Ra8 sy ny diaspora androany.

21. diamondra27 ( 02/10/2006 16:37)
prime : euh, zany hoe zao zany an!, ny zava-bita moa zany de...reny efa voalazako ireny e!;-);-):-P

raygasy: ka zany ange ho'aho e!
22. tezitra ( 03/10/2006 10:37)
Laggon,sipagasy,diamondra27, henoy:moba ny droit de vote ny diaspora
1)lagoon (aza mino fotsiny ihany),
a)droit de vote=droit de l'individu selon la declaration universel de droit de l'homme,decret presidentiel dia afaka mifidy ny diaspora
b):ny president manana initiative de loi,afaka manolotra lalana ao @ assemblée,efa nanao izany tao @ assemblée ve izy? valiny non; sarkozy nanao izany ta@ lalana immigration, Bush t@ augmentation ny budget militaire,fitahan dra8 ianao satria ny niveau d'information-nao tsy ampy
2)sipagasy: raha ny andafy no tsisy fitaovana @ fifidianana izany imagine-vo ny any dago?
3)diamondra27: na nitaky na tsy nitaky ny droit de vote de diaspora t@ mpitondra teo aloha,dia izao ny vote dia droit,ny tsy nahazahoana izany t@ teo taloha no anisany nanesorana azy,ka aza averina ny diso teo aloha
23. diamondra27 ( 04/10/2006 08:45)
tezitra:evil::tsiky kely aloha e!:D

ka efa nanambara ihany izaho t@ dinika hafa teto momba an'io fa hoe: mila misoratra anarana @ ambassade daholo ny diaspora dia mangataka ny hi-vote, dia @izay no ahafahana manao fangatahana hoe:aleo izahay hi-vote

Le olona aza tsy hita hoe: gasy ao @ ambassade de ahoana no hanomezana azy alalàna hi-vote?
24. little ( 04/10/2006 12:04)
eeeeee! kay kay nareo gasy am-bavany fotsiny ko. Tsy misy mi-pointe ao @ Ambassade refa any an-dafy any ko. Mitomania ry taniko. Mampalahelo zany! zany tokoa ny hoe te ho vazaha! Mazotoa e!
25. diamondra27 ( 05/10/2006 08:37)
little: azo isaina @ ratsa-tanana hono ny manana carte consulaire
26. Simpona ( 05/10/2006 09:06)
sady isika koa ve moa manana "moyen fiable" ahazahoana hanatanterahana izany?????


Eo indrindra koa no mampanotany tena ahy, alaiko sary antsaina fotsn ahitsio aho raha diso:
Raha mifidy ny diaspora dia midika izany hoe manana zo hifidy daholo ny malagasy rehetra feno taona any amin'izay firenena misy masoivohon-tsika, ny fanisana sy ny trano fifidianana mila homanina amin'izany (mety tsy dia olana ngamba io) fa tsy maintsy hiantoka ny solotenany sy ny fikarakarana isaky ny teoram-pifidianana zany ny kandida tsirairay ary mety hampiakatra indray ny vola tokony aloany de ho avy indray ny hoe tsy mitovy ny chance fa wawawa, izao aza efa mampikaikaika ny sasany
27. tezitra ( 05/10/2006 14:31)
izao, simpona,diamondra,lagoon,sipagasy,etc...
- Fifidianana fokontany,maire,deputé,president... ny mpifidy de entre 40 à 60%, ka ny droit ny 1 te hifidy tsy tokony ho voasakany 100 adala tsy te hifidy
-Ny ambasady koa anie sady be mpiasa fa zara raha manao ny asa tokony ilain'ny diaspora, de tsy tonga any @ ambasady ny diaspora,ASIO DEPUTE DIASPORA MIHINTSY AZA DIA HOVAINTSIKA NY FIASA AO @ AMBASADY
-Ny diaspora frantsay no betsaka, mi-deplacer aty à frantsa ny manodidina, izany no fiasa @ ireny representant diplomatika ireny,
na ny any @ fokontany any dago,rehefa vitsy mpifidy ny village dia tsisy bureau de vote fa mi- se deplacer ny mponina
FIDIO AHO E!
28. ninonati ( 05/10/2006 21:57)
marinzane :-D:-D:lol::D:D:D sami mamoaka hevitra claire dahole OK
29. lagoon ( 05/10/2006 21:59)
Ity mba misy reportage kely sy sary hitako.

http://www.generation-gasy.com/index.php?option=com_content&task=view&id=30&Itemid=2
30. fijo ( 05/10/2006 22:19)
ary lery ary maninona no tsy sahy mankaty amin'ny sisiny e??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1214