Fandefasana entana any dago
1. lost
(
08/10/2006 11:28)
Eny ekeko fa fitadiavina ary eo ko ny fiakaran'ny solika kanefa naizany aza toa nidangana be ilay
mpandefa entana any dago iny zao!10euros zao ny 1kg
ka amiko tsy misy tokony andefasako any tsony fa aleoko mandefa vola satria tsy mahaloa ny sarany vidiny,ra tsy we angamba manao afera lay zvtr b valera ireny,nefa ra izany tokony asina sikajiny we ity ny consommable ary ty ny commerciable fa manjary maty antoka aho ra ny lamba tonta omeko ny havako no payeko 30euros ny frais ny ka tsy aleoko v mandefa vola !!fantatro fa misy iakatra eo zao fa hevitra natsipy ny ahy fa sao d mba misy vahaolana iany!!
saotra

répondu par Fiffi le 13/10/2006 16:41
2. xxx
(
08/10/2006 13:03)
slt,
Tena mba nitondra entana aho, ka ataon ny douane leo tsy te handefa tsony.
Mieritrereta na manontania renseignement tsara momba ny frais rehetra aloa aty mada alohan ny andefasana etana.
Betsaka ny zavatra azo gratuitement any ivelany fa rehefa tonga eto tena mandreraka be ny mamoaka azy.

3. barry
(
08/10/2006 14:59)
aleo mitondra vola ;toy izay mitondra entana fa lanin'ireo doany fotsiny
4. Fiffi
(
08/10/2006 17:14)
zah zao saika handefa hentany any koa nefa bdb ny milaza fa ho very fotsiny eo ny hentana ?
5. Aino
(
08/10/2006 18:00)
lost ko ny ay aza ry ise eto makao Paris fotsony no 13 euros ny 1kg ko!! fa hita hintsony fa rehefa hilaina ilay zavatra dia tsy maintsy alefa.
ka raha te andefa etana any dago izany dia miandry ny andro andehanana any mihintsy na ny any no mba tonga makaty, izay vao hoe afaka mandefa aty, na koa ampitondraina any izay mba mifahankahalala any tena.

6. colar
(
08/10/2006 18:41)
zay le we afera e, za zao an,afaka mamoka entana,tsy daba an, entana am contener 70M FMG ny 1,fa ra par kg zany d aleo marina mandefa sosy
7. bibilax
(
08/10/2006 19:44)
slt daholo e , ianareo manoratra te handefa entana ireo ve de tsy mba manotany olona na mijery izay fika rehetra andefasana azy e , atoroko hevitra ianreo a , fa izao de mpandefa entana any foana fa ny 1kg de 5euros eo eo izy izay fa ny ahy manko tonga de plus de 50 kg foana no alefako sady ilay olona no maka azy any @ nao de mandoa vola 36 euros enao sarandalana anilay fiara maka azy,de misy assurance 17 euros angambany fa ny ahy tonga de globale be fotsiny de ny fitambarany vola no homeny eo sady aloha @ carte bleu ilay izy, atao sur internet , mety ihany koa raha aloha any orly fa mandany andro be , ny ahy izao 50 kg ny entana nalefako fa 243 euros teo ny vola nalohako ,satria arakaraky ny mahabetsaka ny kilao ny entanao de mihena ny vola alohanao @ kg raha plus de 20 kg de efa midina hatraminy 3,50euro ny kg de 3jours de tonga ilay izy a , sady tsy misy very ny entana ,
8. bibilax
(
08/10/2006 19:55)
tohizako ihany de refa any dago aza toa tsy misy vola betsaka akory no alohanao any ,de ity aza ilay fandefasana entana any dago:SDV LOGISTIQUE INTERNATIONAL, magasin Handlair, BAT:292, 94392 ORLY FRET, tel 0141803370, na 0141803373, izay fa de mazoto e ok io foana no fandefasako hatraminizay fa tsy nisy olana mintsy baye2
9. titis
(
08/10/2006 20:14)
ka rah izany ve ny frais tsy aleo vola no halefa ,dia miandry ny handehanana any dago?
11. vale
(
09/10/2006 23:20)
raha entana 50kg madinidinika nefa be valera vao ahazoana , nefa koa raha efa hividy ilay entana enao (le halefa zany) no mbola handoha 243euros, tsy aleo ny vidin'ny entana alefa any mcar miaraka @ le 243 euros?:roll:
ilay mpandefa entana lazain'i lost aloha tena be loatra ny fampisondrotana nataony, tokony mba 1eu fara faharatsiny fa dia niakatra 2euros be izao ve koa?:(, izany hoe izy vety2 dia tonga alou no tsy haloha vola ny frais hangalàny azy any aminao eh!!(ohatran'io ambony io izany hoe + 36euros :?)

