Lehilahy eto France
23. diamondra27
(
06/10/2006 16:40)
simplex::roll::roll:,tonga de à l'assaut any aminao ve?
:?
fiffi :ié, zay mihitsy akia a!
milay be daholo ny bandy eto
:?
fiffi :ié, zay mihitsy akia a!
milay be daholo ny bandy eto
24. totofy
(
06/10/2006 17:28)
hhummm, tena "reraka" be za mieritreritra ny fanontanianao ry "reraka", fa aiza ho aiza kay ny misy anao é sô dé any amin' ny tany tsy misy kof....., efa tena nojerenao ve avy ambony , ankavia, ankavanana, avy ambany dé tena tsy nahita mintsy ve enao.... mba mahagaga ???
tena gasy mintsy ve no tianao ho lazaina é ? sô dé hafangaronao amin' ny hafa aza ... tsy gasy ngé lé bronzé beuuuu eny ambany tetezana ireny é ...sady tsy cloclo no anarany fa clodo....:wink::-D:-D:-D

25. melody
(
06/10/2006 18:18)
reraka: ity hijerevana azy, ny bandy bogosy ange akia mety ho tsara bika fotsiny fa mety ratsy totra e!(tsy ny rehetra io akory an!) En plus, raha bika fotsiny no hitiavandry na hiarahandry @ an, dia tsy aharitra ny fiarahanareo, 'superficiel' be izany. Ny gasy akia manja a, za raha vao hitsikiny bandy gasy tena tonga dia malemy ny lohaliko:wink:(l)
27. totofy
(
06/10/2006 18:23)
sô de mba "resaka" aza no tokony ps-nao fa tsy "reraka":lol::lol::lol::lol:
31. vale
(
06/10/2006 20:45)
reraka> kanefa ny henoko indray dia hoe ny vhv gasy aty france ratsy doly :roll::-D, samy mifanaratsy izany koh!:lol:
33. vale
(
06/10/2006 22:09)
:-D:-D:-D Fiffi
à l'assaut @ simplex ngamba zany,hihihihi:lol::lol::oops:
à l'assaut @ simplex ngamba zany,hihihihi:lol::lol::oops:
34. xxx
(
06/10/2006 22:11)
melody::roll:hay ve i melody "vavy" e:roll::°)
reraka: ity hijerevana azy, ny bandy bogosy ange akia mety ho tsara bika fotsiny fa mety ratsy totra e!(tsy ny rehetra io akory an!) En plus, raha bika fotsiny no hitiavandry na hiarahandry @ an, dia tsy aharitra ny fiarahanareo, 'superficiel' be izany. Ny gasy akia manja a, za raha vao hitsikiny bandy gasy tena tonga dia malemy ny lohaliko:wink:(l)
35. Fiffi
(
07/10/2006 08:51)
diamondra27:de jereo tsara ange rehefa tsy "reraka" intsony enao raha tsy hummmm eh!
tsy misy lhl tsara eo imasonao satria ianao "reraka"
36. colar
(
07/10/2006 09:18)
mety we tsy ratsy kosa no tokony ho noteneniny fa we miavonavona e,malaza ko mantsy zany hono an,tsy mahazo miarahaba hono fa tonga de oainina b ela we gvt,hahahhahha , arabaiko daol zay mifanena amiko fa tsy rarahako zany,tsy hampiova ny maha zaho ana zany
37. andry08
(
07/10/2006 11:27)
colar: miavonavona ahoana??gvt???Tsy azoko. Harabao daholo kanjo.
Fiffi:tsy misy ratsy na ny vehivavy na ny lehilahy eto fa ny fomba fijerin-drizareo no tsy azoko koa.
:*:*:*
Fiffi:tsy misy ratsy na ny vehivavy na ny lehilahy eto fa ny fomba fijerin-drizareo no tsy azoko koa.
:*:*:*
38. colar
(
07/10/2006 12:26)
de efa 10 taona b zao v no tany ry andry d tsy kopy an zany we gvt sy ny we kof miavona zany,hahahhha,efa manambady marina toi ka itako tsy kopy an zany,mbo anontanio anie ny sipa celibat e
40. ramialy
(
07/10/2006 13:53)
andry08:za ary mba mahafantatra an'izany:-D
colar: miavonavona ahoana??gvt???