Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........

1. misaina ( 05/10/2006 09:47)
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????
2. ANARIM ( 05/10/2006 10:44)
io tsy azo "generalizena" fa relatif b, asa ze vhv hafa any efa manambady fa zà klou tsy haiko na mora kôtina na tsia fa zà ndray refa tiako d iarahako d refa tsy tiako d tsy iarahako na ikoty fahazato faha arivo eo aza
3. mbaliana ( 05/10/2006 10:48)
za koa mba gaga.. rehefa tiana dia iarahana rehefa tsuy tiana dia tsy iarahana...
4. misaina ( 05/10/2006 11:05)
Anarim & Mbaliana : dia na firy na firy tianareo zany dia herahana foana??? ary aiza ny placen'ny vady @ zany!!dia mankaiza ilay fitiavana.
5. bitik ( 05/10/2006 11:06)
Kaiz daôl alou!lé iz zany misy sipa efa misokatra be ny sainy é, tsy lé mbôla milalao saribakoly é!sady fetsy izy rà mora kôtina zany an!:P
6. ANARIM ( 05/10/2006 11:09)
zà zao karazan'le tsy miandry kôtina fa refa misy maha"tara" ahy d kôtiko, raha mety izy d zakako refa tsy mety izy d tsy zakako
ny tsipihiko kely fotsiny angamba dia ny hoe misy ary tsy vitsy ny olona amin'izao fotoana izao no efa lasa superficielle b ka tsy resaka fifankatiavana no iarahana fa materiel sns ka rehefa itany fa hahatosika azy @ io lafiny io dia iarahany (maha"kôty" na maha"zaka" azy na tsy voatery ho tiany aza, na vhv io na lhl ry misaina an, zà tsy anisany
7. diamondra27 ( 05/10/2006 11:10)
misaina: mba hampazahoy @izany vhv mora kotina izany izahay ho an'ny anadahinay klé!=))=))
de aleo le celibany fa tsy le efa manambady no ataoko razobany.

Tena marina ve io lazain'i misaina io sa manao provoc fotsiny e!
8. ANARIM ( 05/10/2006 11:13)
misaina:

Anarim & Mbaliana : dia na firy na firy tianareo zany dia herahana foana??? ary aiza ny placen'ny vady @ zany!!dia mankaiza ilay fitiavana.


eny avy hatrany ny valiny saingy tsy midika mihitsy izany hoe tsy maintsy mihoatra ny 1 le isany @ io lazainao oe na firy na firy io an! rehefa tia ahy ka tiako d tena iainako miaraka aminy le fifankatiavanay!
9. mandrindra ( 05/10/2006 11:18)
izaho aloha bandy ka tsy hitako izay olana raha mora zaka ny sipa e. tsy aleo aza ve mora zaka dia tonga dia miresaka an'izay iarahana toa izay lany andro miblabla eo.
10. ANARIM ( 05/10/2006 11:20)
diamondra27:

misaina: mba hampazahoy @izany vhv mora kotina izany izahay ho an'ny anadahinay klé!=))=))
de aleo le celibany fa tsy le efa manambady no ataoko razobany.



diams : hahazo razobany fetsy zany toi d tandremo ranadahy sao mamono tena ao nefarany
11. diamondra27 ( 05/10/2006 11:40)
anarim: za mitsinjo lavitra fa raha mivaralila razobany de mahazo amiko =))=))
tondé tsy avela mivoaboaka intsony sao lasan'ny hafa
de alaina ny passeport-ny sao mitsoaka ihany koa manaraka vazah any =))=))=)) fa tsy manaraka an'i misaina
12. melody ( 05/10/2006 11:47)
Mpandefa : ANARIM [ Valio ] 05-10-2006 13:09:22
Lohateny : Re : Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........
zà zao karazan'le tsy miandry kôtina fa refa misy maha"tara" ahy d kôtiko, raha mety izy d zakako refa tsy mety izy d tsy zakako

iza koa mitovy amindry retsy ry anarim a:wink:
13. misaina ( 05/10/2006 11:48)
Mandrindra: tsy hain'elà fa mety sipan'elà koa anisany mora kotian'ny bandy dia tian' elà ve zany?? ny fo iray ihany,fa hainy ny mampizarazara azy, tsy hitan'elà ve letsy fa ny sipa zao lasa be fo nohon'ny bandy.
14. misaina ( 05/10/2006 11:51)
Anarim: azoko ny tianao lazaina , saingy ilay voady natao nivadiana , averina any @ ilay fanamasinana azy ve?? sa modiana tsy jerena!!
15. caprio ( 05/10/2006 11:56)
Ry misaina koa angamba sendra mba nahazaka kely vhv 2 na 3 nifanesy de lazaina fa ny vhv rehetra no mora kotiana,na koa ilay tsy mahazaka reny mintsy de menatra de mamorona izao rehetra izao,fa raha izaho aloha de tsy mino izany we ny vhv rehetra zany de ho mora kotiana daholo e,amiko de betsaka ny vhv mbola misaina sy tsy manaiky kotina mora zany
16. vakiniadiana ( 05/10/2006 12:00)
Ny mahavariana aza dia betsaka ny mikôty bandy :D .
Iza no mpikôty bandy ato fa za vonona avy hatrany :D
17. caprio ( 05/10/2006 12:04)
Tena hita mintsy isika we tanavo mahita zavatra fa zara aza misy an,ito serasera ito hilazana adalana sy atsanga tsy aman,orana sady @izay misy zavatra tsy misy dikany dia edina hevitra lava be eto ny mpananihany moa dia tsy lazaina hintsony na de hita aza fa resaka matotra no ataon,ilay olona eto de mbola misy hiany ireo manao sain-jaza sy mifananihany fotsiny tsy misy fanajana
18. xxx ( 05/10/2006 12:04)
Mba lainga koa zany e? Ianao kosa angamba no champion @ mpangala-badin'olona koa? Aza atao ao anaty kitapo iray ny vhv rehetra, fa zay nihanahana tany kosa angamba zany e!
19. caprio ( 05/10/2006 12:07)
vakiniadiana:aza mandainga letsy fa sipa manana olana izy na sipa ratsy matoa mikoty bandy zany fa aza be resaka eo an
20. caprio ( 05/10/2006 12:12)
Vakiniadia sy misaina:ataovy ao anatin,ny atidoan-lisany fa tsy misy sipa milay na tsara fitondran-tena ka hikoty an-lisany na haniry tandroka aza ny saka fa matoa izy mikoty an-lisany de misy zavatra hilainy zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2438