Ra8 sy ny diaspora androany.

1. lagoon ( 30/09/2006 15:19)
Manja ireny dinidinika ireny ka.
Favy i leiry ary mahavita azy.
novalian'i fijo ny 05/10/2006 22:19
2. sipagasy ( 30/09/2006 15:39)
ka hiaraka hivavaka izany isika rahampitso???
3. xxx ( 30/09/2006 17:08)
ahoana no maha favy azy, mba hazavao hoe inona no nolazainy sao mantsy ronono @ pot mba hahalany azy fotsiny?
4. sareraka ( 30/09/2006 17:17)
lagoon:

Manja ireny dinidinika ireny ka.
Favy i leiry ary mahavita azy.



Ka dinidinika ve moa mahavita inona e! betsaka anie izay wa wa wa izay ! ACTA NON VERBA no ilaina !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
5. lagoon ( 30/09/2006 17:28)
sareraka:

lagoon:

Manja ireny dinidinika ireny ka.
Favy i leiry ary mahavita azy.



Ka dinidinika ve moa mahavita inona e! betsaka anie izay wa wa wa izay ! ACTA NON VERBA no ilaina !
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!


Dinidinika marina ve moa mahavita inona?
Iza no be wawawa?Ny mpitondra sa ny mpanohitra?
ny anay dia zava-bita fa tsy wawawa.
Mbola tsy ora ny propagande izao fa miandrasa kely sao manko dia lazaina fa manao fauxdépart.

6. sareraka ( 30/09/2006 17:35)
tairo tairo fa ihany fa sao lany ny lera!
7. Ragadona ( 30/09/2006 18:20)
Eeeee, akaiky ndray ny fifidianana ka dia hanenika ny tontolo misy ndray ny fanohanana ny sokina ho haingam pandeha noho ny voalavo sy ny trozona ho kely noho ny parasy.......
8. xxx ( 30/09/2006 23:42)
sipagasy> efa nivavaka ry zareo androany; tao @ église ste- clotilde paris 7ème
9. xxx ( 30/09/2006 23:52)
mafinaritra be kosa le momban'ny demokratie momba ny tsy fifidianana tavan'olona sy fiaviana ary finoana; ny mpanohitra sy ny mpanohana fa mitovy daholo ny zony, mahazo miteny

hafatra nataony: tiavo ny olona tezitra aminao fa any aoriana any fa mety izy no tena tia anao
rehefa tony ny fony.

Hoy koa izy: aleo miteny olona mafy nefa hahasoa azy na dia tsy zakany aza izany.

Ny sans papiers: mahazo mody fa ny vahiny any mCar sans papier koa dia tsy maintsy mody koa

xxx1
10. piste ( 01/10/2006 02:08)
matetika tsy arakaraky ny vavany no ataony é. KA aza mba dia naif ihany é. Efa betsaka ihany manko izay hita izay. Na izany aza iezaho iainana ireo fa misy marina ihany ny sasany.
11. zandikely ( 01/10/2006 12:41)
- Fa ny mpanohitra na ny olona tsy mitovy hevitra aminy ve hono manana accès tsy voafetra tahaka ny ataon'ny mpitondra amin'ireo Media publique?


12. tezitra ( 01/10/2006 15:00)
tsy ny dinidinika no zavadehibe,tokana ny zavatra tokony nataony raha tena demokraty izy:

-AVELAO HIFIDY NY DIASPORA GASY eto andafy

raha tsy izany dia sahala amindRadidy ihany izy
13. lagoon ( 01/10/2006 17:14)
tezitra:

tsy ny dinidinika no zavadehibe,tokana ny zavatra tokony nataony raha tena demokraty izy:

-AVELAO HIFIDY NY DIASPORA GASY eto andafy

raha tsy izany dia sahala amindRadidy ihany izy


nanamafy i Ravalomanana omaly fa tsy izy mihintsy no mandidy momban'io fa ny Assemblée nationale sy ny Sénat.
Tsy maintsy ireo institutions roa ireo no manaiky sy mamoka ny làlàna izay vao mahazo mifidy ny diaspora.
Sao manko dia lazainareo fa dictateur eo indray izy raha tonga dia mi-imposer zavatra eo.
Ary maninona ise raha mba tonga omaly e?Aza eto no manao tezitra eo fa omaly nanalaka tsara ny dinidinika

14. sipagasy ( 01/10/2006 19:04)
sady isika koa ve moa manana "moyen fiable" ahazahoana hanatanterahana izany?????
15. diamondra27 ( 02/10/2006 06:08)
ka efa nazavainy ny antony tsy ahazoan'ny diaspora tsy afaka mifidy aty ivelany.

[u]Valiny:[/u
]
raha manana havana ianao dia asaivo mifidy azy na manohitra azy ny olona fantatrao any an-tanàna.

Ary maninona no 'zao nareo vao mi-reclame sy mila voatsihary @'izany nefa izay teo rehetra tsy nisy nanome alalàna ny diaspora hifidy, sa za no tsy maharaka?:oops:
16. Rainivao ( 02/10/2006 06:58)
Lagoon a! aza minomino foana intsony wa ianareo. Na inona na inona tian-dRa8 tanterahina eto amin'izao fintondrany izao dia vitany ny manao azy na handalo AN na tsia. Rehefa tsy tiany ny hanaovana azy dia formule standard io we tsy maintsy mandalo assemblée io.
17. prime ( 02/10/2006 10:38)
:wink::)
18. diamondra27 ( 02/10/2006 10:40)
prime::wink::);-)
19. prime ( 02/10/2006 11:25)
diams> ;-) ka izao anie e... oups... aleo aho tsy hanazava fa sao...:-P:-D:-D
20. raygasy ( 02/10/2006 13:34)
Azo tsapaina tanana kosa ny heviny e!marina fa efa programme t@ andro taloha ny fanatsara izay nataony nefa jereo fa mba misy azo raisina ny ataony e!avelao aloha hitoy dia minoa fotsiny ihany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1507