Lehilahy eto France

1. reraka ( 05/10/2006 12:41)
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D
novalian'i henrie ny 06/02/2007 22:03
2. dolby ( 05/10/2006 13:05)
Mety aminao izy no ratsy fa amin'ny sasany izy tsara.
Fa izay efa manana angaha tsara daholo ? :-)

Raha azoko tsara izany dia mitady lelà celibataire tsara ianao ?
3. xxx ( 05/10/2006 13:48)
reraka:

Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D


bôgôsy ry zalahy saingy "reraka" mahita ny tavanao miforiporitra:x

4. Fiffi ( 05/10/2006 13:54)
reraka:
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D
ratsy daholo ahoana kay zany :?: :roll: sa ve i reraka manja loatra ka tsy ....misy mety @ nao ireo lhl ireo ?


5. cutie ( 05/10/2006 14:16)
lhl gasy ve zany sa vaza?
6. nanoukely ( 05/10/2006 14:24)
fa nga reraky ny nitady eh ratsy ahona aza ny lehilahy hono tsy mba ratsy zany asa kalou eh:D=)):-@
7. ramialy ( 05/10/2006 14:51)
Au contraire za mahita hoe nahazo volon-tany vazaha izy de lasa bogosy :-D:-D
8. fasaly ( 05/10/2006 14:55)
8)8)8)aon njay hono zany dinika zany e!:roll:
9. Tokinao ( 05/10/2006 16:54)
reraka:

Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D


valiny : satria mbola tsy nahita afa-tsy ny anadahinao angamba enao 'kno. :-D


10. cutie ( 05/10/2006 16:58)
tokinao:-D:-D:-D:-D:-D
11. andry08 ( 05/10/2006 17:54)
8O sao dia mila solomaso?
12. Fiffi ( 05/10/2006 18:11)
sa solomaso infra-rouge ? :-D:-D
13. reraka ( 05/10/2006 19:13)
cutie:

lhl gasy ve zany sa vaza?


lelà gasy zany e!
14. cutie ( 05/10/2006 19:24)
lelà gasy zany e!

hay ve e:lol::lol::lol:
No comment:-$
15. pissoa ( 05/10/2006 19:27)
Tokinao:

valiny : satria mbola tsy nahita afa-tsy ny anadahinao angamba enao 'kno. :-D

kay le =))=))=))
16. xxx ( 05/10/2006 19:52)
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!????


tsy misy olona ratsy izany fa samy @ zaka tiany io.

valiny : satria mbola tsy nahita afa-tsy ny anadahinao angamba enao 'kno.


oay,masiaka be koa ilay valiny an:-D
17. Fiffi ( 05/10/2006 19:56)
tsy masika zany eh! satria tsy mety kosa le hoe ny lhl rehetra eto frantsa ratsy be daholo !!!!
18. diamondra27 ( 05/10/2006 20:32)
tsy misy lhl tsara eo imasonao satria ianao "reraka"

za zao diamondra de mahita fa ny kofin'i sera² sady aty france manjabe , bogoss doly !lol



reraka kosa tsy miady zany négatis zany an
19. Fiffi ( 05/10/2006 20:59)
diamondra27:
tsy misy lhl tsara eo imasonao satria ianao "reraka"
za zao diamondra de mahita fa ny kofin'i sera² sady aty france manjabe , bogoss doly !lol
=D=D zay indrindra ! tena marina zany ! :) sady ry zalahy :) de ampy !


20. simplex ( 05/10/2006 21:04)
dolby:
Raha azoko tsara izany dia mitady lelà celibataire tsara ianao ?


tonga dia "a l'assaut" fa aza asiana andraso andraso zany e, porofoy aminy fa mety diso izy ;-):°):D:D

:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877