Lehilahy eto France
87. prime
(
08/11/2006 13:48)
samy mahafoaka... iô iô
ts'isy mitsôka... iô iô...
oupss...
lasa mampianatra jerry marcos sisa prime le...:oops:
fiffi> am manaraka akia a...:*
ts'isy mitsôka... iô iô...
oupss...
lasa mampianatra jerry marcos sisa prime le...:oops:
fiffi> am manaraka akia a...:*
89. tovolahy007
(
09/11/2006 02:56)
Gravy ndray zany kle.Ialao ry zalahy ao de tongava aty @ tananay aty fa aty de iadiavana mitsy zany bandy mbola tsy manambady zany kle.Ary aty de mitombona mitsy le hoe ny lehilahy tsy mba ratsy zany e.Mifindra ry zalahy aty @ UNCLE SAM aty a.
90. Fiffi
(
09/11/2006 18:50)
UNCLE SAM :-D:-D de ho lasa uncle Sam daholo ve ny lhl avy eo ? :-D:-D:-D
91. paingotra
(
19/11/2006 08:55)
reraka:
Maninona kay ny lelà eto France zay mba célibat to ratsy daholo e!!!!???? :D:-D
dia izay efa misy tompony indray hindramina e
95. josvoh
(
17/01/2007 12:27)
Sarotra ny mitady lehilahy gasy! Rehefa mahita ianao ka sahaza anao ilay izy dia tazomy é:*
96. xxx
(
20/01/2007 12:10)
=D=D=D = Tsy voatazonao zany izy rehefa tsy te-hinjanona @nao :!::!::!:
Havadio ny pejy é!é!é!:-D:-D:-D
Efa nahitan'ny (l) mahasoa azy izy é! :} :} :}
Havadio ny pejy é!é!é!:-D:-D:-D
Efa nahitan'ny (l) mahasoa azy izy é! :} :} :}
97. henrie
(
05/02/2007 20:37)
ny anadahiko any france celibat bogany b kou , ratsy ahona ?:-D:-D:-D:-D mila mijery tsara zany nareo ....