Lehilahy eto France

61. xxx ( 11/10/2006 00:30)
Fiffi:


:)


62. Fiffi ( 11/10/2006 05:38)
63. ninih ( 11/10/2006 09:25)
:D ny gasy tsy ratsy na lahy na vavy kah, otrany hoe navahan\' ilay Nahary mintsy fa sady manja no bôgôsy beuuuuuuu!!!!!!! :wink:
64. Fiffi ( 11/10/2006 10:14)
=D=D=D
65. ninih ( 11/10/2006 13:00)
marina anie izany e! tsy manaratsy ny hafa akory sanatria a!
66. Fiffi ( 11/10/2006 16:26)
tena marina akia an! :)
67. mbaliana ( 12/10/2006 10:38)
manja be daholo zany nareo roa reo e...:lol::lol::lol:
68. prime ( 12/10/2006 11:37)
ouff...ela vao voavaky an... :-D
69. Fiffi ( 12/10/2006 13:30)
:-D
70. fijo ( 12/10/2006 21:58)
asa moa fa dia tsy nahita mihitsy i kala ,ka izay alehany,na ratsy marina ny bandy,na izy koroka
71. papounette ( 13/10/2006 15:42)
reraka:

Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D


Ratsy manao aôna alo fa tsy mazava?Ratsy tarehy ve sa ratsy bika sa ratsy fanahy sa innnnn?

72. Fiffi ( 13/10/2006 16:04)
de tsy hay intsony fa sady mahagaga no maha-talanjona an!
73. papounette ( 14/10/2006 08:06)
Fiffi:

de tsy hay intsony fa sady mahagaga no maha-talanjona an!

Za njay nefa Fiffi a,mahita an'reo bandy gasy célibataire avy any France reo mandalo aty Mada fa betsaka ny bôgosy(endrika,bika,fihaingo...etc)de gaga be a hoe maninnn reraka no miteny ratsy ny lhl célibataire any @nareo any.Hi!hi!hi!hi!:-*:-*:-*


74. Fiffi ( 14/10/2006 08:27)
papounette: f'ita hoa akia eh ? fa rehefa reraka kosa angamba de mahita ny zavatra rehetra ho ratsy ! tsy misy tsara fa ny tena ilain'i reraka angamba de ny maka aina tsara aloha de piositivéna ny fijery an'olona sady tena marina koh ange fa bogany ny bandy gasy eh! :):-*:-*:-*
75. wanted6 ( 17/10/2006 21:02)
salut
tsy misy olona ratsy zany na lahy na vavy fa mety hoe tsy mifanaraka @ le endrik'olona tadiavinao fotsin e! d courage d sokafy tsara ny maso fa ny tsara aminao tsy lavitra anao fa ianao no jamban'ny fitadiavana lavitra e!
76. Fiffi ( 19/10/2006 06:32)
tongasoa indray i wanted6 :)
77. ronaldo09 ( 23/10/2006 09:29)
Za lo mbola tsy nahita celibat ratsy e!Mety lazainao ho ratsy ry zalahy satria tsy misy manambotra anao !
N.B. Za aloha tsy any France e!
78. Fiffi ( 23/10/2006 13:52)
ka ozyhoe ny lhl aty frantsa hono :wink:
79. melody ( 23/10/2006 18:01)
xxx - slt, izao indray vao tonga - aiza no tsy hisy sex izany e, ny objet aza misy, le.... la .....=))=))
80. Fiffi ( 24/10/2006 09:14)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5417