Hilatsaka, tsy hilatsaka, sangisangy sa tena izy

1. rabaradaka ( 04/10/2006 14:00)
Hatramin'izao dia toa ireo outsider daholo aloha no nilatsaka ankoatra an'ingahy Ravalomanana. Fa ny sisa be vava ireny hanao sa tsy hanao sa matahotra sa tsy manana 125 millions sa be fihetsiketsehana fotsiny ?
novalian'i papala ny 06/10/2006 09:01
2. Fiffi ( 04/10/2006 15:07)
ka tsy maintsy mi-geste kosa ry zalaha na de tsy misy hatokona aza koh!
3. Simpona ( 04/10/2006 15:14)
Ka mety mihaotra tsy hahatratra quota de tsy miverina ny vola de aleo klou mieritreritra tsara,:-@:-@:-@ sady raha samy mifandrombaka eo ireo vao maika hifampizara vato de wain eo nefa matahotra koa we raha vitsy ny mpilatsaka de 1er tour de vitan-dRavalo,
Misy fikaonandoha kely aloha de... suspens, aza hitako ka hanakorotana ndray refa tsy mahita vahaolana
4. hery ( 04/10/2006 18:19)
I Gal. Andriamifidy (zay mou? ilay jeneraly t@ rezervista) niteny tany fianarantsoa hoe: "Mba revirevy ny ahy" :-)
Tsy nahasahy niteny hoe tsy zakan'ny tsenako izany :-p
5. lagoon ( 04/10/2006 19:05)
NY tetiky ny sasany ange dia hilatsaka mba hahazo vato kely eo @ 6-7% eo dia mba miady varotra sy mitady seza raha sendra misy ny 2nd tour e.
mbola mivaky loha daholo ireto nilaza fa hilatsaka satria ny sondazy rehetra dia milaza fa ho lany 1er tour i Ra8,izany hoe mety tsy hisy ady varotra.
Marobe ireo nilaza fa hilatsaka no hi-désiste @ farany,raha be indrindra dia valo na sivy no hilatasaka.
-Ra8
-Lahiniriko
-Ratsirahonana
-Rolland Ratsiraka
-Pety ( c quasiment sur avec ou sans le MFM)
-HErizo Bouddha
-Zafy au dernier moment

Pour Ny Hasina,on ne sait pas trop.Mety hisy surprise be ao.
6. Simpona ( 05/10/2006 08:43)
Za mino fa hilatsaka i Ny Hasina, fa i Zafy ve de mbola ho sahy fôna :?::?:
Tairo ary alou ny PMU quarté plus: Ny ahy zao ny pronostic Ra8 - Ratsrahoanana - Lahiniriko - Pety (misalasala aho am le 2 sy 3
7. naritsimba ( 05/10/2006 09:03)
Milatsaha daholo mba hihinanan'ny madinika @ propagandy e! mba mivoaka @ izay ny vola azo hatramin'izay.
8. rabaradaka ( 05/10/2006 11:54)
Efa mandeha mihitsy araka ny tenin'i lagoon ny calcul pilotique ary io mety hanimba zavatra koa satria na ireo député, sénateur, maires TIM dia manadino ny hoe andao fidina aloha Ravalo avy eo miady varotra. Ka ry zalahy advers aza ange mbola hiady varotra koa e ! I zafy kosa nama aza resahina tsony fa mampalaelo a, lery ange tsy manana 125 millions e
9. rabaradaka ( 05/10/2006 12:00)

10. tezitra ( 05/10/2006 14:43)
aoka @ izay ity resaka zafy zafy ity, olona efatra no nahavita zavadehibe teto madagasikara:
-Tsiranana : fahaleovantena
-ramanantsoa:ni-éviter ny ady antrano
-razanamasy :ni-éviter ny ady antrano
-zafy albert : - radio libre (RTA,tsioka vao, don bosco,antsiva...), tadidio fa ny internet sy radio tsy libre any chine sy Iran,- deputé mpanohitra afaka miteny debat en direct à l'assemblée,
-nanafoana ny SN sy nanafoana ny malgachisation...
Na ny empêchement aza tsy nanao tsolotra izy dia lavo,izany no marina,

Ny ankoatr'izay continuité de l'etat no ataony, mamboatra lalana, radidy sy ra8 izany, na ianao io aza no lany afaka mamboatra lalana koa
11. fijo ( 05/10/2006 21:38)
izany hoe tsy misy dikany izany le zavatra vita,fa fanohizana fotsiny???
12. lagoon ( 05/10/2006 22:03)
tezitra:

aoka @ izay ity resaka zafy zafy ity, olona efatra no nahavita zavadehibe teto madagasikara:
-Tsiranana : fahaleovantena
-ramanantsoa:ni-éviter ny ady antrano
-razanamasy :ni-éviter ny ady antrano
-zafy albert : - radio libre (RTA,tsioka vao, don bosco,antsiva...), tadidio fa ny internet sy radio tsy libre any chine sy Iran,- deputé mpanohitra afaka miteny debat en direct à l'assemblée,
-nanafoana ny SN sy nanafoana ny malgachisation...
Na ny empêchement aza tsy nanao tsolotra izy dia lavo,izany no marina,

Ny ankoatr'izay continuité de l'etat no ataony, mamboatra lalana, radidy sy ra8 izany, na ianao io aza no lany afaka mamboatra lalana koa

Tsiranana:Nipetraka teo @ SEZA FIANDRIANAN'i RADAMA ka voan'ni AVC

Zafy:Financements paralléles.Mirevy paupiettes de veau sy mijery dessins animés rehefa mankany Frantsa.
13. fijo ( 05/10/2006 22:35)
zafy no filoha malagasy vendrana indrindra nisy tao hatramin'izay.
14. papala ( 06/10/2006 09:01)
fijo : za manamafy ny teninao,

fa i Zafy no tena mpitondra vendrana indrindra teto Mkara ? taminy no nisy ny "INFLATION nahatsiravina'"' zay saika tena namono ny malagasy ?
sady efa nantenain'ny vahoaka kay saka manafikoho, naveriny t@ Ratsiraka ndray ny fitondrana !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.148