ity fitsiriritana ity....!
1. totofy
(
06/10/2006 20:28)
Nisy rangahy roa izany, omen-tsika anarana ry zareo , iké sy ibé, izy reo dia iray "immeuble" izany ambony sy ambany ka iké izany ny ao ambony ary ibé no ao ambany.....
ka tafaresaka hono ry zareo indray andro.....
- iké : mba variana ihany aho isan' andro mijery ireto zanakareo sady bolangina no mahafatifaty, izahay efa 4 taona izao mbola tsy nahazo , fa mba ahoana kay no nanaovanao azy é ?
- ibé : :?: :?:
Raha izany foana ry iké mora foana a! mandehana ianao mividy Ranomanitra izay tena tsara, dia savony manitra izay tena manitra , ary taho-kofafa (manche à balai).
- iké ::oops: :idea:
- ibé: : dia rehefa azonao ireo dia , sasao tsara ny vadinao, dia asio ranomanitra tsara , ary rehefa vita izay dia dondomy ny gorodona (plafond an' ibé) fa ho avy aho hanao azy.......
:-D:-D:-D:-D

novalian'i zoklbfkfk ny 16/10/2006 07:22
2. Fiffi
(
06/10/2006 20:55)
de asio lavaka de azonao tsikolovana ao zay hataonao ! (@ le taho-kofafa) :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. kala
(
10/10/2006 07:29)
sali totofy :-* elaela ndray an!
rehefa azo daholo ny ranomanitra sns... dia antsoy ny totozy :lol:
:-D:-D:-D:-D
rehefa azo daholo ny ranomanitra sns... dia antsoy ny totozy :lol:
:-D:-D:-D:-D
9. Bakobako2
(
11/10/2006 16:54)
Kala> tsy napmé ana fa napieritreritra be ana le taho kofafa , tena natao inn le taho kofafa , taho kofafaa?
11. totofy
(
12/10/2006 08:23)
tsy mazava tsara zany lé farany , fa lé taho-kofafa ngé atao handondomana ny plafond an' ibé : hoe tongava amin' izay fa efa vita sasa, sy manimanitra :!:
izay no mahatonga an' i ibé :idea: hiteny hoe : ho avy aho hanao azy......