Lehilahy eto France
43. ramialy
(
07/10/2006 14:41)
gasy vo tonga hono e, raha vo tonga any aminareo dia efa folo hafatra ny olona hoe tandremo so miarahabahaba olona any fa lazain'ny olona hoe "gvt"
44. ramialy
(
07/10/2006 14:42)
gasy vo tonga hono e, raha vo tonga any aminareo dia efa folo hafatra ny olona hoe tandremo so miarahabahaba olona any fa lazain'ny olona hoe "gvt"
45. ramialy
(
07/10/2006 14:43)
gasy vo tonga hono e, raha vo tonga any aminareo dia efa folo hafatra ny olona hoe tandremo so miarahabahaba olona any fa lazain'ny olona hoe "gvt"
46. andry08
(
07/10/2006 15:15)
Hay! Dia handeha hiavona eo indray izany satria tsy gvt.
ramialy: misaotra:)
ramialy: misaotra:)
47. vale
(
07/10/2006 15:33)
Ouay, angaha ry reto mora ny mitady asa? zà nahalala zanaka procureur(any mcar) izay fa tonga taty ivelany izy dia iny alou ny hitany voalohany de nataony an, na dia nitavozavoza aza izy t@ 1° fa hainy tao ihany, avy eo izy moa rehefa nivaly ny nifanaraka t@ diplomany de niala izy fa rehefa hoe hitady ny haleha aty dia hitady fa tsy mila miaingitraingitra zany eeeeeh,..tena nidera anazy doly ny oul rehetra!!...( ary matetika wa ny tsy anin tsy anin foana no mpiavona hoa eh, hummmmmmmmmmmm, misy raha latera ty!!):-D:-D
49. xxx
(
07/10/2006 18:08)
:-D:-D:-D dia manin nefa raha gvt?:roll:ny mangalatra ihany no ratsy,ny makôsa aza tsy menatra manao ny asany:lol:
any italie izao oh de ny asa mamafa lalana sns, tsy omena ny vahiny mihintsy (satria asa mora tsy dia mandreraka nefa be sôsy) nefa ny aty france toa ny vahiny doly no manao anireny asa ireny? tsy mahagaga fa toetra nolovainy gasy t@ frantsay mpanambany io resaka gvt,gvt io! hihihi,:=))=))=))

52. dailynews
(
08/10/2006 19:40)
reraka:
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D
andray kosa!
54. kelly13
(
09/10/2006 13:04)
vale:
reraka> kanefa ny henoko indray dia hoe ny vhv gasy aty france ratsy doly :roll::-D, samy mifanaratsy izany koh!:lol:
lolll za tsy manaiky ho ratsy zany kle, hihihi!! za manjabeuuuu!!! hôhôhô!! (mandoka tena fa tsisy mpandoka ra kelly marina)
55. melody
(
09/10/2006 17:32)
xxx: ka enao koa aza miafina koa, izà aloha enao d asiko ny momba ahy, hihhhhhhhhh:-D
56. tywa68
(
09/10/2006 17:41)
Tsy ny lehilahy aty France no ratsy fa ny fijerinao azy zany satria na ny any Mcar aza dia mila tediavina hoe iza no tsara !!! asa zay any @ continents hafa ?? :-D:-D:-D Rehefa izy no tia misotro, mifoka sns dia maika tsy misy jerena !!
57. andry08
(
09/10/2006 18:11)
efa hoe"on n'est jamais si bien servi que par soi-même", marina ny anao ry kelly13
59. vale
(
11/10/2006 00:26)
tywa68:tywa: mety tsisy hisafidianana angamba:lol:
Tsy ny lehilahy aty France no ratsy fa ny fijerinao azy zany satria na ny any Mcar aza dia mila tediavina hoe iza no tsara !!! asa zay any @ continents hafa ?? :-D:-D:-D Rehefa izy no tia misotro, mifoka sns dia maika tsy misy jerena !!
60. xxx
(
11/10/2006 00:29)
melody:melody: :-D zah ra-xxx koh, xxx zany tsisy sexe koh:lol:
xxx: ka enao koa aza miafina koa, izà aloha enao d asiko ny momba ahy, hihhhhhhhhh:-D