Tsara mbà atao ho hitan'izao tontolo izao ity raharaha ity!
1. lemenakely
(
07/10/2006 15:44)
Raha ny fijeriko azy manokana dia tsara raha mbà arahin'izao tontolo izao maso izay zavatra rehetra hitranga ao MADAGASIKARA ao dieny izao!
Izaho tsy hiteny hoe hitsabaka ny raharahan-tokatranon'ny gasy fa aleo mbà hahita ny zava-misy marina .Asa manasa mpanao gazety avy any ivelany maromaro ohatra !
Ny antony raha amiko manokana dia TOKONY hisy vahaolana apetraka @ izay manomboka izao ny momba ny raharaha MADAGASIKARA fa aiza ve ka isak'izay fifidianna izao dia misy olana foana.
Ka @ izay dia mbà mety hahita olana hisorohana ny tsy hiverenan'izao intsony ANGAMBA ny firenena mikambana ...
Mahalasa saina ihany mantsy raha ny zava-misy ary mampanahy ny hisian'ny korontana !

novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:10
2. hery
(
07/10/2006 17:42)
OHatran'ny hoe Madagasikara irery no manao fifidianana eran'izao tontolo izao :-)
Ny olona manao fifidianana tsy misy oaraoara be.
Ny tena blem amin'ny antsika dia misy efa voaheloky ny lalàna mbola misisika hilatsaka ihany. Eritrereto hoe iny koa i Kotity fa hilatsaka hofidiana prezidà. Dia hoe ny dahalo rehetra hanohana azy... ary raha vao tsy ekena izy dia hitifitra ny dahalo.
Dia izany ve ohatra dia mety?

3. Robert
(
07/10/2006 18:45)
Tokony hoizy izay voahelokin'ny Fitsarana de manefa ny saziny...
Ny olana aty Madagasikara anie de ireo mpanao politika rehetra mikevitra ny tenany ho ambonin'ny lalana.

4. Japhet007
(
07/10/2006 19:41)
Tena tsy ao mihitsy ange ianareo izany e! Tsy vao izao ny samy malagasy no nisy olana, fa efa nisy io olana io tamin'ny 19e siecle, efa nisy koa izy io tamin'ny 1947, dia niverina tamin'ny 1972, dia tamin'ny 1991 ary tamin'ny 2002, sns. Ary IRAY ihany ny fototry ny olona, dia FITADIAVAN'ny Merina HANJANAKA SY HANANDEVO ny mpiray tanindrazana aminy!!!
Tsy ny hoe efa voaheloka na tsy voaheloka no fototry ny olana FA NY TSY FAHAFAHAN'NY MPITSARA MERINA MITSARA ARA-DRARINY KA TSY HITONGILANA.
Ary raha tsy voavaha io olana fototra io dia mbola hisy olana foana isika gasy rahampitso na afaka 5 taona na 10 taona sns... ary vao maika mihamafy ihany ny olana satria "on ne peut pas retenir les gens indefiniment sous l'esclavage et de la colonisation.