12. mandrindra
(
10/10/2006 09:06)
ho an'izay mipetraka manodidina an'i paris sy milan dia mitondra entana ny steward sy hôtessen'ny air mad. raha tsy diso aho dia 7 euros ny kg no hitondrandry zareo azy. rehefa tonga any antanana ry zareo dia asaina miantso azy izay haka ny entana.
14. lost
(
10/10/2006 12:28)
bibilax>>>saotra t@ lay torohevitra fa somary lafo lotra lay tolotrao:lol: jerendranga fotsiny anie ee
ny entana nalefanao hoy ianao we 50kg d ny frais ttc 243euros d ataovy moa ny kaontindranga ra tsy we anao afera angamba ranga d ireny piece informatique ireny no alefa fa ra anome akanjokanjo an'ny fianakam's d tsy mahaloa ny sarany ny vidiny hoy lay akama io ambony,d nanao kaonty ambany aho ny fraisn'entana 3200000fmg tsy ampidirintsika ny vidin'ny lay entana 50kg d aiza2 @zany .........

16. bibilax
(
11/10/2006 11:00)
slt lost a mahazo tombony ihany enao raha hainao tsara ny mikajy anio sy raha hitanao ny trou fividianana entana mora , ohatra omeko anao ity , izaho manoratra eto ity izao a mahita trou fividianana kiraro 5euros raha lafo indrindra nefa irteny kiraro luxe any dago ireny a , raha mividy 50paires enao de jereo anie fa 250euros zany na 3500000fmg eo eo , de ny vola lany @@ fandefasana azy ohatra eo @ 250euros eo eo koa jereo anie fa efa 500 euros io e , de akotranizay zavatra madinika indrindra mety atao bizn ohatra oe portable , mahita mora koa enao refa mijery na eto @ internet aza enao mahita mora be refa maka maro mahita hatraminy 20 a30 euros enao raha mividy folo fotsiny ohatra enao a 300 euros , de raha atotaly izao oireo de jereo fa 800 euros, ny vola alohanao any dago anefa tsy mihotrany 100euros akory raha ainao tsara ny mandamina ilay entana ao anaty boritra , 900euro zay a na 11880000fmg eo eo , zany vola laninao a , de atao vy ny kajy fa raha ilay kiraro fotsiny lafonao 12500000fmg raha amidinao en gros any dago 200000fmg ao @ pavillon , ny telephone port @ io tombony fotsiny raha amidinao 600000fmg ny 1 raha mora indrindra , jereo fa efa 6000000fmg zay , 12500000fmg zany +6000000fmg vidinilay port , 18500000fmg zany , de jereo ny tomùbony fa mahazo 7000000fmg enao tombony , de iza no anome anao anio raha mandefa isaky ny tapabolana enao , mety mbola betsaka no io aza no azonao raha ainao tsara ny manao ny kontinao , zay ok torohevitra sy ohatra fotsiny ny ahy io fa jereo tsara anie , maro ny zavatra mety alefa any sady ahzoanatombony tsra betsaka no io fa io ohatra ambany indrindra nataoko hatraminizay aloha ok mazoto daholo e
17. lost
(
12/10/2006 17:55)
bibilax>>saotra betsaka fa nifandiso ny nandraisako azy satria ny ahy omena fianakam's fa tsy atao bizn
d zay no nahafatiantoka ahy,tena marina io fa za ko saika nieritreritra anio fa ny miaramiasa amiko no tsy misy(misy moa fa fetsi2)d naleoko tsy nanao!!
fa misaotra rainy aa
d zay no nahafatiantoka ahy,tena marina io fa za ko saika nieritreritra anio fa ny miaramiasa amiko no tsy misy(misy moa fa fetsi2)d naleoko tsy nanao!!
fa misaotra rainy aa
19. Fiffi
(
13/10/2006 16:41)
mandrindra: tsara kosa zany an! de mba omeo ahy akia zany fa mba misy hentana tiako halefa koa an! :):-*