Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fasaly
(
05/10/2006 14:51)
Arabaina i "rurick"
Arabaina aky rurik nahazo fahasoavana...
naniry vavy dia teraka vavy:wink::-*
dia maharoroa taiza e!:-*...
tohiny
novalian'i Aino ny 17/10/2006 17:53
kala
(
05/10/2006 13:08)
zany tokoa moa???
Nisy fivoriana PDG eran'izao tontolo izao tao amin'ny toerana iray.
Anisany nivory tamin'izany PDG na orin'asa frantsay, amerikana, Belza.
Nanapotsitra bokotra paromaro teo amin'ny telefonina ilay F...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 22/11/2006 17:36
kala
(
05/10/2006 13:00)
Belge manam-pahaizana
Asa na efa teto izy ity, tsy haiko fa alefako foana mandra-pahatongan'ny tsoupou. :twisted:
Tao amin'ireny trano famakian-boky ireny nisy belza iray nipetraka namaky boky teny ambony tohatra (ilay ...
tohiny
novalian'i mikavao ny 18/10/2006 12:18
reraka
(
05/10/2006 12:41)
Lehilahy eto France
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D...
tohiny
novalian'i henrie ny 06/02/2007 22:03
Lejao
(
05/10/2006 10:28)
Tokana ka mila namana
:P tsy tsara ve ra misy mpinamana maromaro mba miady hevitra, mifampizara hevitra ary mifanampy ko ra hilaina zany.
Lejao...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/10/2006 13:11
misaina
(
05/10/2006 09:47)
Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????...
tohiny
novalian'i bebegeante ny 22/10/2006 11:34
isaka
(
05/10/2006 09:07)
mihaino ny vavaka rehetra ve Andriamanitra???
Ny vavaky ny olo-marina ihany no henoin’i Jehovah. Tsy maintsy miezaka mafy hiaina mifanaraka amin’ny lalàn’Andriamanitra ianao, raha tianao hohenoiny ny vavaka ataonao. (Ohabolana 15:29; 28:9...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 10:54
volamena
(
05/10/2006 06:53)
Est-il encore possible?
Mbola misy ve ny fihaonana amin'Andriamanitra tahaka ny t@ fotoanan'dry Moizy ( na Mosesy). Ny Andriamanitr'i Abrahama, Isaka sy Jakôba io teneniko io. Misy tokoa ve io fifandraisana io @'ireny fiang...
tohiny
novalian'i volamena ny 27/10/2006 10:08
bagasy
(
05/10/2006 00:04)
Misy tànana mitsotra
MITADY NY TONONKIRA AN'I NDRIANA RAMAMONJY...
tohiny
novalian'i bagasy ny 06/10/2006 23:43
kajah
(
04/10/2006 18:35)
lany andro
Tantara ry zareo no raketi'ny baiboly,nefa kosa hoy aho miendrika faminaniana avokoa izy ireo na dia izany aza, satria ny baiboly dia fiainana ary iainana .Ny vani-potoana no miova fa ny tantara mihod...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 08:19
kala
(
04/10/2006 14:37)
hilalao pseudos
Ndeha ndray hilalao ê! :D:D:D
Momba ny pseudo n'ireo namana eto amin'ny serasera no hataontsika.:wink: tsisy tezitra eo fa lalao an!
Isaky ny miditra eto hianao dia jereo ny alfabeta farany teo...
tohiny
novalian'i kala ny 14/11/2006 08:53
rabaradaka
(
04/10/2006 14:18)
Nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato
I Claudia vadin'ny Ponce Pilate no ilay vehivavy fahaefatra teo ampototry ny hajo fijaliana ankoatra an'ny Maria renin'i Jesoa, i Maria Magdalena, i Salomé. Tsy naharesy dohika an'i Pilato ny vadiny ...
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 09:52
rabaradaka
(
04/10/2006 14:02)
De i Patrick ve après Ravalo ?
Lasa ny eritreritro, ity lay eritreritra mandalo zareo a, rehefa tsy hanao intsony ve Ravalo dia i Patrick no hisolo azy ? Aza hitako marina, mba e !!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 16:42
rabaradaka
(
04/10/2006 14:00)
Hilatsaka, tsy hilatsaka, sangisangy sa tena izy
Hatramin'izao dia toa ireo outsider daholo aloha no nilatsaka ankoatra an'ingahy Ravalomanana. Fa ny sisa be vava ireny hanao sa tsy hanao sa matahotra sa tsy manana 125 millions sa be fihetsiketsehan...
tohiny
novalian'i papala ny 06/10/2006 09:01
chipie1
(
04/10/2006 11:02)
fa aiza daolo e !
mba nakaiza daolo lé namana mpi forum be teto taloha toa tsy hisy tazana e , ry pitchou , dizneff34 , mumu , mihanta , kinaoly , riffeur , poupounesana ; zakilinina :-D , nananie , voninkazokely sns ...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 19/10/2006 11:49
isaka
(
04/10/2006 10:47)
Iza no mitondra ity tontolo ity?
Tena tsy nisalasala mihitsy i Jesosy hoe Satana no mpitondra ity tontolo ity. Nanao fahagagana i Satana, mba hampisehoana taminy ny fanjakana rehetra eo @izao tontolo izao sy ny voninahitr'ireny fanja...
tohiny
novalian'i Zina ny 06/10/2006 16:55
Aino
(
04/10/2006 10:46)
mba ampianaro!!
mba tiako ny mamorona tonokalo indraindray na dia tsy mahay mamorona aza aho, ka mba ampianaro na homeo hevitra momba ny tonokalo @ anarana aho aza fady, hoatra izao hoe!!
FANJA
[b]Bold Fanomezana...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/10/2006 09:07
diamondra27
(
04/10/2006 10:30)
Anne, momba nefa nahazo sitraka teo nantrehan'Atra
i Anne de vady voalohan'i Elkana, tsy nanan-janaka nefa nagataka vavaka t@ ATRA izy, nino dia nivaly ny hataka nataony.
Ho fampaherezana antsika dia te-hizara aminareo ny momba an'io aho....
tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 11:23
cristal
(
04/10/2006 09:10)
Ny tokony atao rehefa mitory aman'olona
(l)(l)(l)Matetika dia raisin'ny olona ho ady hevitra na fahaizamanao ny fitoriana an'Andriamanitra!
Ny ilazana ny amin'i JESOSY KRISTY avy any nazareta no ampafantarina na apahatsiahivina n...
tohiny
novalian'i prime ny 05/10/2006 14:13
soanja
(
04/10/2006 09:00)
Ozona
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ity resaka Ozona ity. Misy an'zao mantsy hitako sady nahagaga ahy.
Nisy an'izay fianakaviana izay hoa tena niroborobo be mihitsy tamin'ny resaka harena sns a...
tohiny
novalian'i raryjaz ny 20/11/2006 14:01