5. tenagasy
(
07/10/2006 21:41)
Mankamamy eh!
Mifona re ray olona ô! Dia mbola toy izany foana ve ny fisainantsika eh? Mba eritrereto ihany izay ambara eh! Heveriko fa mba anisan\'ny tafita sy andrandraina isika (amimpanetre-tena) miohatra amin\'ny sarambaben\'ny malagasy matoa manana fahafahana miditra amin\'itony sehatra itony. Miontana ambony ihany anefa ny fo mahita ny hevitra sasany. Mandratra fo sy saina.
Dia tsy fatsora mihitsy aho raha manambara fa tsy momba na iza na iza. Nisy anefa ny fijerin\'ny hafa hoe mpanandevo: TROP ALOHA IZANY EH, saingy ny manakaiky an\'io angamba dia ilay hoe mpanao didijadona. Raha ho ekena ary izany, ny zavatra mampihotohoto ny firenena anefa dia ny ataon\'ny sasany amin\'izao hoe: \"raha tsy ... dia hakorontana ny Firenena\". Io olona io izay manao ankeriny te-hitondra firenena. Ka hoy aho hoe: mbola tsy manana fahefàna aza izy dia efa izany sahady ny lohany indrindra ka omem-pahefana eo tsy loza?????
Ao indray ny hafa miandry olon-kafa (vahiny)hitsara lava izao. Fa olombelona manana vatana na aina vita amin\'inona ireny olona ireny eh? Sa manana rà hafa karazana, no vitan\'ireny dia tsy mba ho vitantsika? Amiko dia io no tena fototry ny olana: tsy misy mivonona sy milofo mandray andraikitra isika Malagasy indrindra ny sarambabembahoaka izay manomboka amintsika mba tafita, nahita sy afaka mandalina fahaizana, miandry an-dRanona foana: io mba ataovy ao ra-anona a, tairo ao moa eh, efa ao ra-anona ka, vita foana io eh, s.n.s., rehefa kenda : O.N.U aho eh, U.E. eh, U.A. eh, France eh, Francophonie eh Pffff fa aiza amin\'ireny firenena rehetra ireny no tsy misy olana e? Aiza no tsy misy grevy? Na mba ilazao toerana iray azo lazaina hoe paradisa aho raha mahita ianareo fa hivarotako ny VOA-ko ilany ((Azo itondrana porofo anefa ohatra hoe ny Frantsay miady mafy mifanaritaka ny hiasa any amintsika)). Dia avy eo dia ny mifanome tsiny, mifanilika, mifanenjika samy ratsy toy ny boka sy ny sima-be eo (((miala tsiny indrindra sy mifona @ fanoharana))) aiza ve ka h@ hividy 4L hiadananao avy ka hiandrasana filoha? Mpanao magie kosa angamba no andrasantsika ka na tsy mihetsika aza dia ho avy hoazy eo izany.
Mety mitongilana kely angamba ny fijeriko nefa antenaiko fa ho raisintsika amin\'ny fo mahitsy fa amiko raha tsy ny lalàna (ny lalana iny eo ihany)no hentitra sy voahaja tsy hisy raha handeha eo, ary io dia tsy maintsy misy manomboka azy, tsy ho voaarina daholo intsony anefa izay efa lesoka rehetra tany aloha tany. Ka noho izany sady hamaranana azy sao dia lava loatra ny resako: fitiava-tanindrazana lehibe tokoa ny fanekena ny lalàna eny fa na dia ho endrika sorona aza izany (raha sanatria ka ...) Dia ho vato fehizoro iny, samy handray ny andraikitsika isika satria nanaiky ho lalaovina hatrizay ka aiza moa no tsy hataon\'ny olona? Handray antanana tokoa ny fiainam-pirenentsika, hiala amin\'izay amin\'izany toe-tsaina voazanaka @ fiandrasana ny hafa izany hatrany.
Aho koa moa miresaka nefa mba firy amintsika gasy moa no mba tena tia tanindrazana tokoa? Toa resaka fotsiny no betsaka k\'nou!
Mirary soa e!

6. Stone
(
08/10/2006 03:20)
Izaho indray miteny fa ny mifanohitra @io lazain'i Japhet007 io no tena marina, saingy indrisy fa na dia 25 taona mahery aza i Ratsiraka no teo dia tsy tafitany izany, ary niafara t@ hadalana mihitsy aza.
8. hery
(
08/10/2006 11:50)
Ny zavatra tokony ho hitan'izao tontolo izao dia hoe:
Misy olona voaheloky ny fitsarana kanefa tsy mety manefa ny saziny.
Na raha tena hiantso mpanao gazety tokoa dia tokony hiantso gazety hanatrika ny fitsarany (amin'izay izy tsy matahotra ny fitsarana angamba)... na antsoiny ny fitsarana iraisam-pirenena hitsara ny raharaha hiampangana azy.

10. lost
(
08/10/2006 14:11)
japhet007>> ny fotopisainanao zay alou d ambany d ambany satria ny oul mpanohitra zay mitady seza d io no vohizina voalohany mba andrangitana adimpoko,amiko zany oul kanosa tsy manana ny lohahevina fa zay teny iray izay ihany no anakorontanana ny saimbahoaka!!Ny zavabita mba asio maso na dia tsy tianao aza ilay mpitondra fa aza faly manatsikera ary ny nitondra teo nandritra ny firypolo taona mba in ny vitany,alaivo sary antsaina
fa raha tianao ilay mpitondra teo alou tsy nijaly otr'zao ny gasy fa nohon'ny nataony alohan'ny andé no natafahitsoka antsika tao anaty kizo,ka zay no nahatonga ny economientsika nitsitongana ry mpijery lavitra aaa mba misaina alou vao miteny fa tsy miteniteny fona!!

