Vao tsy eo i ZIDANE dia misy olana ny frantsay!...

1. lemenakely ( 08/10/2006 16:52)
Asa loatra izay olan\'ny équipe de FRANCE eo @ FOOT fa vao tsy eo intsony i ZIDANE dia hita sy tsapa fa tsy ampy ny finition raha hamono baolina.Raha nahatadidy tsara isika t@ finale t@ mondiale dia nony navoaka ranamana fa carton rouge dia tsy tao intsony ny concentration\'ny équipe jusque hatrany @ fitifirana tir au but.

Nantsoina niverina moa ingahy rainy ary minoa marina fa notambazana vola be tokoa momba iny mondial tany ALLEMAGNE iny.

Omaly moa dia resin\'i ECOSSE 1-0 .Hiverina indray ve ny olana aprés ny EUROS 2002 ?
Maro moa ireo efa nametra-pialàna tsy hilalao ary tsy nilalao intsony depuis ny mondiale 1998 sy ny EURO 2000 iny toa andry i : LIZARAZU,
BLANC ,PETIT,DESSAILLY,DJORKAEFF,DUGARY..ZIDANE , BARTHEZ

i THURAM ,TREZEGUET,WILTORD, VIEIRA(efa hita efa mihareraka) ary i THIERRY HENRI(hany latsaky ny 30 taona) sisa no hany akanga sisa nanamborana t@ izy 22 lahy promotion 1998 iny izay champion du monde ary champion d\'EUROPE 2000 ihany koa.

Ny fanontaniana dia hoe raha tsy afaka milalao intsony izy maninona no tsy atao mpanolo-tsaina akaikin\'ny entraîneur raha hita fa MISY NY OLANA RAHA VAO TSY EO IZY?:?:
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 20:32
2. Fiffi ( 08/10/2006 17:11)
tsy hoe misy olana rehefa tsy eo kosa izy eh! misy fetrany daholo ny zavatra hatao rehetra ! efa miha-hantitra daholo ireo fa mba omena ny tanora @ zay ny toerana eh!
3. Ralay ( 09/10/2006 07:25)
Lemenakely: Tsy resaka Zidane mihintsy lesy ny fahitako azy io fa tsy misy phase de jeu mihintsy ny frantsay rehefa tonga eo alohan'ny surface de reparation eo fa raha ny recuperation des balles au milieu du terrain sy ny circulation aloha dia tena hainy fa ny mamono no tsy hainy, efa lesoka hatry ny ela mihintsy io.:lol:
4. naughtyboy ( 09/10/2006 19:00)
ny ekipa rehetra nge samy manana lesoka arakakaraky ny fisehony lalao tsy mankaiza iny raha oharina t@ 2002 nihaona reo ary resiny frantsa 5-0 na izany aza baolina bory2 ka ho hita eny tohiny
5. vale ( 13/10/2006 11:40)
za ohatra ny mitovy fijery t@ lemenakely...
6. Fiffi ( 14/10/2006 10:05)
lemenakely , vale: de hatao ahoana zany ? tsy maintsy solohina ange ny mpilalao rehefa miha-hantitra ! saingy asa hoe tsy hampy motivation angamba ry zareo ?
7. vale ( 14/10/2006 20:01)
Fiffi: mila mihetsika ry zareo satria izytsy ho eo llndava:)
8. Fiffi ( 15/10/2006 17:19)
:)zay indrindra manko ! :)
9. vale ( 15/10/2006 19:49)
:wink:
10. Fiffi ( 15/10/2006 20:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4477