny olona na dia kely aza... ary ny tsi11 no mahavaly izany fanontanianao izany fa tsy misy afaka hamaly izany ho an'ny daholobe...

33. Ilo
(
26/10/2006 07:32)
I Pet 2:9 "Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjakà-mpisorona, firenena masina" (Eks. 19. 6), olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran'Ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga"
Sady tsy antsoina hoe mpanota intsony isika rehefa manana an'i Kristy. Mety manota isika @ maha-olona antsika fa kosa tsy mpanota.
Sady tsy antsoina hoe mpanota intsony isika rehefa manana an'i Kristy. Mety manota isika @ maha-olona antsika fa kosa tsy mpanota.
34. prime
(
26/10/2006 12:35)
Izaho dia midera an'Andriamanitra mandrakariva noho ny ataon'i Ilo... ^:^^:^^:^
35. Achia
(
28/10/2006 13:31)
Mba tohizo nge ny famakiana io Levintikosy 11/44 io e ! de mbo soraty eto raha tsy mahadiso azafady e !
36. prime
(
30/10/2006 08:26)
"Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin'izay zavatra mandady na mikisaka amin'ny tany." Levitikosy 11:44
Ny hevitr'i achia... inona no tianao lazaina?
Ny hevitr'i achia... inona no tianao lazaina?
37. Achia
(
30/10/2006 16:05)
fa nga hevitro ry prime a ! fa io hevitr'i Jehovah io voasoratra io a ! . Io teny io dia nindramin'i Petera tany @ levintikosy mba hampianarany ny ol ahantanteraka ny fahamasinana e !
38. prime
(
31/10/2006 10:21)
Eny hoy aho hoe io no lazain'i Jehovah... d mba hazavao ary hoy aho ny hevitrao mikasika an'io...
39. Achia
(
31/10/2006 10:31)
Ny hevitro ve ? mnaraka ny hevitr'i Jehovah aho ka tsy mihinana na mikasika izay nataony ho maloto :-D zava-pihinana mantsy io lazainy io
40. prime
(
31/10/2006 10:37)
ie zava-pihinana io fa toa maro ihany ny zava-pihinana nasainy fadiana an...