11. xxx
(
08/10/2006 15:06)
Ka rehefa complexé ve i Japhet007 dia hapaoka ny tetezana? Probleme anao izany fa tsy an'ny vahoaka ry ledada.
12. colar
(
08/10/2006 16:50)
mbola aretina aty afrika ny gidragidra e,zay tonga eo tsy maintsy we TSY HIALA WA ZA E,atao daol zay fika retra ijanonana ela eo,ny tany mandroso nefa mahagaga fa tsisy gidra zany ny fifidianana a,
13. rakaroka
(
08/10/2006 19:04)
Ho hitan'izao tontolo izao?...
TENA MAHAMENATREA ilay lojika Gasy any Madagasikara!
Misy olona helohina izany hono tsy mandalo fitsarana!
Dia rehefa ho tonga any ilay olona dia ny "vols hono no annulé-na, seranam-piaramanidina indray hono no hidiana!(noho ny olona iray!) sanatria any amin'ny firenena hafa aloha izany , j'imagine hoe hisolantsolana aty allemagne ny olona iray voaheloky ny fireneny ..., tena raisin'ny fanjakana ny andraikiny ka fa tsy hoe ny tombon-rsoa iombonana no hidiana dé an'iza ny fatiantoka?...Fa 'ngaha moa tsy hoe hosamborin-drizareo? koa nahoana ary no tsy nampiarina ny fahefana raha mitombina ny fisainany?...
Ka firy marina tokoa moa no nanodina vola tao toa tsy narahina heloka toa izao?...
Minoa fotsiny ihany e!...

14. papala
(
09/10/2006 08:53)
japhet007>ambany be lay fotopisainana ?
Fa ny tànana tsy misy MERINA eto Madagasikara d tànana maty ! Tsy misy fivoarana ? Lazaiko aminareo marina izany, fa za efa nandeha eraky Madagsikara !
Ary ny MERINA NO MIJERY TSY MITONGILANA RAHA MBOLA FOKO ETO Mkara.
Fa ny an'i japhet007 d fialonana b fotsiny, mba hamboary ny fijery sy ny fisainana, Fa ny Fanjakana MERINA No NANAMBATRA an'i MADAGASIKARA HO IRAY satria nosy Mkara ! Sady tia fivoarana haingana sy tsara

15. rakaroka
(
09/10/2006 12:16)
Izaho izay manoratra dia merina, fa dia lazaiko marina amintsika merina fa tsy i 007 ihany no nanao fanamarihana mikasika ny voambaran'i OO7 eto:
misy "approchentsika maro mihevitena fa tena krack 'ngamba isika "cerveau , hetsika , présence, sns. Fa misy chercheur vazaha ao amin'ny "haute étude" nampiasa ny "terme" hoe "égocentrique" loatra rizareo merina".
Izany hoe misy fiheveran-tenantsika ho zavatra loatra izay, dia zary manao zinona ny hafa! Inoako fa tsy ny merina rehetra no izany, fa raha tahaka ny fisainan'i Ravalo izao kosa...tena "image"n'ny merina ratsy mihitsy.
Hevero fotsiny anie ny fandraisana fanampahankevitra hoe akatona 3 volana ny fitodiam-piara-manidina iray?
Marina aty amin'ny tany mandroso na adin'ny iray aza no mikatona ny seranana, tsy vola ohatrinona no alohan'ny "compagnie?

16. prime
(
09/10/2006 14:11)
Mbola misy tsy maty voalavo ankibo an...
Ny PADESM sy ny forongony no mbola manjàka @ politika ankehitriny... indrisy ry tia tanindrazana maro nandatsa-drà ho an'ny fahavalo... indrisy...

17. rakaroka
(
09/10/2006 19:07)
Ilay olana dé nisy ny aretina saika nandripaka ny olona tany tamatave: nafenindrizareo aza izany noho ny fiarovana ny "interet touristique hono! Donc na sosialy na toekarena na moraly" tsy ao mihitsy fa dia mivavaka hono izany!...
18. Stone
(
09/10/2006 19:29)
Ho hitan'izao tontontlo izao hoy ianao, ka na @gasy aza tsy mazava koa izao tontonlo izao ve hivaky loha, irak sy afganistan hafa
19. rakaroka
(
11/10/2006 21:55)
Stone:
Ho hitan'izao tontontlo izao hoy ianao, ka na @gasy aza tsy mazava koa izao tontonlo izao ve hivaky loha, irak sy afganistan hafa
Ié marina tokoa aloha fa na samy gasy aza tsy mifampi-kôpy amin'ny zava-misy e! Fa izany tsy midika hoe tsy misy maso hafa manao analyse antsika an! Ary misy fiatraikany amin'ny resaka diplomatie ilay izy avy eo: izay no nahatonga ny filoha nibaradaka fa tsy nanampy ny ONU sy nanampy ny ....
Izaho aza tsy nanampo tamina réunion tsy i madagascar akory ny thème noresahina anefa dia vazaha amina firenena hafa no nametraka fa tokony heverina ny toe-javatra tsy mety any Mcar!
Variana aho!
20. fijo
(
12/10/2006 21:10)
fa maninona no hoe mpitsara merina ry japhet?????ny mpitsara ao anie misy tanindrana misy merina e;ny avocat ny vatokely anie merina daholo e,sa le merina mihintsy no olana????????