Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zandikely ( 01/10/2006 21:43)
Eglises- et l'élection
Il me semble que ce pasteur est très sage et courageux. Il a pris une position juste et raisonnable parce qu'il évite en même temps le problème interne de son Église et protège également l'aspe... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:04
xxx ( 01/10/2006 21:06)
Noelin'ny Kamboty
Misy afaka manome ity hiran'ny Mahaleo ity ve isika: Noelin'ny Kamboty ?... tohiny
dailynews ( 01/10/2006 20:42)
tahaka ny rongony ve ny serasera
Izaho isanandro tsy maintsy mandalo eto farafaharatsiny telopolo minitra. fahendrena ve izany? sao dia tahaka ny rongony izy ity ny farany?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/10/2006 21:50
harilo ( 01/10/2006 18:18)
mitady tononkiran' Itompokolahy BARIJAONA
mangataka Tompoko izay manana ny tononkiran'ny BARIJAONA misy hoe" handoa ny tenako nefa ny saiko any aminao dia hisaorako be dia be sy mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 08:46
Aino ( 01/10/2006 12:48)
mba firy @izy hireo!!
mba firy @ mpifakatia moa no lasa pivady @ voalohampitiavany? tao malaza manko ilay hoe hafa ihany ny voalohampitia!!... tohiny
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:01
Aino ( 01/10/2006 12:41)
aleoko mahita gasy maloto!!
aleoko ihany hoa mahita gasy maloko koa izay mahita vaza viretra fa misy ny sasany tena mampandoha dia ny eo ihany, mba manana ny maha izy azy ihany nefa ny faha dihovana sy ny sns tsy zarizary fa fof... tohiny
novalian'i belaza ny 17/10/2006 11:56
colar ( 30/09/2006 21:16)
inn marina ary
ny antson fo v mitady vady sa sipa sa namana sa revy sa ....... ny ana alo a,mitady hmmmmmmmmmm,tsy haiko ny milaza azy,mitady fotsiny,inn nefa,kilalao v,revy v,sa tena matotra b,sssssssssss,... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:47
lagoon ( 30/09/2006 15:19)
Ra8 sy ny diaspora androany.
Manja ireny dinidinika ireny ka. Favy i leiry ary mahavita azy.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:19
memerz ( 30/09/2006 15:19)
fahalalampomba
Tao ampianarana ity tantara ity, t@ ny fampianarana momba ny fahalalampoba. hoy ny mampianatra: - ikoto, ahoana no teneninao raha miaraka misakafo @ zazavavy tena mpanankarena sy tsara taiza hianao,... tohiny
novalian'i kala ny 03/10/2006 12:24
Ramanou ( 30/09/2006 13:05)
Sali daholo an
Aiza ny oul ato? Raha misy tia m'vazovazo na ohtr'zany dia omeo tôpy e, ok? Mahereza aby e!... tohiny
novalian'i ninih ny 03/10/2006 11:30
Ndremax ( 30/09/2006 11:23)
Mirary soa e !
Tafaverina eto amin'ny serasera indray aho. Isaorana anie Andriamanitra. Miarahaba ihany koa ny namana rehetra. Mahereza e !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 08:01
nyfitia ( 30/09/2006 10:30)
Tandremo ihany ianareo vehivavy mitady vady vazaha
Salama daholo eh Mino aho fa tsara ny namana rehetra ato @ serasera ity misy vaovao hafa kely eh tandremo ihany ianareo tovovavy ,mitady vady vazaha ity fa efa misy tambazotra vaovao niforina any h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 19:36
memerz ( 30/09/2006 07:56)
fasika
nisy fasika anakiray niresaka t@ fasika anankiray, teny @ tora-pasika. hoy izy mantsy ilay namany, mino aho fa ohatran'ny feno manaraka tsika roa.... tohiny
novalian'i rnjak ny 23/10/2006 12:02
memerz ( 30/09/2006 07:51)
zanaky ny mpanjaka
Novoriana ny lehilahy teo an-tanàna fa hoe efa tokony hanambady ny zanaka vavin'ny mpanjaka; ka izay lehilahy mahay milomano indrindra mahatafita ilay rano feno voay no ho eken'ny mpanjaka ho vadin-j... tohiny
novalian'i kala ny 02/10/2006 08:41
Achia ( 30/09/2006 06:29)
KOLOSIANA 2/ 14
Natao ty loahevitra ty mba ahafahantsika rehetra mahafantatra ny fahazoan'ny tsirairay ny tian'ny Soratra masina lazaina sady mba ahafahana mifampizara ronono e ! de mazotoa ary e ! :lol:... tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 06:11
soanja ( 30/09/2006 00:13)
Ny Fanano!
Resaka ve io sa tena misy mihitsy? Iza avy no mino azy raha izany? misaotra mialoha o. ... tohiny
novalian'i etoile129 ny 12/03/2016 10:15
fijo ( 29/09/2006 22:19)
40 miliara raha hilatsaka
"tribune androany" nisy mpanao gazetin'ny RNM iny nilaza fa raha tena te hilatsaka hifaninana amindravalo,dia mila manana 40 miliara farafaharatsiny.izany hoe 40 000 000 000/2710ar=14 760 147 € k... tohiny
novalian'i Lejim ny 10/10/2006 15:33
tezitra ( 29/09/2006 19:36)
r8 =radidy light
1er mandat-ratsiraka (1975-1982): -tsy maintsy hitako ny namono ny gal ratsimandrava, -betsaka ny lalana vita ,tana-tulear sauf partie horombe -ny université 5 tany @ faritany...sns saingy: -ts... tohiny
novalian'i belaza ny 13/10/2006 08:53
sareraka ( 29/09/2006 18:55)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Lasa namonjy ny fivoriamben'ny tany miteny frantsay any BUCAREST AO ROUMANIE ingahy RAVALOMANANA ,hanantena inona ? ...Sa akaiky ve ny fifidianana dia haka toky @ ingahy CHIRAC izay efa gros outsider ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:42
gasypantin ( 29/09/2006 17:54)
Lasa la mode tokoa ve ny mihanjakanjaka?
Sendra mba namaky ny lahatsoratry ny gazette de la grande île androany 29 septambra ny tena dia mbà nanontany tena tokoa @ LA MODE eto ANTANANARIVO .Tsy dia hoe mitsara fahatàny fa dia mini-jupe er... tohiny
novalian'i rnjak ny 23/10/2006 12:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7172